Sohitka MDG

Sohitka MDG Le mot Sohitka était mon surnom d'enfance dont je ne connais pas jusqu'à maintenant le sens.

SOHITKA MDG est une boutique en ligne spécialisée dans la création de sacs et articles en crochet faits main, à partir de matières textiles locales 💕
Chaque article est pensé avec passion à Antananarivo, et livré partout à Madagascar.

16/09/2026

❌️❌️ANNONCE POUR LES CLIENTS❌️❌️
Nohon’ny fahoriana izay mianjady amiko dia mihemotra amin’ny Lundi avokoa ny livraison rehetra

🧶𝑲𝒊𝒍𝒂𝒍𝒂𝒐 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 🥰🥰🥰Fiadanana 🌻Elaela kely tsy hita teto amin’ny pejy😉✅efa kely sisa dia vonona ilay promotion nambarako ...
27/08/2026

🧶𝑲𝒊𝒍𝒂𝒍𝒂𝒐 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 🥰🥰🥰

Fiadanana 🌻

Elaela kely tsy hita teto amin’ny pejy😉

✅efa kely sisa dia vonona ilay promotion nambarako fa araho foana aloha ny pejy

🌸Sinon, jerenao ty kilalaoko vaovao ity 🤗🤗🤗
Io ny tricot voalohany nataoko🥹😍 Mamy anie zany.

✴️Ity indray aloha za ihany no nampianatra ny tenako
➡️FA ny crochet indray nolovaina tany am razambe 🫶😁

📌Araho ny pejy fa kely sisa izy dia ho vita dia ho zaraina eto

🥰𝙋𝑶𝙉𝑪𝙃𝑶 𝑴𝙖𝒏𝙙𝒓𝙤𝒑𝙞𝒌𝙖 Namirifiry loatra indray ny andro 3andro nisesy izay🥶🥶🥶Dia inona ozy ianareo? Naleoko nanamboatra ahy...
17/08/2026

🥰𝙋𝑶𝙉𝑪𝙃𝑶 𝑴𝙖𝒏𝙙𝒓𝙤𝒑𝙞𝒌𝙖

Namirifiry loatra indray ny andro 3andro nisesy izay🥶🥶🥶

Dia inona ozy ianareo? Naleoko nanamboatra ahy ❤️

Jerenareo ny fahamanjany 😍😍😍😍😍

✅Article sur commande

Bonne semaine à tous 😇🙏

☕️ 𝑷𝒐𝒖𝒓 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒆𝒏𝒄𝒆𝒓 𝒍𝒂 𝒋𝒐𝒖𝒓𝒏𝒆́𝒆 ☕️
16/08/2026

☕️ 𝑷𝒐𝒖𝒓 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒆𝒏𝒄𝒆𝒓 𝒍𝒂 𝒋𝒐𝒖𝒓𝒏𝒆́𝒆 ☕️

𝑽𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚 𝒂𝒉𝒐 𝒇𝒂 𝒂𝒍𝒆𝒐𝒌𝒐 𝒄𝒓𝒐𝒄𝒉𝒆𝒕 🧶🌸 Les autres filles VS MOI 🤦‍♀️Bon week end 😘Aza adino mi s’abonne ny page 😉
14/08/2026

𝑽𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚 𝒂𝒉𝒐 𝒇𝒂 𝒂𝒍𝒆𝒐𝒌𝒐 𝒄𝒓𝒐𝒄𝒉𝒆𝒕 🧶

🌸 Les autres filles VS MOI 🤦‍♀️

Bon week end 😘

Aza adino mi s’abonne ny page 😉

❤️𝑨𝑺𝑰𝑨𝑵𝑨 𝑷𝑹𝑶𝑴𝑶𝑻𝑰𝑶𝑵 𝑽𝑬? ❤️✅Vonona ve ianareo raha asiantsika promotion ny akanjo?✅Araho ary zarao ny pejy aza 😍😍✅Alefatsi...
13/08/2026

❤️𝑨𝑺𝑰𝑨𝑵𝑨 𝑷𝑹𝑶𝑴𝑶𝑻𝑰𝑶𝑵 𝑽𝑬? ❤️

✅Vonona ve ianareo raha asiantsika promotion ny akanjo?

