Centrale d'achat des agripreneurs

Centrale d'achat des agripreneurs Produit naturel

Mivarotra huile essentielle ravintsara,mandravasarotra  sy karazany maro izahay a!
12/05/2025

Mivarotra huile essentielle ravintsara,mandravasarotra sy karazany maro izahay a!

🤩 RAVINTSARA 🌿
Dia tohin'ilay hoe manala ny ratsy rehetra @ fampiasana MANDRAVA SAROTRA, dia indro indray ny fisintomana ny TSARA REHETRA.
mitovy ihany ny fomba atao :
1. Mividy na mitango Ravintsara dia ampangotrahina, ary handrona...tsy fafana fa avela maina ho azy.
2. Mihosotra baume Ravintsara,
3. manao huile essentielle Ravintsara ao antrano na mievoka dia huille essentielle no ampiasaina.

Misintona ny onde tsara rehetra isika no tanjona.
💌 partager-o 💌

02/02/2025

Matsiro be...Sady mora atao

Efa misokatra Ho Antsika mpanjifa rehetra ny tsena ao @ la vallée Antsakaviro sy ao @  Parapharmacie Ambohimangakely! Ma...
16/04/2024

Efa misokatra Ho Antsika mpanjifa rehetra ny tsena ao @ la vallée Antsakaviro sy ao @ Parapharmacie Ambohimangakely!

Manasa Antsika hitsika sy hanjifa ny vokatry
Ny Grenary- ginger

Plus d'information
034 36 881 58

Promotion Saint VALENTINTsy mety maniry?? mihintsana ?? tsy mety lava ve ny volonao??? Ity ary ny vaha olana... Vokatra ...
03/02/2023

Promotion Saint VALENTIN
Tsy mety maniry?? mihintsana ?? tsy mety lava ve ny volonao???
Ity ary ny vaha olana...
Vokatra vita Malagasy ahitanao:
Sakamalaho, tongolo gasy, tongolo be, ravina goavy, vahona (gingembre, ails, oignons, feuilles de goyave, aloe vera)
Misy fanomezana hatolotra ireo rehetra mividy pack 1 =45 000ar.
Tolotra manakery hatramin'ny 14 février 2023

Ho antsika manana olana amin'ny fihintsanan'ny volo na volo tsy mety lava...Ity ny vaha olana ...vokatra natoraly vita a...
28/01/2023

Ho antsika manana olana amin'ny fihintsanan'ny volo na volo tsy mety lava...
Ity ny vaha olana ...vokatra natoraly vita amin'ny sakamalaho, tongolo gasy,tongolo be,ravina goavy,vahona (gingembre, ails,oignons, feuilles de goyave, aloe vera).
Misy SHAMPOING 500ml 15000ar SHAMPOING 250ml 10000ar, MASQUE 200gr 15 000ar,SÉRUM 30 ml 15 000ar.
EFA MARO NY NAHITA VOKATSOA Avy aminy koa aza tara ary eee...
Contact 034 36 881 58 na mp direct.

Shampoing sy masque vita avy amin'ny sakamalao,tongolo be,tongolo gasy,ravina goavy,vahonaNatao ho an'ireo volo mihitsan...
19/08/2022

Shampoing sy masque vita avy amin'ny sakamalao,tongolo be,tongolo gasy,ravina goavy,vahona
Natao ho an'ireo volo mihitsana sy tsy dia maniry 💁 mampaniry volo be🙋
raha mahaliana anao dia tongava ety namontana arret mpompe 😍

Hita ato aminay daholo ny karazana huile essentielle maro beMisy shampoing sy masque ary seruim vita amin'ny sakamalaho,...
18/08/2022

Hita ato aminay daholo ny karazana huile essentielle maro be
Misy shampoing sy masque ary seruim vita amin'ny sakamalaho,tongolo,vahona sy ravina goavy 🍀
ety NAMONTANA akaikn trano be🙌

Tongava mitsidika ny centrale d'achat des agripreneurs ety Namontana eto amin'ny atelier ELDORADO ☺Ahitanao ireo vokatra...
16/08/2022

Tongava mitsidika ny centrale d'achat des agripreneurs ety Namontana eto amin'ny atelier ELDORADO ☺
Ahitanao ireo vokatra natoraly rehetra sy ireo karazana huile essentielle rehetra ary ny vanille sy girofle 🙌

Address

Namontana Arrêt Pompe
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261343688158

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centrale d'achat des agripreneurs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Centrale d'achat des agripreneurs:

Shortcuts

Share