Simplicité et StYle

Simplicité et StYle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Simplicité et StYle, Shopping & retail, Antananarivo.

𝗣𝗢𝗨𝗕𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗠𝗜𝗛𝗔𝗝𝗔 𝗕𝗘 𝗧𝗬          Prix:70 000AR 50L                  55 000AR 25L                  35 000AR 12LCouleur : NO...
06/09/2026

𝗣𝗢𝗨𝗕𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗠𝗜𝗛𝗔𝗝𝗔 𝗕𝗘 𝗧𝗬
Prix:70 000AR 50L
55 000AR 25L
35 000AR 12L
Couleur : NOIR
Habe misy : 12L / 25L / 50L
Poubelle style moderne, natao hahamora ny fiainana andavanandro
Tsotra nefa classy, mety amin’ny trano sy toeram-piasana.
Mora sokafana kely, mora hariana fako,mora Kely mampiasa azy tsy manasaro-javatra
Plastique matevina sady maharitra,tsy mora vaky na menjera aza,mihaja be
Tsy mivoaka ny fofona ra fako misy.potikanina fa mihidy tsara mihintsy
Mora diovina ary tsy manahirana mihintsy
Mety tsara atao ao amin’ny cuisine, salle de bain, bureau, boutique sns
Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

01/08/2026

LIQUIDATION BE 50 000AR FOTSINY DEFA MAHAZO ÉTAGÈRES TOILETTES MATANJAKA BE MIHINTSY
Araraoty fa 50 000ar monja defa mahazo étagères toilettes matanjaka be;mafy be;tsy mora tapaka;tsy arafesina;mazaka etana maro be toin'ny serviette; shampoing; papiers hygiénique; parfum sy izay karazana etana sy kojakoja maro isan-karazany ilaina ao amin'ny toilettes
Mandalo tsara sy mora fa aza tara izay 50 tonga voaloany iany sisa no mahazo;araraoty fa 50 000ar fotsiny au lieu de 70 000ar;fanlmezana be tsy mbola nisy otrity fa araraoty
Vice daolo fixation any amin'ilay mafy tsara tsy mora tapaka sy tsy mora mitsaoka
VAOVAO DÈMONTABLE SOUS CARTON
Lokony FOTSY daolo amin'ilay mihaja be
Manao livraison mandefa aminy faritra
034 75 471 18/033 46 768 35
Mp aingana sao tara eo enao

30/07/2026

✨ PROMO PLUMEAU MICROFIBRE TÉLESCOPIQUE ✨
Vahaolana tsotra hanalana vovoka amin'ny toerana rehetra!
✅ 20 000 Ar ihany ny 2 PCS
✅ Tahony INOX azo halavaina (télescopique)
✅ Loha microfibre malefaka, misintona vovoka tsara
✅ Mora sasana ary azo ampiasaina imbetsaka
✅ Mety amin'ny plafond, ventilateur, rideaux, armoire, TV, fanaka, fiara, sy ny maro hafa.
Manao livraison eto Antananarivo ary mandefa any amin'ny faritra rehetra.
Commande:
034 75 471 18
033 46 768 35
Vidiny PROMO: 20 000 Ar ny 2 PCS

🔥🌿 PROMO – CHAISE PLIANTE D'EXTÉRIEUR 🌿🔥💰 Prix : 65 000 Ar seulement✨ Offrez-vous plus de confort pour vos moments de dé...
18/07/2026

🔥🌿 PROMO – CHAISE PLIANTE D'EXTÉRIEUR 🌿🔥
💰 Prix : 65 000 Ar seulement
✨ Offrez-vous plus de confort pour vos moments de détente !
Cette chaise pliante est idéale pour : 🏡 Le jardin ☀️ La terrasse 🌿 Le balcon 🎉 Les pique-niques, sorties et réunions en famille
✅ Structure métallique robuste
✅ Supporte jusqu'à 150 kg
✅ Très confortable
✅ Pliable et facile à ranger
✅ Livrée avec un sac de transport pratique
✅ Coloris disponibles : Beige et Noir
💯 Un excellent choix pour la maison, le camping ou les vacances !
📞 Commandez dès maintenant : 0347547118 / 0334676835
🚚 Livraison disponible à Antananarivo et expédition dans toutes les régions de Madagascar.

🚨❌ TAPIS DE BAIN ANTIDÉRAPANT ❌🚨                  PRIX SPÉCIAL                          25.000Ar ny 1 isa               ...
26/05/2026

🚨❌ TAPIS DE BAIN ANTIDÉRAPANT ❌🚨
PRIX SPÉCIAL
25.000Ar ny 1 isa
35.000Ar ny 2 isa
Couleur: bleu;rose;marron
Mampahazo aina sady miaro tsy ho solafaka ao anaty do**he
✅ PVC doux tena malefaka
✅ Tsy mitsoaka noho ny ventouse matanjaka
✅ Manome massage kely ny tongotra 👣
✅ Tsy mora mitahiry loto
✅ Mety amin’ny salle de bain rehetra 🚿
Tsy matahotra hianjera intsony rehefa mandro
Livraison Tana & Province
Mp raha hanao commande
Antsoy avy hatrany fa voafetra ny stock

