12/08/2024
Te HADIO TAREHY ve ianao? Hanala ireo Mony , panda , miketrona , main’ny masoandro , reraka , sns… izay rehetra manakona ny fahamanjana?
Mila PRODUIT NATUREL AZO ANTOKA manazava lokon’ny tarehy nefa tsy hanimba azy?
Efa misy ny CRÈME SUBLIME ankehitriny vahaolana ho anao ,aingam-piasa 🥰 CRÈME VITA MALAGASY
Vidiny tena Mirary ! Natao Takatrin’ny be sy ny Maro 🥰
Misy ihany koa ny Huile de coco pure NATURELLEMENT BELLE pressée à chaud tsy mitapoka , tsy misy produit ! Avy any Majunga 🥥🌴
🥥Misoroka ny vergeture ra hosorana mandritran’ny fitondrana vohoka sy rehefa teraka 🍒❤️
🥥Mety hanaovana Gommage tarehy (mapadio , mandina , malefaka , mahasalama oditava)
🥥Mitsabo volo
🥥Hosorana amin’ny zazakely
🥥Afaka hanaovana Massage
🥥GM : 7.000ar
🥥PM : 5.000ar
Découvrez "Sublime", notre crème éclatante qui transforme votre peau en un instant ! Sa formule innovante éclaircit, lisse et unifie votre teint tout en combattant les rides et les imperfections. Dites adieu aux points noirs et bonjour à une peau radieuse et parfaitement nette. Offrez à votre visage l'ultime soin pour une beauté instantanée. Ne manquez pas l'occasion de révéler votre éclat naturel avec Sublime !