21/04/2025
~π²π¬~
Elaela tsy nitafa teto isika izay !
Mbola manomana zavatra hoanareo izahay Γ©quipe an'i ShΙpika ππ¦ π‘. fa tsy hoe nandalo dia niserana akory sanatria π€«
Efa hoavy izao ny ririnina ka efa andalana hikarakarana izay rehetra mety ilainareo amin'izany pΓ©riode izany izahay βοΈβ
Izay mety mahaliana anareo mihitsy e :
Manteaux, bottes, bonnets, gants, etc.
π’π§₯π§€...
Sa hoe ahoana ? π
Aza miala lavitra ny pejy ary e π