24/06/2022
Tompokovavy isany, misy style maromaro afaka itondrana ny tee shirt.👕👚 Ireto amin'ny sary misy santionany 😊.
Avoay ilay tee shirt miglôbaka be andramose fetina matory fa mety 👕 Mody petahana anarana hoe oversize fotsiny dia lasa tendance e 😉
Aza adino fa izahay ato amin'ny Elia Confection dia manana tee shirt amin'ny lokony maro. 100% coton.
Refy S M L XL amin'ny sarany 12000 ar monja.
Azonao atao ihany koa ny manisy izay kisary na soratra tianao. Manampy kely fotsiny ianao amin'izay.
Afaka miditra mp raha mila fanazavana fanampiny.