27/07/2026
Coucou les crocheteuses! 🥰🥰
Iza no liana amin’ireto lot crochet keliko ireto ? 🤗
Miampy ilay trousse rose , création keliko t@zany fotoana izany 🥹❤️
‼️Lot iray ihany aloha no misy fa mbola manandrana fotsiny aho ka tohizako raha betsaka no liana.
🎁Prix cadeau: 35.000ar fotsiny izy rehetra ireo
👉🏻 Aza adino hatrany ny manaraka ny pejy fa hisy ny arrivage surprise maromaro ☺️