Mora Prix

Mora Prix ๐•€๐•ซ๐•’๐•ช ๐•๐•’๐•ž๐•’๐• ๐••๐•ช ๐•ฃ๐•–๐•™๐•–๐•ฅ๐•ฃ๐•’ ๐•ฅ๐•’๐••๐•š๐•’๐•ง๐•š๐•Ÿ๐•’๐•  : ๐Ÿ‘—๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘œ๐Ÿ‘•๐Ÿ‘–๐Ÿ‘’

18/11/2025

ร€ partir de 20000ar ๐Ÿ”ฅ

23/10/2024

Bonjour Jiaby ho anareo mpanaraka ny page ๐Ÿฅฐ
Anaty fiketrehana zavatra tsara ho anareo fa aza miala lavitra an๐Ÿ’‹
Mirary tontolo andro finaritra

๐ŸŒธHappy women's day๐ŸŒธ ๐ŸฅณBonne fรชte de la femme๐Ÿฅณ Ho ela velona ny velona ny FEMME FORTE et ADORABLE rehetraโค๏ธโค๏ธโค๏ธAiza daoly ...
08/03/2024

๐ŸŒธHappy women's day๐ŸŒธ
๐ŸฅณBonne fรชte de la femme๐Ÿฅณ

Ho ela velona ny velona ny FEMME FORTE et ADORABLE rehetraโค๏ธโค๏ธโค๏ธ
Aiza daoly isika โ‰๏ธ identifieo ao @ commentaire izay fantatrao dia teneno aminy izay firarintsoa sy fihetsemponao amizao 8mars izao๐Ÿฅฐ

22/02/2024

Bonne annรฉe ho anareo Jiaby mpanaraka ny Pejy๐ŸŽŠ๐ŸŽˆ๐ŸฅณKilalao kely hanombohatsika ny fiarahana 2024 soraty eo am commentaire ny arrivage tinareo ho avy:Poketra? Kiraro? Akanjo? izay tsara vintana am tirage mahazo surprise.

Miarahaba antsika rehetra ๐Ÿฅฐ Betsaka ianareo no mandefa Mp fa tsy maty akory ny pejy fa somary nangingina satria tena mbo...
17/11/2023

Miarahaba antsika rehetra ๐Ÿฅฐ
Betsaka ianareo no mandefa Mp fa tsy maty akory ny pejy fa somary nangingina satria tena mbola anaty fandaminana tanteraka izahay izao!โ˜บ๏ธ
Anatinizay fandaminana sy fanatsarana izay dia somary hiova sy hilona tanteraka anaty sehatry ny ๐™‡๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™Š๐˜ฟ๐™” isika zay mino tanteraka izahay fa ahaliana sy ho ankafizinareo efa mpanaraka ny pejy๐Ÿ˜
Anaty fanomanana zavatra tsarabe ho anareo koa aza miala lavitra fa araho tsy tapaka ny pejy๐Ÿ˜‰

Un grand merci ร  mes nouveaux followers !Elise Rapenoarรฎsoa Rapenoarisoa, Yanja's Parown, Celes'tine Njakatiana, Felana ...
29/08/2023

Un grand merci ร  mes nouveaux followers !

Elise Rapenoarรฎsoa Rapenoarisoa, Yanja's Parown, Celes'tine Njakatiana, Felana Rakotonjanahary, Rakotoarinosy Fafa Jjeettyy, Wasley Alexandre, รƒnjร  Lรฟh, Nah Minah, Dianah Nambinintsoa

07/01/2023

Bonne annรฉe 2023 ๐Ÿฅณ๐Ÿคฉ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’‹
Misaotra anareo mahatoky sy manaraka hatrany๐Ÿ™
Anaty fikarakarana cadeaux bonne annรฉe mlay be ho anareo fa aza miala alavitra๐Ÿ˜‰

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Telephone

+261325086616

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share