Grit Born to Fight

Grit Born to Fight "Born to Fight

06/08/2026

miseo maleo-tena dia mamono renyοΏ½οΏ½

πŸ“ FANONTANIANA KELY HO AN'NY MPIOMPY AKOHO SY NY MPANKAFY AKOHO MPIADY πŸ“Ela ihany zay no nieritreretako an'ity...πŸ‘‰ Raha ...
17/06/2026

πŸ“ FANONTANIANA KELY HO AN'NY MPIOMPY AKOHO SY NY MPANKAFY AKOHO MPIADY πŸ“
Ela ihany zay no nieritreretako an'ity...
πŸ‘‰ Raha mbola kely ny akoho dia efa apiadina amin'ny namany, azo lazaina ve fa efa VAKIN'ADY izy?
Sa...
πŸ‘‰ Rehefa manomboka maneno sy efa tena lahy tanteraka izy vao apiadina, dia izay vao azo antsoina hoe VAKIN'ADY?
Ny sasany milaza hoe: βœ”οΈ Raha vao efa nampiady dia vakin'ady.
Ny hafa indray milaza hoe: βœ”οΈ Tsy mbola vakin'ady raha tsy efa lehibe sy tena niady.
πŸ€” Ary ianareo kosa manao ahoana ny fahafantaranareo azy?
"Rahoviana marina no azo antsoina hoe VAKIN'ADY ny akoho?"
πŸ‘‡ Avelao ao anaty commentaires ny hevitrareo sy ny traikefanareo. Hojerentsika hoe iza no tena akaiky ny marina! πŸ˜πŸ“πŸ”₯

πŸ“πŸ”₯ "Ela vao lehibe..." hoy ny olona.Fa ny fanontaniana amiko dia tsotra :πŸ‘‰ Rehefa lehibe izy, tena  zavatra ve sa tsia?S...
16/06/2026

πŸ“πŸ”₯ "Ela vao lehibe..." hoy ny olona.
Fa ny fanontaniana amiko dia tsotra :
πŸ‘‰ Rehefa lehibe izy, tena zavatra ve sa tsia?
Satria ny fotoana sy vola very dia tsy miverina intsony.
Izay no mahatonga ahy aleo maka akoho : βœ… Fantatra ny ra βœ… Fantatra ny taranaka βœ… Efa hita ny vokatra
πŸ’¬ Ary ianareo? Aiza no misy source tena matoky ho an'ny akoho mpiady?
πŸ‘‡ Zarao ao anaty commentaires fa betsaka no mitady fa matahotra ho voafitaka. πŸ”₯πŸ“

"Tsika olona mpampiady akoho fa indraindray ko tsika apiadin'ny Akoho🀣"
09/06/2026

"Tsika olona mpampiady akoho fa indraindray ko tsika apiadin'ny Akoho🀣"

Address

Antananarivo

Telephone

+261325031420

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grit Born to Fight posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share