25/07/2026
📋 CONDITION DE VENTE ( vakio tsara )
Mba ho fanatsarana ny tolotra sy ho fanajana ny tsirairay, dia ireto avy ny fitsipika mifehy ny fivarotana ato aminay:
1)Ny livreur dia mpiara-miasa aminay fa tsy mpanompo akory (sanatria ka ataonao izay tianareo anaovana azy ✋🏾Miangavy ny fifanajana eo amin'ny roa tonta fa samy OLOMBELONA
2) Ny Fanatera ny entana (Livraison)
dia manaraka ny fandaminana aviamin livreur ihany
3)Ny livreur dia manatitra amin'ny toerana efa nifanarahana ihany. Raha misy fiovana toerana amin'ny fotoana farany, dia mety hisy saran-dalana fanampiny izany
4)ny livreur dia afaka miandry 15 minitra farafahabetsany mba tsy hampitarazoka ny livraison manaraka
MBA HENOHENOY NY TLPHN TOMPOKO
5)Ny saran-dalana dia aloan’ny mpividy foana, na raikitra ny entana na tsia
6) Raha vao lasa ny livreur, dia tsy mandray "retour" na fifanakalozana intsony izahay
7) Tsy manao réservation tsisy à compte 🙌🏾
Ny à compte efa lasa tsy miverina intsony raha tsy alainao ao anatiny date nifanarahana ny entana
Alohan'ny hanaovanao commande de manasa anao hamaky ny conditions de vente TOMPOKO mba tsy hampisy olana eo aminao sy ny LIVREUR na LIVREUSE
Misaotra tompoko!!!!