Shop en ligne

Shop en ligne Kely no hiandohanao fa ho lehibe indrindra no hiafaranao♥️

034 45 782 75
034 87 172 52

Vente des produits de bonnes qualités et prix adorables🥰

TENA HOE PRIX CADEAUX BE ITY🥰18.000 AR 💥👌❤️ MANAO LIVRAISON :3000 AR tongava dia mp ary 🔥bisouu daholy oh😘😘😘
04/12/2025

TENA HOE PRIX CADEAUX BE ITY🥰
18.000 AR 💥👌❤️
MANAO LIVRAISON :3000 AR
tongava dia mp ary 🔥
bisouu daholy oh😘😘😘

🎉Promotion Noel🎄❌20.000 ar ❌ Sac FripJereo izay tiana dia tongava malaky Mp🥰
25/11/2025

🎉Promotion Noel🎄
❌20.000 ar ❌ Sac Frip
Jereo izay tiana dia tongava malaky Mp🥰

31/10/2025

Arabaina daholo ireto nahazo crédit ireto🎉

Ireo tsara vintana sy nahafeno fepetra :
Rayad Gand
Aliciah Steffie
Minou Minouh
Meva Nanie
Tsutsuh Ras
Ny Aina Fy
Ravo Ny Aina
Mendrika Hasambarana
Niriantsoa Princia Rav
Sandra Rasoamampahery
Emmã Steffy
Françoise Faniriantsoa
Lanto
Nomen Tsou

Mankasitra indrindra tamin'ny fandraisana anjara reto aa🫶dia aza miala amin'ny pejy a fa misy kilalao mafinaritra be foana hiarahatsika manao eto♥️🥰

Arrivage sac frip❤️✨️Mora nefa tsaraa pas plus de 30.000 ar🫶🤎🤎 détails sur chaque photos 💗💗💗 tongava MP raha misy mahali...
31/10/2025

Arrivage sac frip❤️✨️
Mora nefa tsaraa pas plus de 30.000 ar🫶🤎🤎
détails sur chaque photos 💗💗💗
tongava MP raha misy mahaliana anao aryyy oh🤩

30/10/2025

Bonsoir daholo isika ato am pejy🥰
Tsy maninona ve raha ahemotra rapitso am 14h ny tirage reto☺️
Amin'zay koa mbola afaka mandray anjara ny namantsika sasany zay mbola tsy nahazo🥰
Afaka mbola mi-mentionnée namana fona izay efa ao🥰
Mankasitraka mialoha♥️

Ela tsy niona tsika teto am Page🥰Ndao asitsika jeux kely ary ee🎉👉Olona 15 be zao no ho tsara vintana amin'ireto crédit i...
28/10/2025

Ela tsy niona tsika teto am Page🥰
Ndao asitsika jeux kely ary ee🎉
👉Olona 15 be zao no ho tsara vintana amin'ireto crédit ireto ka aza taraaaaa😊
Ireto ary ny conditions atsika e :
1) Abonneo ny page + capture ao am coms
2) Mentionneo namana 5 ao am coms iabonnee ny page-tsika 😍
3) Partage am groupe 5 ity pub ity + capture mp

✨Jeudi soir miona am tirage,izay mahafeno conditions rehetra no mahazo aaa🥰🥰
Bonne chance daholo eeee🥰🥰

kapa hoditra 🥰 , tena mafy sady tsara 😎afaka manao comande ianao; manomboka pointure 35 a 41 🥰 prix: 35 000 ar ; manao c...
23/07/2024

kapa hoditra 🥰 , tena mafy sady tsara 😎afaka manao comande ianao; manomboka pointure 35 a 41 🥰 prix: 35 000 ar ; manao comande 1 semaine avant ianao @ 0342136698

Address

Androndra
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share