04/10/2021
Salama daholy ry mpandefa hajaina tsetsatsetsa tsyaritra ry namako isany maro itanareo no manao fanakianana @ kalitaon'ny vokatra savoka jifainareo izay vidianareo eny rehetra eny TSY MITOVY @ LAY NAHAFANTARANAREO NY ASA NATAOKO ambarako anareo etoana fa eo AMBOHIMANGAKELY ihany no misy ny vokatra vokariko ary mpisoloky avoka ireny mitondra ny Savoka Mamiratra Ambohimangakely eny rehetra eny ireny koa raha manamarina lay tena izy isika dia 0331173005 /0340773005 io ihany no marina sy ahitanareo ny vokatra tsara misaotra @ fitokisana