Longrich Madagascar Business By Ravo

Longrich Madagascar Business By Ravo Longrich Madagascar Business By Ravo

🌿Thé Longrich 🌿 manampy amin’ny fanenana vatana sy hitsaboana ny olana ny hypertension sy ny diabeta✅Longrich dia manan...
27/02/2021

🌿Thé Longrich 🌿 manampy amin’ny fanenana vatana sy hitsaboana ny olana ny hypertension sy ny diabeta

✅Longrich dia manana ireto karazana thé 3 ireto hanampy atsika amin’ireo karazana olana ireo

👉 🌿Thé rose 🌿 45g -15 sachets
👉vita @ the vert, gel d’aloes vera sy aubepine

✅manampy amin ‘ny fanenanana ny vatana
✅Mampihena ny fahazotoan mihinana
✅Manampy amin’ ny fikorinan’ny rà
✅Manadio ny rà sy manala ny loto
✅Mampihena ny risque azahoana AVC
✅Manatsara ny fiasan’ny atidoha

🌿Thé vert🌿45 g misy 15 sachets
👉vita @ poudre d’amande,graines germées de radis, graines de cassia , thé vert

✅Manampy amin’ny fanenana ny lanja
✅Manampy amin’ ny fandevonan kanina
✅Manatsara ny fikorinan’ny rà
✅Manala ny loto ary manadio ny rà
✅Miaro @ aretin’ny infection urinaire
✅Afaka itsaboana ny fitohanana na constipation
✅Mampisokatra ny tratra
✅Mampilamin-tsaina ary mety @ olona tratran’ny dépression

🌿Thé marron🌿45g -15 sachets
👉Vita am graine de cassia sy aubépine

✅Manampy amin ny fanenana tavy amin’ny kibo
✅Natao indrindra hiaro @ fiakaran tosidrà na hypertension
✅Miaro @ aretin’ny diabeta
✅Manala ny cholestérol ratsy any anaty rà
✅Manatsara ny fikorinan’ny rà
✅Manala ny loto ary manadio ny rà
✅Manala ny fanaintanana mandritra ny fandimbolana
✅Manadio loto any @ voa na reins ary ny tsinay

👉 Vokatra bio tsy misy effet secondaire

🚫tsy mety amin'ny vehivavy bevohoka, mampinono ary ny olona manana lanja ara-dalàna , ny zaza latsaky ny 5 taona🚫

-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

🌿Karazana vokatra  Longrich  à base na ARTEMESIA🌿🌿SAVON Anti bactériant NOURRISSANT ARTEMISIA 100g🌿👉Vita @ thé blanc sy ...
12/02/2021

🌿Karazana vokatra Longrich à base na ARTEMESIA🌿

🌿SAVON Anti bactériant NOURRISSANT ARTEMISIA 100g🌿

👉Vita @ thé blanc sy extrait ana artémesia annua
👉Mety amin’ny karazana hoditra rehetra
✅Ny fisian’ny artemesine ao anatiny dia mamono haingana ny karazana bactérie am hoditra sy tsy mahavelona azy
✅Savony afaka androana izay hiarovana amin’ny eretina tazo noho ny fisian’ny artemesine ao anatiny
✅Mampitony ny fanaintanana amin’ny hoditra na hidihidy
✅Anti ride
✅Afaka atao démaquillant ihany ko ho an’ny olona manao maquillage
✅Manamandina sy mampalama ny hoditra
✅Manadio tsara ny hoditra ary tsy mampangidihidy azy
✅Manalefaka ny hoditra ary manasitrana ny hoditra feno tasy
✅Mampitsahatra ny fimparitahan ny microbe amin’ny hoditra
✅Mampitombo ny hery fiarovan’ny vatana
✅Manala fofona
🌿Après Shampoing Artemesia Réparateur Assouplissant 250 ML🌿
👉Vita @ extrait ana artémesia annua
✅ manome aina tanteraka ny volo
✅manatsara ny kalitao an’ny volo henjana, mora tapaka sy sarotra raotina
✅Mitsabo ny volo simban’ny loko sy ny fampiasana produits isan-karazany
✅mampitombo ny oxygenation sy anisan’ny mampaniry azy
✅manalefaka sy mampitsotr ny volo
✅mamono ny karazana microbe amin’ny volo
👉 tsara kokoa ny vokatra raha ampiarahana amin’ny shampooing au thé banc sady manala angandrano
🌿Dentifrice Artemesia 200g🌿
👉Vita @ extrait ana artémesia annua
✅Manala ny fanaintainan’ny nify
✅Mampitony ny areti-nify
✅Mampitsahatra ny nify mandeha rà rehefa borosiana
✅Mampitombo ny hery fiarovana
✅Mamono ny karazana bactéries miteraka tazo
✅misy fluor izay miaro @ carrie
✅Miaro ny akanjonify
✅Manala ny fofona ratsy amin’ny vava
✅Manala ny karazana tasy amin’ny nify
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

