Kandidà N 8 Rakotoarisoa Harinaivo

Kandidà N 8 Rakotoarisoa Harinaivo Pejy natokana hizarana ireo vaovao sy vinavinan' asa ho ataon' i Kandida N°8 RAKOTOARISOA Harinaivo Clément.

14/12/2024
🚩Amin'ny Alarobia ny fotoana !!!🚩
09/12/2024

🚩Amin'ny Alarobia ny fotoana !!!🚩

Iza moa RAKOTOARISOA Harinaivo Clément na i "DADANAIVO" !!!!!.Teraka tao  MAHITSY avaratra AMBOHITRIMANJAKA ny tenany ar...
06/12/2024

Iza moa RAKOTOARISOA Harinaivo Clément na i "DADANAIVO" !!!!!.
Teraka tao MAHITSY avaratra AMBOHITRIMANJAKA ny tenany ary eny BELOHA no misy ny fasan-drazany.
Manambady ary manan-janaka 2. Nandrato fianarana teny amin'ny Lycées teknika Alarobia alohan'ny niakarany teny amin'ny anjery manontolo .
-Mpandrahara eo amin'ny sehatry ny fitaterana izy ary efa MPANOLON-TSAINA ny tanàna ny taona 1995-1999.
-Filohana koperativam-pitaterana iray teto an-toerana ny taona 2001-2015.
-Membre CA UCTS 2018-2023.
-Mpitarika tanora amin'ny fanatanjahan-tena(basket-ball,foot-ball,karaté....)
-MPIKAMBANA ao amin'ny fikambanana MA.TA.NA izay fivondronan'ireo mpamboly sy tantsaha an' Ambohitrimanjaka, Anosimanjaka, ity farany izay nanosika azy hirotsaka ho kandida ben'ny tanana izao.Maro ny andraikitra raisiny eny anivon'ny fiarahamonina hatrany amin'ny fiangonana, ary ananany traik'efa izany.
KOA manentana antsika amin'ny 11decembre.
HIFIDY NY N°8 ao amin'ny bileta tokana.
"tsy Mbola namboly vary tsy niondrika"

⏰⏰⏳⏳⌛️Afaka andro vitsy dia ho avy ny fifidianana, 'ndeha hifanome tanana isika mba hampandroso ny tananantsika, hefao n...
05/12/2024

⏰⏰⏳⏳⌛️Afaka andro vitsy dia ho avy ny fifidianana, 'ndeha hifanome tanana isika mba hampandroso ny tananantsika, hefao ny adidinao ary eh ‼️FIDIO RAKOTOARISOA HARINAIVO CLEMENT laharana faha-8 ao amin'ny biletà tokana 🔑🔑🇲🇬🤝🤝👍⏰

Miainga avy amin'ny fahefam-pokonolona isam-pokontany ireo Programan'asa fototra. Izay heverin'izy ireo fa tena laharam-...
26/11/2024

Miainga avy amin'ny fahefam-pokonolona isam-pokontany ireo Programan'asa fototra. Izay heverin'izy ireo fa tena laharam-pahamehana no hitondrana FANAVAOZANA sy FIVOARANA ary FAMPANDROSOANA eo amin'ny faritra misy azy.

Hametraka vaomiera manokana hisahana ny fampandrosoana isam-pokontany isika ahafahana manantanteraka haingana izany TANJONA LEHIBE izany,
N°8 N°8 N°8 N°8 N°8

🚩🚩Miainga amin'ny Isambatan'olona sy ny vahoaka eny Ifotony ny fampandrosoana 🚩🚩. *MANKASITRAKA* antsika rehetra tonga m...
23/11/2024

🚩🚩Miainga amin'ny Isambatan'olona sy ny vahoaka eny Ifotony ny fampandrosoana 🚩🚩.
*MANKASITRAKA* antsika rehetra tonga marobe nanohina ny antsonay na dia maro ary ny adidy sy andraikitra niandry antsika isan-tokantrano;
tsapanay ny fitiavana natolotrareo, enonay ny olana sy hetahetanareo. Hifanome tanana isika manomboka eto mba hanatratra ny TANJONA napetraka. Koa mirary faran'ny herinandro sambatra hoantsika rehetra.🙏❤️❤️❤️
DADANAIVO IHANY NY ANTSIKA
N°8 N°8 N°8 N°8

Endrika hafakely no noentinay nisantatra ny  andro voalohany fampielezan-kevitra androany .Nanao "CARAVANE" lavareny nio...
19/11/2024

Endrika hafakely no noentinay nisantatra ny andro voalohany fampielezan-kevitra androany .Nanao "CARAVANE" lavareny niodidina an'AMBOHITRIMANJAKA NY KANDIDA LAHARANA FAHA 08. Koa mamerina ny fisaorana sy fankasitrahana ho antsika rehetra ny tenako.
Ho an'ny rahampitso hariva indray dia ny FOKONTANY MAHITSY AVARATRA SY MAHITSY FIRAISANA no hamelabelaranay ny PROGRAMAN'ASA NY KANDIDA N°08. koa manasa antsika rehetra ny tenako ho tonga eny an toerana.

⏱⏰🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Finaritra eh!!! Ny kandida laharana faha-08 eto amin'ny kaominina AMBOHITRIMANJAKA🎤📸🎥⏳
14/11/2024

⏱⏰🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Finaritra eh!!! Ny kandida laharana faha-08 eto amin'ny kaominina AMBOHITRIMANJAKA🎤📸🎥⏳

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy, fizarana  ny mahakasika n tanànantsika indray no atolotro androany
13/11/2024

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy, fizarana ny mahakasika n tanànantsika indray no atolotro androany

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kandidà N 8 Rakotoarisoa Harinaivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share