🔥🛏️ ARRIVAGE VAOVAO – LIT PICOT CONFORT PREMIUM 🛏️🔥            👉PRIX:400 000AR(Vaovao tanteraka – mbola sous cartons)🥰 M...
17/05/2026

🔥🛏️ ARRIVAGE VAOVAO – LIT PICOT CONFORT PREMIUM 🛏️🔥
👉PRIX:400 000AR
(Vaovao tanteraka – mbola sous cartons)
🥰 Makamaka aina sady mihaja,efa misy coussin miaraka,amin'ilay mampahazo aina tsara
💪 Mafy, mateza,mahazaka olona 100kg mahery
🏡 Mety amin’ny toerana rehetra: ao an-trano, birao, tokotany sns
😴 Misy fanohanana hatoka sy lamosina,afaka itsotsorana tsara, azo atoriana,azo ipetrahina akana aina tsara refa le reradreraka iny
🧳 Mora aforitra, mora entina,tsy manahirana mihitsy,tsy mibahana toerana
Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any amin’ny faritra

TAPIS FOURRURE SUPER DOUCE – 10/10 ✨       Grenat/violet Dimensions & Prix :▪️ 1m60 / 2m30 →90  000Ar▪️ 1m40 / 2m → 80 0...
29/04/2026

TAPIS FOURRURE SUPER DOUCE – 10/10 ✨
Grenat/violet
Dimensions & Prix :
▪️ 1m60 / 2m30 →90 000Ar
▪️ 1m40 / 2m → 80 000Ar
▪️ 1m20 / 1m60 → 60 000Ar
🎨 Couleurs disponibles :
Gris / Blanc / Beige / Jaune poussin / Grenat/Rose/Violet
Ataovy mafana sy manja ny efitranonao 🤍
✔️ Kalitao 10/10
Tapis malefaka be, épais ary dense, tena mety amin’ny décoration moderne!
✔️ Super douce & confortable
✔️ Grande surface
✔️ Style moderne – parfait ho an’ny chambre sy salon
🚚 Manao livraison manerana ny faritra
📞 034 75 471 18 / 033 46 768 35
📦 Stock limité – aza tara!
📩 Mandefasa message raha haka na hanontany
👉 Ataovy cosy sy élégant ny tranonao miaraka amin’ity tapis ity 😍

⛔  ARRIVAGE BOÎTE DE RANGEMENT⛔                🔴PRIX:35 000AR           Sous carton/5pièce :▪️ 1400ml▪️ 960ml▪️ 720ml▪️ ...
26/04/2026

⛔ ARRIVAGE BOÎTE DE RANGEMENT⛔
🔴PRIX:35 000AR
Sous carton/5pièce :
▪️ 1400ml
▪️ 960ml
▪️ 720ml
▪️ 480ml
▪️ 300ml
Ho an’izay tsy nahazo teo aloha dia aza tara 😊
Tena mamii loatra sady pratique be ho an’ny cuisine sy rangement isan’andro
✔️ Mety amin’ny fitahirizana sakafo
✔️ Madio sy mora ampiasaina
✔️ Design tsara sy mateza
📩 Jp pour confirmer la commande
🚚 Livraison Tana & Province
📞 034 75 471 18 / 033 46 768 35
⚡ Stock limité – aza tara mihitsy!

🔥🔥VENTILATEUR À PIED EUROBAT MATANJAKA BEUUU  🔥🔥         👉PRIX: 5️⃣5️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣AR fotsiny 😱👉 Raha tokony ho 110.000Ar ❗...
23/03/2026

🔥🔥VENTILATEUR À PIED EUROBAT MATANJAKA BEUUU 🔥🔥
👉PRIX: 5️⃣5️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣AR fotsiny 😱
👉 Raha tokony ho 110.000Ar ❗
⚡ Marque : EUROBAT
☄️Araraoty fa mandalo tsara sy mora
🔌 Mandeha amin’ny courant (herinaratra)
🌬️ Lehibe tsara no mahery tsara rivotra avokany;mahazaka trano lehibe
✔️ Mampangatsiatsiaka tsara amin’izao andro mafana izao
✔️ Mety tsara ho an’ny trano, birao na magasin
Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

🛒☄️ CHARIOT DE RANGEMENT ROND AVEC ROULETTES 🔥               💰 PRIX : 190 000 AR        Haavo : 64,5 cm🏠 Mety amin’ny: c...
16/03/2026

🛒☄️ CHARIOT DE RANGEMENT ROND AVEC ROULETTES 🔥
💰 PRIX : 190 000 AR
Haavo : 64,5 cm
🏠 Mety amin’ny: cuisine • salon • chambre
Tena pratique sy moderne ity chariot ity! Afaka ampiasaina hitahirizana voankazo, snacks, na entana ao an-dakozia sy salon.
✨ Design rond (boribory) tsara tarehy
✨ Étagère rond 3 lehibe ahafahana mandamina entana tsara
✨ Misy roulettes ka mora afindra na aiza na aiza
✨ Vy mafy sy mateza tsy mora simba;tsy mora tapaka;tsy harafesina na lena aza
🏠 Mety amin’ny: cuisine • salon • chambre
🚚 Livraison tana /province
📩 Alefaso message dieny izao hanaovana commande
034 75 471 18/033 46 768 35

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Simplicité et StYle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share