Kiraron'i Dim

Kiraron'i Dim Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiraron'i Dim, Shopping & retail, Antananarivo.

❤️
08/09/2022

❤️

Vaovao AJ 3 Retro cuir ⛹️‍♂️Air Jordan 3 ato amin'i Radim 🏀 sady en cuir 🤗Black Cement, Pine Green, Red Cement, Georgeto...
08/09/2022

Vaovao AJ 3 Retro cuir ⛹️‍♂️
Air Jordan 3 ato amin'i Radim 🏀 sady en cuir 🤗

Black Cement, Pine Green, Red Cement, Georgetown, Cement Grey, Racer Blue, Rust Pink, Sport Blue ary UNC

Misy pointure 36 hatramin'ny 43 👟
Amin'ny vidiny 135.000Ar monja 👍

01/09/2022

Tsara izany kiraron'ilay mpilalaon'ny FC Barcelona vaovao izany, iny izao ilay Blazer Blue Low misy pointure 37 hatramin'ny 44 ato amin'i Radim 🤗

Salanitra e 👋Ireto ary ny kiraro misy amin'izao ato amin'i Radim.✨ Converse All Star : Blanche, Noire et blanche, Jaune,...
29/08/2022

Salanitra e 👋
Ireto ary ny kiraro misy amin'izao ato amin'i Radim.
✨ Converse All Star : Blanche, Noire et blanche, Jaune, Bleu marine, Noire unie, Bordeaux.
✅ Af1 : Blanche, Valentine's Day, G-Dragon
⚫ Superstar
🐝 Gucci Black
🔥 Blazer

Afaka tonga dia mandefa message avy hatrany 📩

Ny kiraron'i Dim moa dia à livrer avokoa amin'ny sarany 3.000Ar - 4.000Ar 🚲

Kiraron'i Dim amin'ity volana Jolay ity 🤗Kiraro hitondra tsikitsiky ho anao.Misy All Star ⭐, Chuck 70 🏀 AF1 ✈️ ary Super...
04/07/2022

Kiraron'i Dim amin'ity volana Jolay ity 🤗
Kiraro hitondra tsikitsiky ho anao.

Misy All Star ⭐, Chuck 70 🏀 AF1 ✈️ ary Superstar 🤩
Manasa anao handefa MP Avy hatrany 🤗
Ny kiraro moa dia atao "livraison" avokoa amin'ny sarany 3.000Ar hatramin'ny 4.000Ar. 🚚

Kiraro mainty indray ⚫▪️AF1 Black High (Cuir) : 36, 37, 38, 39Amin'ny vidiny 105.000Ar▪️Superstar Black (Cuir) : 36, 37,...
04/07/2022

Kiraro mainty indray ⚫
▪️AF1 Black High (Cuir) : 36, 37, 38, 39
Amin'ny vidiny 105.000Ar
▪️Superstar Black (Cuir) : 36, 37, 38, 39, 40, 41, 42
Amin'ny vidiny 80.000Ar

Afaka tonga dia mandefa MP avy hatrany ianao.

Maro be ianareo no nitady ilay Converse Chuck na ilay tsotra ✨Dia indro aza averina amintsika ireo Converse mbola misy a...
01/07/2022

Maro be ianareo no nitady ilay Converse Chuck na ilay tsotra ✨
Dia indro aza averina amintsika ireo Converse mbola misy ato amin'i Radim 👟
Arakaraka ny loko sisa ny pointure misy 😄
Ny Chuck dia 35.000Ar
Ny tsotra 25.000Ar

Miarahaba e 👟Ho antsika izay tia style somary Vintage 💛 dia efa tonga ireto Chuck 70 ireto.🔵 Bleu🍷Wine Bordeaux🌷Vintage ...
17/06/2022

Miarahaba e 👟
Ho antsika izay tia style somary Vintage 💛 dia efa tonga ireto Chuck 70 ireto.
🔵 Bleu
🍷Wine Bordeaux
🌷Vintage Pink
⚫ Black & White

Amin'ny vidiny 35.000Ar monja 🤗

Ny livraison dia 3.000Ar - 4.000Ar 🚚

Omeo All Star i Neny amin'izao fetin'ny Reny izao 🤱Amin'ny vidiny 25.000Ar monja dia efa manome hafaliana an'i Neny ❤️
27/05/2022

Omeo All Star i Neny amin'izao fetin'ny Reny izao 🤱
Amin'ny vidiny 25.000Ar monja dia efa manome hafaliana an'i Neny ❤️

Izany indray ny AF1 ato amin'i Radim 🔥✅ Sail Mystic Green-Light Blue✅ Script Swoosh✅ Sail Chrome Black✅ Sail VandalizedI...
18/05/2022

Izany indray ny AF1 ato amin'i Radim 🔥
✅ Sail Mystic Green-Light Blue
✅ Script Swoosh
✅ Sail Chrome Black
✅ Sail Vandalized

Ireo AF1 ireo dia en cuir avokoa 👌

Ny vidiny moa dia 110.000Ar avoko.
Vonjivonjeo fa vitsivitsy 🤫

NB : Arakaraka ny kiraro no mety hisian'ny pointure na tsia ☺️

Salanitra e 🥳Ireto indray ny kiraron'i Dim amin'izao 👟Misy arrivages AF1 ao toy ny Sail Mystic sy ny Script Swoosh 🏀Ny k...
17/05/2022

Salanitra e 🥳
Ireto indray ny kiraron'i Dim amin'izao 👟
Misy arrivages AF1 ao toy ny Sail Mystic sy ny Script Swoosh 🏀
Ny kiraron'i Radim moa dia à livrer avokoa ary afaka mandefa MP avy hatrany ianao dia aterina ny kiraronao 🚴‍♂️

Ny AF1 moa dia "cuir" ary somary vitsy fa araraoty ⚠️

Address

Antananarivo

Telephone

+261327711488

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiraron'i Dim posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share