Mora Jejo

Mora Jejo Varotra AKOHO en gros/ détails

Arrivage tête et pattes n'akoho indray ary e!📢Prix mora hatrany ny antsika eny fa na ho anareo izay mbola hivarotra aza😉...
27/02/2025

Arrivage tête et pattes n'akoho indray ary e!📢
Prix mora hatrany ny antsika eny fa na ho anareo izay mbola hivarotra aza😉
👉 Tête : 8500ar / kg
👉 Pattes : 9500ar /kg
Alefaso haingana aza n'y commande nareo sao tara e!
Afaka manao récupération nareo fa afaka manao livraison ihany koa izahay.
📞 033 64 610 97

Arrivage be ry maman a!😍Mbola vaovao be daholo ny entana sady mirary hatrany ny vidiny.aza adino koa n'y mitsidika n'y p...
30/10/2021

Arrivage be ry maman a!😍
Mbola vaovao be daholo ny entana sady mirary hatrany ny vidiny.aza adino koa n'y mitsidika n'y pejy fa hisy arrivage hisesisy isika🧐
Afaka manao livraison foana an!☺️

Safidiho izay tina maman fa mora be foana ny antsika a!😍😍
19/10/2021

Safidiho izay tina maman fa mora be foana ny antsika a!😍😍

ireto indray aza ny manaraka e!!hoatran'ny mahazatra ihany,efa eo amin'ny sary ny details dia aza tara fa mora be hatran...
19/10/2021

ireto indray aza ny manaraka e!!
hoatran'ny mahazatra ihany,efa eo amin'ny sary ny details dia aza tara fa mora be hatrany o!😀😊

💗Araraoty ry maman fa tonga ny arrivage amin'ny vidiny mirary hatrany😍ahitanao:👉Ensemble👉Tee-shirt👉jupe jean👉Slim jean👉S...
12/10/2021

💗Araraoty ry maman fa tonga ny arrivage amin'ny vidiny mirary hatrany😍ahitanao:
👉Ensemble
👉Tee-shirt
👉jupe jean
👉Slim jean
👉Salopette jean
Koa aza misalasala ry maman fa efa mipetraka amin'ny sary ny details dia manao livraison ihany koa izahay💗

Address

0348986605
Antananarivo

Telephone

+261348986605

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Jejo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share