Lumi Style & Co

Lumi Style & Co Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lumi Style & Co, Shopping & retail, Ambohibao, Antananarivo.

Tongasoa eto amin'ny Lumi Style & Co

Mivarotra friperie mifangaro kalitao

✨ Style tsara • Vidiny mora • Safidy maro

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana

Arrivage mamikely maman a Ho any zaza amzao akaiky fety zao Friperie mafy tsara Livraison tana \ faritra   enfant  # arr...
15/06/2026

Arrivage mamikely maman a
Ho any zaza amzao akaiky fety zao
Friperie mafy tsara
Livraison tana \ faritra
enfant # arrivage

✨ ARRIVAGE : DEMI-BOTTE FAÇON DOC MARTENS ✨Mivoaka tsara amin'ny fitafiana rehetra ity demi-botte style Doc Martens ity....
04/06/2026

✨ ARRIVAGE : DEMI-BOTTE FAÇON DOC MARTENS ✨
Mivoaka tsara amin'ny fitafiana rehetra ity demi-botte style Doc Martens ity. Tsy mifidy fitafiana sady manome bika miavaka!
MOMBA NY ENTANA:
Pointure misy: 39/40
Kalitao / Qualité: 9/10
Vidiny mora be: 50 000 Ar
🚗 MISY LIVRAISON PARTOUT!
Aza avela ho lasan'olona ny pointure-nao, alefaso PM (Message privé) ny commande-nao izao rery! 📩

✨ NEW ARRIVAL | COLLECTION APPARTE ✨Jereo kely ity avant-goût ity! 😍 Vao avy novakina mitsy , Friperie TBE ary efa vonon...
01/06/2026

✨ NEW ARRIVAL | COLLECTION APPARTE ✨

Jereo kely ity avant-goût ity! 😍 Vao avy novakina mitsy , Friperie TBE ary efa vonona ho anareo ny tsara indrindra. Botte tsara bika, matanjaka sady manome style tsara be!

💎 Kalitao azo antoka amin'ny vidiny tena mirary sy takatry ny rehetra.
🏃‍♀️ Faingana ary fa mbola misy ny safidy!

📩 Alefaso MP (Message Privé) ny kaomandinao avy hatrany.
📦 Livraison manerana an'i Madagasikara

Top ny qualité Botte sans lacet
01/06/2026

Top ny qualité
Botte sans lacet

arrivage sandales friperie TBE ❤️mp si intéressé ♥️✅
27/03/2026

arrivage sandales friperie TBE ❤️
mp si intéressé ♥️✅

ity ko tena tsara be annn 😍♥️pt 38 ✅
10/03/2026

ity ko tena tsara be annn 😍♥️
pt 38 ✅

   Mihaja  # 😍 véritable cuir 😍Pt 37 Tena mafy tsara♥️
10/03/2026

Mihaja # 😍 véritable cuir 😍
Pt 37
Tena mafy tsara♥️

05/03/2026

Misy Liana sandales plateforme friperie ve ?
alefako eto betsaka nareo Ann😍
👉prix ataotsika abordable 👈

Address

Ambohibao
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lumi Style & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share