🌿Lotion rajeunissant longrich 165 mL🌿👉Ho anao izay manana hoditra na tarehy maina kiana, somary matevina , vakivaky ary ...
12/02/2021

🌿Lotion rajeunissant longrich 165 mL🌿

👉Ho anao izay manana hoditra na tarehy maina kiana, somary matevina , vakivaky ary efa manomboka misy ketrona na ride noho ny taona efa mandroso dia natao ho anao ity vokatra iray ity.
👉Vita amin’ny collagène de serpent sy extraits de céréales.
👉Lotion mety atao amin’ny tarehy sy azo ahosotra amin’ny vatana ary misy fofona arome manitra tsara
✅Ny singa ao anatiny dia mora miditra anaty hoditra ary mamorona couche ambony ny hoditra izay mitazona ny hoditra ho mandina foana
✅Manome aina ny hoditra, manazava ary mampandina azy
✅Miaro ny hoditra amin’ny fahamainana
✅Manome hoditra malama sy malefaka
✅Misy singa izay mampatanora ny hoditra ary manena ny fahanterany indrindra ny amin’ny tarehy
✅Manala ny karazana ketrona na ride
✅Malefaka ary mety amin’ny hoditra sensible, ary tena tokony ampiasain’ny olona manana hoditra maina na ny tarehy na vatana indrindra ny olona efa nahazoazo taona
✅Mety ampiasaina analana ny vakivaky, hanalefahana ny hoditry ny lohalika sy ny tongotra henjana sy matevina noho ny tsy fahampian’ny rano na ny fahanteran’ny hoditra
✅ mampitovy ny lokon’ny hoditra na teint ary miaro azy amin’ny rayon ultra violet azo avy amin’ny masoandro
👉Mety am karazana hoditra rehetra ary azo ampiasaina am fotoan rehetra fa tsara kokoa ho an’ireo izay manana hoditra maina , matevina , ary ireo izay manomboka misy ride
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

🌿Thé Longrich 🌿 manampy amin’ny fanenana vatana sy hitsaboana ny olana ny hypertension sy ny diabeta✅Longrich dia manana...
09/02/2021

🌿Thé Longrich 🌿 manampy amin’ny fanenana vatana sy hitsaboana ny olana ny hypertension sy ny diabeta

✅Longrich dia manana ireto karazana thé 3 ireto hanampy atsika amin’ireo karazana olana ireo

👉 🌿Thé rose na thé minceur 🌿 45g -15 sachets
👉vita @ the vert, gel d’aloes vera sy aubepine

✅Natao indrindra amin ny fanalana ny tavy @ kibo
✅Manampy amin’ny fanenana vatana
✅Mampihena ny fahazotoan mihinana
✅Manampy amin’ ny fikorinan’ny rà
✅Manadio ny rà sy manala ny loto
✅Mampihena ny risque azahoana AVC
✅Manatsara ny fiasan’ny atidoha

🌿Thé vert🌿45 g misy 15 sachets
👉vita @ poudre d’amande,graines germées de radis, graines de cassia , thé vert

✅Tena mahomby @ fanenana vatana natoraly
✅Manampy amin’ ny fandevonan kanina
✅Manatsara ny fikorinan’ny rà
✅Manala ny loto ary manadio ny rà
✅Miaro @ aretin’ny infection urinaire
✅Afaka itsaboana ny fitohanana na constipation
✅Mampisokatra ny tratra
✅Mampilamin-tsaina ary mety @ olona tratran’ny dépression

🌿Thé marron🌿45g -15 sachets
👉Vita am graine de cassia sy aubépine

✅Natao indrindra hiaro @ fiakaran tosidrà na hypertension
✅Miaro @ aretin’ny diabeta
✅Manala ny cholestérol ratsy any anaty rà
✅Manatsara ny fikorinan’ny rà
✅Manala ny loto ary manadio ny rà
✅Manampy amin ny fanenana vatana
✅Manala ny fanaintanana mandritra ny fandimbolana
✅Manadio loto any @ voa na reins ary ny tsinay

👉 Vokatra bio tsy misy effet secondaire
🚫tsy mety amin'ny vehivavy bevohoka, mampinono ary ny olona manana lanja ara-dalàna , ny zaza latsaky ny 5 taona🚫
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

🌿 GOBELET LONGRICH ou PI CUP🌿 400 mL👉Vita amin’ny Pierre de tourmaline izay tena mety @ fahasalamana. 👉Ny gobelet alcali...
27/01/2021

🌿 GOBELET LONGRICH ou PI CUP🌿 400 mL

👉Vita amin’ny Pierre de tourmaline izay tena mety @ fahasalamana.

