15/06/2026
'Nareo kie ilay milaza hanao récupération aaah 🥹😭
Efa atokanay ato ilay article fa tsy amidy intsony nefa nareo tsy mandalo akory 😪😏
Sa asintsika acompte ve ny récupération amin'izay ianareo tsy maintsy mandalo fa tsy taitaitra be eo fotsiny dia tsy adino ??? 🤔🫣
👉 Dia hoy indray ianareo nefa hoe ratsy saina be izahay 😏😌
Dia ahoana izany ny ataotsika ???? 🥰🤗