Tiers service

Tiers service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tiers service, Shopping & retail, Itaosy, Antananarivo.

21/12/2023

Equipe de nettoyage FANASINA
MANADIO SY MAMPIRINA NY TRANONAO AMIN'NY FOTOANA REHETRA: ANDAVANANDRO, MANDRAY VAHINY, FETIM PIANAKAVIANA, .....
MANALA IREO FAKO SY LOTO SAROTRA TAKARINA ANDAVANANDRO
MANDAMINA NY BE KORONTANA ISAN KARAZANY MITONDRA ENERGIE NEGATIVE
ARARAOTY NY FIHENAM BIDY AMIN IZAO FOTOANA FETY IZAO
MANOME ENDRIKA VAOVAO SY MAHATAMANA NY TRANONAO
MAMOPITOMBO NY FIFALIANA AO AN TOKATRANO
MANAMAIVANA NY ASA FANADIOVANA ISAN'ANDRO

CONTRAT:

AFAKA ATAO ISAKY NY INTERVENTION
AFAKA ATAO ISAM BOLANA, NA ISAKERINANDRO....
AFAKA MANAFATRA AGENT IRAY NA MAROMARO ARAKA NY FILANA
AFAKA MIARA MIASA AMIN' NY ORINASA, ESPACE, RESTAURANT, HOTEL .....MANAO GRAND NETTOYAGE ( MANOKANA NA FANAMPINY) AO AORINAN' NY EVENEMENT ISAN KARAZANY

AZA MISALASALA ARY MANANTONA ANAY NA MANDEFA MP FA HO AFA PO IANAO.

08/04/2023
Antso avo, antso avo, antso avoIty orinasa ity dia nisoloky volan olona antapitrisany maro, ......Niala tao amin'ny bira...
08/04/2023

Antso avo, antso avo, antso avo
Ity orinasa ity dia nisoloky volan olona antapitrisany maro, ......
Niala tao amin'ny birao nisy azy dia tsy hita intsony....
Tsy mamaly antso, sms, mail, messanger......
Milaza tsy matahotra an iza an iza.....
Miangavy anareo manapahefana, mpitondra mahefa... Mila vonjy izahay

Ry mpitondra o , vonjeo zahay , miangavy mafy re tompoko o
07/04/2023

Ry mpitondra o , vonjeo zahay , miangavy mafy re tompoko o

Mbola tany misy mpitondra mahefa eto MadagascarIry orinasa ity dia nisoloky ny volan 'olona an tapitrasany maro; Olona 2...
07/04/2023

Mbola tany misy mpitondra mahefa eto Madagascar
Iry orinasa ity dia nisoloky ny volan 'olona an tapitrasany maro;
Olona 200 mahery no voasoky
Efa tsy namerina ny volan olona manombika ny juillet 2022 hatramin izao;
Milaza azy ho tsy matahotra an iza an iza fa manana olona ao amin' ny fitondrana mpiaro azy.

Fisolokiana , fisolokiana, fisolokiana, fisolokiana....∆Efa antapitrisany maro  ny vola voahangony dia tsy hita intsony ...
07/04/2023

Fisolokiana , fisolokiana, fisolokiana, fisolokiana....
∆Efa antapitrisany maro ny vola voahangony dia tsy hita intsony izy,
∆ Efa 300 mahery ny olona voasoloky
∆ Efa ambolana maro ( 10volana)no nahitsony ny volan' olona
∆ efa betsaka ny lainga sy fampanantenana poakaty nataony!!!!

Iza avy ireo investisseurs voasoloky ??????  Dia hiala maina ve nareo nefa ny volanareo  an tapitrisany no lasany any???...
07/04/2023

Iza avy ireo investisseurs voasoloky ?????? Dia hiala maina ve nareo nefa ny volanareo an tapitrisany no lasany any????

17/02/2023

TIERS SERVICE!
Offre d'opportunités
Offre de services
Offre d'emploi
Offre de formation ..

Nous consulter pour plus de renseignements

04/11/2022

HO ANAREO ANY AMIN'NY FARITRA, FARITANY..... TIERS SERVICE DIA AFAKA MANAMPY ANAREO AMIN'NY FIATSENANA, FAKANA SY FANDEFASANA ENTANA ATY ANTANANARIVO.

ALEFASO NY COMMANDE NAO.....
SERVICE AZO ANTOKA, MORA KOKOA, MAMPILAMINA NY FIANANAO

Send a message to learn more

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiers service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share