👉Ny gobelet alcalin dia manadio ny rano tsotra ary manova azy ho « Rano alcalin » rehefa atao anatin’ilay gobelet

👉Maro ny vokatsoa azonao amin’ny fisotroana ny rano alcalin:

✅Manala ny asidra izay tena ratsy ho an’ny fahasalamana (ny vatana be asidra dia mora andairan'aretina)
✅Manampy ireo mineraly ho tonga any amin ireo sela ao anatin’vatana
✅Misoroka ny homamiadana
✅Manatsara ny fikorianan rà
✅Mampihena ny tavy
✅Manamafy sy mampitombo ny hery fiarovana ao anatin’ny vatana
✅Manasitrana ny aretin’aty
✅Manadio ny vatana misy alcool tafahoatra
✅Manadio ny any anaty rehetra
✅Mampihena ny tahan'ny cholestérol anaty vatana ary ny risque AVC
✅Mampatanjaka ny taova rehetra anaty vatana.
✅Miaro sy manampy amin'ny fitsaboana aretina maro tahaka ny aretin' aty, cancer, diabète, hypertension, fahasemporana, problème rénales,… ny coronavirus noho izy ireo tsy velona amin’ny milieu alcalin
✅Manatsara ny fandevonan-kanina
✅Manatsara ny volo, ny maso, ny hoditra
✅ Mistabiliser ny tension sy ny taux ana insuline anaty vatana

👉Azon'ny rehetra ampiasaina fa tsy voatery ho an'olo-tokana

👉Tena tsara ho an'ny olona voan'ny AVC, mifoka sigara, misotro toaka, diabétique
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

🌿Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 🌿50mL  ✅Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio...
27/01/2021

🌿Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 🌿50mL

✅Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio, tsy misy effet secondaire:
👉Mety amin'ny karazan-koditra rehetra
👉 Manala fofona sy mampihena ny hatsembohana be loatra
👉Manala ny hidihidy amin’ny helika
👉Mora maina sy haingana , tsy miraikitra ary tsy mamela tasy amin’ny akanjo
👉Mitazona anao ho manimanitra mandakariva
👉 Ny extraits d’aloès manamando sy miaro ny hoditra
👉 Manome fofona malefaka sy mihaja, misy hanitry ny voankazo sy voninkazo,
👉Mampahazo aina mandritry ny andro, manitra sy mampahatoky Tena
👉Mora ampiasaina
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?👉Te hanala tsatsakoatra na Vergeture ihany ko?Ampiasao n...
27/01/2021

👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?

👉Te hanala tsatsakoatra na Vergeture ihany ko?

Ampiasao ny savon bambou noir miarak am lait SOD milk
Savon noir Longrich vita maniry (charbon de bambou(2 herinandro dia mahita vokatra)

✅Mety ho an’ny karazana hoditra rehetra( ankizy na lehibe)
✅Manadio tanteraka ny tarehy (manala panda, point noir , ary mony)
✅Miaro amin’ ny areti koditra maro
✅Manamandina ny tarehy
✅Manala ny tsatsakoatra na dia efa ela aza
✅Manadio ny vatana iray manontolo
🌿Lait ou crème Longrich (SOD Milk) 200 ml🌿
👉Mety amin’ny hoditra rehetra
👉Misy glycérine manamandina sy mampitsahatra ny fahamainan’ny hoditra
👉Manala ny hidihidy sy ny vakivaky amin’ny hoditra
👉Mamelona sy manome aina vao ireo hoditra simba
👉Manala ny tsarsakoatra na vergetures
👉Manazava ny endrika sy mampalama ny hoditra
👉Manala ny ride sy mampitsahatra ny fahanteran’ny hoditra
👉Mety tsara ampiasain’ny olona tratran’ ny cancer ny hoditra
👉Manala ny hoditra mora mivaramena ary
manala ny fanaintainana
✅Fomba fampiasa azy: Ahosotra am tarehy efa voadio dia somary horona kely hiditra anaty hoditra tsara ny produit
✅Azo atao crème ahosotra amin’ny vatana ihany ko
,✅Tsara kokoa ny vokatra azo amin’ny fampiarahana azy sy ny savon bambou noir
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

SAVON A BASE DE CHARBON DE BAMBOU RAFFINE DE LONGRICH👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?👉Te...
27/01/2021

