Première qualité:Huile Coco extra vierge,Pression à froid

Première qualité:Huile Coco extra vierge,Pression à froid Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Première qualité:Huile Coco extra vierge,Pression à froid, Shopping & retail, Antananarivo.

Asio j'aime ny Page tsika.Huile Coco Pressée à froid extra vierge no atolotray ho anareo,tsy misy fofona,madio tsara,fotsy be,azo antoka 100%.mety amin'ny rehetra.manasa anao hanjifa tompoko.

Salama e !PROMOTIONAza tara intsony raha mbola tsy nanandrana ny huile Coco anay ianao.Promotion ity huile Coco extra vi...
28/05/2022

Salama e !

PROMOTION

Aza tara intsony raha mbola tsy nanandrana ny huile Coco anay ianao.

Promotion ity huile Coco extra vierge amin'ny bocal 100ml ity.

Azonao ampiasaina izy:
Amin'ny zazakely,mitsabo sy manatsara ny volo, manamandina hoditra indrindra amin'izao ririnina izao,mety be amin'ny Tarehy.
Azo atao amin'ny Sakafo.
Mitondra fahasalamana...

Raha hanao commande ianao dia midira mp: alefaso ao ny contact sy ny toerana misy anao.

Mandefa faritra ary manao livraison.

Commande J-1

Contact : 032 22 416 99

Prix: 12.000ar

HUILE COCO PREMIERE QUALITE : Premier pression à froid,extra vierge.Bienfaits:-Tonifie et redonne de l'éclat à la peau-P...
15/05/2022

HUILE COCO PREMIERE QUALITE : Premier pression à froid,extra vierge.

Bienfaits:

-Tonifie et redonne de l'éclat à la peau
-Prévient l'apparition des vergetures
-Lutte contre le vieillissement de la peau
-huile idéal pour les bébés (très conseillé)
-Apaise les irritations cutanées
-Nettoie et démaquille le visage
-Hydrate la peau
-Rend la chevelure brillante
-Répare en profondeur les cheveux secs,abîmés ou crépus.
-Nourrit le cuir chevelu et favorise la repousse.
-Riche en vitamine E,K et en fer
-Stimule le système immunitaire
-Equilibre le sucre dans le sang
-Antioxydant,Anti-bactérien
-Soulage les douleurs menstruels
-Régulateur Hormonal
-Aide à perdre du poids
-Facilite la digestion
-Réduit le cholestérol

Disponible en format: 50ml,100ml,200ml (bocal en verre)

Plus des renseignements;
Pour commander
contact:
0322241699 ou MP direct (Votre contact + lieu de Livraison)

HUILE COCO PREMIERE QUALITE : Premier pression à froid,extra vierge.Bienfaits:-Tonifie et redonne de l'éclat à la peau-P...
15/05/2022

HUILE COCO PREMIERE QUALITE : Premier pression à froid,extra vierge.

Bienfaits:

-Tonifie et redonne de l'éclat à la peau
-Prévient l'apparition des vergetures
-Lutte contre le vieillissement de la peau
-huile idéal pour les bébés (très conseillé)
-Apaise les irritations cutanées
-Nettoie et démaquille le visage
-Hydrate la peau
-Rend la chevelure brillante
-Répare en profondeur les cheveux secs,abîmés ou crépus.
-Nourrit le cuir chevelu et favorise la repousse.
-Riche en vitamine E,K et en fer
-Stimule le système immunitaire
-Equilibre le sucre dans le sang
-Antioxydant,Anti-bactérien
-Soulage les douleurs menstruels
-Régulateur Hormonal
-Aide à perdre du poids
-Facilite la digestion
-Réduit le cholestérol

Disponible en format: 50ml,100ml,200ml (bocal en verre)

Plus des renseignements;
Pour commander
contact:
0322241699 ou MP direct (Votre contact + lieu de Livraison)

PROMOTION BE (Tolotra voafetra ihany ka aza tara)HUILE COCO EXTRA VIERGENy qualité tena tsara indrindra izy ireto.-Malef...
24/03/2022

PROMOTION BE

(Tolotra voafetra ihany ka aza tara)

HUILE COCO EXTRA VIERGE
Ny qualité tena tsara indrindra izy ireto.
-Malefaka tena malefaka loatra ny fofony no sady transparent tsara rehefa mitsonika ary fotsy tsara rehefa mivaingana.
-Madio tena madio.
-Azo atao amin'ny Sakafo
-Mety amin'ny zazakely
-Manadio Tarehy
-Mitsabo ny Volo
-Mety hanadiovana nify
-tsara be hoany hoditra
-Manatsara ny taova ao anaty
-Mampiakatra ny hery fiarovana
-Tsy misy cholesterol ...

