Rasoa Jolie Vente

Rasoa Jolie Vente Bon plan de vêtements et d'accessoires de mode pour grands et petits avec la QUALITÉ comme priorité.

Jardin Antaninarenina indray no fotoana antsikaSOLDE BE ATO FA TONGAVAJEREO NY PRIX FA TSY AHITA N'AIZA N'AIZA IANAREO
26/03/2026

Jardin Antaninarenina indray no fotoana antsika
SOLDE BE ATO FA TONGAVA
JEREO NY PRIX FA TSY AHITA N'AIZA N'AIZA IANAREO

Misaotra anareo mpanjifa nanaraka anay nandritry ity 2025 ity. 😊😊😊Tao ny mamy, tao ny mangidy fa tsy maninona izany fa f...
31/12/2025

Misaotra anareo mpanjifa nanaraka anay nandritry ity 2025 ity. 😊😊😊

Tao ny mamy, tao ny mangidy fa tsy maninona izany fa fomban'ny tany.💪💪💪

Mirary fahombiazana sy fahasalamana ho antsika rehetra mba ho afaka hiara hiriaria sy hiantsena eto foana 😁😁😁

Tsara ny manome noho ny mandrayAmin'izao Noely izao dia faly izahay teto Rasoa Jolie Vente sy RASOA JOLIE Handmade  nano...
13/12/2025

Tsara ny manome noho ny mandray
Amin'izao Noely izao dia faly izahay teto Rasoa Jolie Vente sy RASOA JOLIE Handmade nanolotra fanomezana ny ankizy tao amin'ny Akany Soavina Ambohimalaza
😍😍😍

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346060542

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasoa Jolie Vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share