SAVON A BASE DE CHARBON DE BAMBOU RAFFINE DE LONGRICH

👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?
👉Te hanala tsatsakoatra na Vergeture ihany ko?
Vahaolana Savon noir Longrich vita maniry (charbon de bambou(2 herinandro dia mahita vokatra)
✅Mety ho an’ny karazana hoditra rehetra( ankizy na lehibe)
✅Manadio tanteraka ny tarehy (manala panda, point noir , ary mony)
✅Miaro amin’ ny areti koditra maro
✅Manamandina ny tarehy
✅Manala ny tsatsakoatra na dia efa ela aza
✅Manadio ny vatana iray manontolo
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

🌿spray anti -moustique longrich🌿 195 ML🚫Aoka izay ny moka sy ny karazana bibikely manelingelina anao👉Ity vokatra iray Lo...
27/01/2021

🌿spray anti -moustique longrich🌿 195 ML

🚫Aoka izay ny moka sy ny karazana bibikely manelingelina anao
👉Ity vokatra iray Longrich ity dia natao:

✅Hiaro anao @ kaikitrin'ny moka sy hanalavitra anao ny karazana bibikely hafa toy ny Lalitra,vitsika,ala, kalalao mandritra ny adiny 8 isaky ny mampiasa azy
✅ Tsy mila mampiasa lay na ody moka manepotra intsony
✅ Mitondra fofona tsara( voninkazo sy voankazo) , malefaka , mety amin' ny olon-drehetra
✅Mety atao ranomanitra ihany koa noho ny fofona manitra sy malefaka oentiny
✅Mety ahosotra amin’ny vatana na atsifitra manerana ny trano
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

RAFRAICHISSEUR DE BOUCHE AU THE BLANC DE LONGRICH👉15g vita amin’nythé blanc sy menthe✅Manome hanitra ny ati vava✅Manala ...
27/01/2021

RAFRAICHISSEUR DE BOUCHE AU THE BLANC DE LONGRICH

👉15g vita amin’nythé blanc sy menthe

✅Manome hanitra ny ati vava
✅Manala ny fofombava avy amin’ny sakafo,( tongolo sns) , ny sigara na taoka
✅Mamoana ny karazana microbe ny aty vava
✅Mety ampisasaina analefahana ny kohoka ny zaza ka mampitony ny avokavoka rehefa mikohoka
✅Mety amin’ny olona sempotsempotra na asmathique satria mampisokatra ny tratra
✅Mampisokatra vavony ho an’ny olona tsy mazoto homana
✅Manampy am fitsaboana ny sery , sinusite
✅Manala ny maloiloy sy ny fandoavana ary ny tsy fandevon-kanina
✅Manasitran ny aretin- tenda sy ny orona tsetsina ary mampitsahatra ny kohoka
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

SHAMPOING LONGRICH🌿 shampoing Longrich 200mL vita @ « thé blanc »🌿.👉 Manala ny angandrano 👉Mampitsahatra ny fihitsanan’n...
27/01/2021

SHAMPOING LONGRICH

🌿 shampoing Longrich 200mL vita @ « thé blanc »🌿.
👉 Manala ny angandrano
👉Mampitsahatra ny fihitsanan’ny volo Indrindra ho an’ireo volo tapatapaka
👉Manome aina ny volo ka mampaniry azy haingana
👉Manalefaka sy manatsotra ny volo ary manome endrika tsara
👉Mampangirana ny volo ihany ko
👉Mety ho an’ny karazam-bolo rehetra
👉Fomba fampiasa azy:
Sasana amin’ny rano mafana ny loha dia hosorana ary kobanina tsara.
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

Snake Oil,Amin’ny volo:👉Mampaniry sy manatevina ny volo indrindra moa fa ampiarahana @ shampoing au thé blanc sy après...
27/01/2021

Snake Oil,

Amin’ny volo:
👉Mampaniry sy manatevina ny volo indrindra moa fa ampiarahana @ shampoing au thé blanc sy après shampoing
👉 Manamandina ny volo ary mampangirana no manala ny hidihidy
👉Manala angandrano
👉Manala ilay faritra mainty amban'ny maso rehefa reraka
👉Manala tsatsakoatra sy varice
👉Manala tasy amin'ny vatana sy tasy navelan’ ny fery na may
👉Manala vakivaky @ hoditra
👉Manala ny havizanana (taolana sy ny nofo) rehefa ampiasaina anaovana massage
✅ menaka + savon noir bambou: verivety dia afaka ny tsatsakaotra
✅menaka + champoing thé blanc : vetivety dia afaka ny angadrano sy mora maniry ny volo na sola ary
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 02 131 56
💥 Ambohimanarina
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

Address

Antananarivo

Telephone

+261340213156

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Longrich Madagascar Business By Ravo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share