Vidiny:

50ml: 6.000ar amin'izao raha 8.000ar no tena vidiny.

100ml: 10.000ar amin'izao raha 13.000ar no tena vidiny.

200ml: 20.000ar amin'izao raha 25.000ar no tena vidiny.

500ml: 50.000ar amin'izao raha 55.000ar no tena vidiny.

Livraison isan'andro.(A partir 2.000ar)
Commande 24h mialoha.

Contact: 034 33 146 16

Ny Qualité tena tsara indrindra no omenay anao.HUILE COCO EXTRA VIERGE:Mba handramo ny huile Coco extra vierge izay voka...
13/11/2021

Ny Qualité tena tsara indrindra no omenay anao.
HUILE COCO EXTRA VIERGE:

Mba handramo ny huile Coco extra vierge izay vokarinay fa ho afa-po ianao.

Maro be ny vokatsoa azonao aminy (Azo atao fanafody,mety hikolokoloina vatana sns...)

Alefanay ao commentaire ireo soa maro be azo avy amin'ny huile Coco Extra vierge.
Tarif:
50ml: 8.000ar
100ml: 13.000ar
200ml: 25.000ar
500ml: 55.000ar

Commande: sur mp+Lieu et contact
Contact: 034 64 335 57

Promotion:Huile Coco extra vierge en bocal 50ml:7.000arManasa anao fa tsara qualité ny huile Coco extra vierge pressée à...
14/10/2021

Promotion:

Huile Coco extra vierge en bocal 50ml:
7.000ar
Manasa anao fa tsara qualité ny huile Coco extra vierge pressée à Froid ato aminay.
Mandefasa commande ao amin'ny mp miampy contact sy toerana.

Livraison: A partir de 2.000ar

HUILE COCO EXTRA VIERGE: Pression à froidIreto misy torohevitra vitsivitsy-Rehefa alohan'ny hatory iny dia sasao madio t...
16/09/2021

HUILE COCO EXTRA VIERGE: Pression à froid

Ireto misy torohevitra vitsivitsy
-Rehefa alohan'ny hatory iny dia sasao madio tsara ny tarehy amin'ny savony sy rano.
Vita izay dia fafao ho maina tsara dia hosory huile Coco manify amin'izay aveo,ataovy foana fa hiova hadio sy malefaka ny tarehinao.
-hoan'ny lehilahy,rehefa avy manala volom-bava dia sasao madio tsara ary hosory huile Coco aveo.
-Hoan'ny zazakely:Hosory Huile coco ny kibo sy ny manodidina ny fôtrany ary ny lamosiny dia ho hitanao fa hiala tsikelikely ny rivotra ao anaty kibony.
-Azo atao koa ny mihinana azy ity ary marobe ny vokatsoa avy aminy.
Ireo amin'ny sary eo ambany ireo daholo ny santionany izany vokatsoa izany.
Manasa anao hanjifa ary:
Anaty bocal
50ml: 8.000ar
100ml: 13.000ar
200ml: 26.000ar
500ml: 60.000ar
Commande:mp+contact+lieu
Livraison: A partir 2.000ar

Manasa anao hanandrana fa ho afa-po ianao.Maro be ianareo no efa nanjifa ny Huile Coco Extra vierge pressée à Froid ato ...
06/09/2021

Manasa anao hanandrana fa ho afa-po ianao.

Maro be ianareo no efa nanjifa ny Huile Coco Extra vierge pressée à Froid ato aminay.
Manomboka izao ary dia misy tsy tapaka ny vokatra huile Coco Extra vierge qualité Premium tompoko.
Mitondra vokatsoa marobe mihitsy...
Azo atao tsara amin'ny Sakafo.
Tena tsara fa andramo:
Anaty bocal 100ml,200ml,500ml
Commande:mp + contact et lieu.
Livraison: A partir 2.000ar

Aimez notre Page!Mitohy hatrany ny fandraisanay commande hoanao izay mitady huile Coco extra vierge pressée à Froid,Pure...
02/07/2021

Aimez notre Page!

Mitohy hatrany ny fandraisanay commande hoanao izay mitady huile Coco extra vierge pressée à Froid,Pure 100% no qualité tsara.
Manadio Tarehy, manatsara Volo,mety tsara hoan'ny zazakely,fatao amin'ny Sakafo sns...

Tarif:
100ml: 12.000ar
200ml: 24.000ar
500ml: 50.000ar

Livraison: A partir 2.000ar
Manasa anao hiditra MP

Address

Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Première qualité:Huile Coco extra vierge,Pression à froid posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share