Shicah

Shicah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shicah, Shopping & retail, Behoririka, Antananarivo.

27/04/2026
Ry Tompo Andriamanitra Mpahary,miantso Anao izahay amin’izao fotoana maizina izao.Sitrano, Tompo ô, ny fo ary fafao ny r...
29/09/2025

Ry Tompo Andriamanitra Mpahary,
miantso Anao izahay amin’izao fotoana maizina izao.

Sitrano, Tompo ô, ny fo ary fafao ny ranomaso latsaka,
ampaherezo ireo fianakaviana very havana,
omeo hery ireo matahotra sy reraka.

Asehoy ny mpitondra fa ny fitondrana dia fiarovana,
fa tsy fandringanana.
Ampiraiso ny fonay ho firaisankina,
ary ento amin’ny lalana feno rariny sy fandriampahalemana i Madagasikara.

Ry Tompo ô, Ianao no loharanon’ny rano velona,
sy fahazavana tsy mety maty.
Aminao izahay no manantena sy miankina.

Amen 🙏🇲🇬

Satroka ba mafana tsara
24/06/2025

Satroka ba mafana tsara

04/05/2025
15/03/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Fameno Hery, Rafanomezantoky Jack, Fanambi Mamisoa, Larrÿ Mitsik's, Nomenah Ash

Address

Behoririka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shicah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share