✅Araho ary zarao ny pejy aza 😍😍

✅Alefatsika tsy ho ela raha vonona ianareo

Tsy foy ny film tsy foy ny crochet 🥲Bonne dimanche daholo😘
09/08/2026

Tsy foy ny film tsy foy ny crochet 🥲

Bonne dimanche daholo😘

𝑭𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒄𝒍𝒊𝒆𝒏𝒕 ❤️Ohatrizao ny ao ambadiky ny coulisse rehefa manenjika commande 🤣🤣🤣Abonnez-vous 🥹🥹Bonne soirée ...
05/08/2026

𝑭𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒄𝒍𝒊𝒆𝒏𝒕 ❤️

Ohatrizao ny ao ambadiky ny coulisse rehefa manenjika commande 🤣🤣🤣

Abonnez-vous 🥹🥹
Bonne soirée 😘

🧶 𝑱𝒆 𝒏𝒆 𝒔𝒂𝒊𝒔 𝒑𝒂𝒔 𝒗𝒐𝒖𝒔 𝒍𝒆𝒔 𝒇𝒊𝒍𝒍𝒆𝒔, 𝒎𝒂𝒊𝒔 𝒎𝒐𝒊, 𝒍𝒆 𝒄𝒓𝒐𝒄𝒉𝒆𝒕 𝒆𝒔𝒕 𝒎𝒂 𝒕𝒉𝒆́𝒓𝒂𝒑𝒊𝒆. 📝Quand je prends mon crochet, le stress s'envol...
28/07/2026

🧶 𝑱𝒆 𝒏𝒆 𝒔𝒂𝒊𝒔 𝒑𝒂𝒔 𝒗𝒐𝒖𝒔 𝒍𝒆𝒔 𝒇𝒊𝒍𝒍𝒆𝒔, 𝒎𝒂𝒊𝒔 𝒎𝒐𝒊, 𝒍𝒆 𝒄𝒓𝒐𝒄𝒉𝒆𝒕 𝒆𝒔𝒕 𝒎𝒂 𝒕𝒉𝒆́𝒓𝒂𝒑𝒊𝒆.

📝Quand je prends mon crochet, le stress s'envole, mon esprit s'apaise et je retrouve le sourire. C'est mon antidote aux journées difficiles, mon moment de bien-être.

🧐Et vous, le crochet vous fait-il cet effet aussi ? 🥰

✨ Si vous aimez cet univers, 𝒂𝒃𝒐𝒏𝒏𝒆𝒛-𝒗𝒐𝒖𝒔 à la page pour encore plus d'inspiration, d'astuces et de bonne humeur. 🧵

🌸𝑺𝒂𝒄 𝒂̀ 𝒆́𝒑𝒂𝒖𝒍𝒆 𝒆𝒏 𝒄𝒓𝒐𝒄𝒉𝒆𝒕🌸Ela ny ela fa mba nahavita zavatra kely ho an'ny tenako ihany ahiko🥹 ♻️♻️Recyclage ihany mo i...
22/07/2026

🌸𝑺𝒂𝒄 𝒂̀ 𝒆́𝒑𝒂𝒖𝒍𝒆 𝒆𝒏 𝒄𝒓𝒐𝒄𝒉𝒆𝒕🌸

Ela ny ela fa mba nahavita zavatra kely ho an'ny tenako ihany ahiko🥹

♻️♻️Recyclage ihany mo izy ity fa ambina fil coton tao sy jeans tsy nanaovana intsony no nananganana azy

Afaka mandray commande ho an'izay mila efa natao mirary ny vidiny☺️☺️

Ary manasa anao hanaraka ny pejy foana😘

Address

Lot VX 20 Haute Ville
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sohitka MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share