Biriky qualité - Mora

Call Directions

Biriky qualité - Mora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Biriky qualité - Mora, Shopping & retail, Ambohitrimanjaka, Antananarivo.

02/05/2024

MISY BIRIKY 3000 ISA TSARA BE AFAKA LIVRENA ZAO ETO ANALAMAHITSY,IVANDRY,AKORONDRANO,ANKAZOMANGA,AMBOMANARINA.
MIDIRA MP AVY HATRANY.
MISAOTRA

"No Comment" 🤫fa aleo ny sary no hiteny@ le Top daholo👌⏩Biriky, Fasika, Moellon, Gravillon, Sable gros grain s'y fandalo...
27/04/2024

"No Comment" 🤫fa aleo ny sary no hiteny
@ le Top daholo👌
⏩Biriky, Fasika, Moellon, Gravillon, Sable gros grain s'y fandalorana,Tafo taila...
Manana ekipa efa manana traik'efa koa izahay🏘️
Manao livraison eraky Madagasikara(sous conditions)Tana à partir 3500 isa🚚
📱 03 437 89 515

Aty ny maso👀😳LOOZAAA!LOOZAAA,AOKA SAMY HITANDRINA😦Nanao livraison zahay,Tezitra mafy😱😡 Ilay Ramose Client,fa izao no zav...
11/04/2024

Aty ny maso👀😳
LOOZAAA!LOOZAAA,AOKA SAMY HITANDRINA😦
Nanao livraison zahay,Tezitra mafy😱😡 Ilay Ramose Client,fa izao no zava-nisy:
1- Tonga 40mn alohan'ny fotoana nifanarahana izahay,izy matsy hono efa zatra oe mpandainga ny akamaroan'ny Fournisseurs.Izy nefa mbl tany am piasana no nanenjika ary mbol nasian n'y embouteillage koa😇
2- Nony Teo apanaovana DECHARGEMENT ndray de nimonomonona ts Hay ze lazainy ingah rainy,refa nanotanina mo izy d oe na ts nitondrana échantillon aza izy d biriky Sady mafy no tsara endrika no tonga 🧱Efa voa mafy matsy izy fa fatin javatra no noetin olona tao,ka ts mahatoky tsony izy😬 saingy le noetinay d reto am sary manaraka ireto😚
Rehefa vita ny DECHARGEMENT d nanao Payement izy,tsy ampy nefa ny Vola tany aminy ka nanotany izy raha mety Chèque,Mety aminay dahol Oz ah matsy azy na ESPECES - CHEQUE - MOBILE MONEY💸fa tsis bedy mitsy
Tena faly mo izy ary nanafatra voyage manaraka sy nilaza ny famille zareo sy ny namany Zay manao fanorenana fa afapo hono👌🤝
Mankasitraka azy sy izay efa naka taminay aman jatony teto Tana sy manerana ny nosy zahay fa nahafinartra fiaraha miasa🙏
Ianao koa aza tara,fa mis ze ilaina rehetra toy ny BIRIKY,FASIKA,MOELLON,GRAVILLON,CAILLASSE,TAFO TAILA,sns...
Ito Num📱 tokana azahona anay : 0343789515

Entana Matsiro be👌@ le Top✅Biriky Ambohitrimanjaka😍livré à partir 3500 pièces🚛🚚Prix : 100a sur place 🎈Tel: 033 86 309 02
05/02/2024

Entana Matsiro be👌
@ le Top✅
Biriky Ambohitrimanjaka😍
livré à partir 3500 pièces🚛🚚
Prix : 100a sur place 🎈
Tel: 033 86 309 02

Mahavità...lova ho an'ny taranaka🏘🏬Bonne année...2024🎊🎈
03/01/2024

Mahavità...lova ho an'ny taranaka🏘🏬
Bonne année...2024🎊🎈

Izahay eto @ pejy dia mirarisoa sy fanambinana ho anao🎄🌲Manaova fety sambatra,ho samy ahatratra ny Taona vaovao 2024🏡
25/12/2023

Izahay eto @ pejy dia mirarisoa sy fanambinana ho anao🎄🌲
Manaova fety sambatra,ho samy ahatratra ny Taona vaovao 2024🏡

09/04/2023

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo
104

Telephone

0341091061

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Biriky qualité - Mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share