13/03/2026
🌟 ÉGOUTTOIR DESIGN : LE LUXE DANS VOTRE CUISINE 🌟
Te hanana lakozia moderne sy bien organisée ve ianao? Indro ny vahaolana tonga lafatra sady très décoratif!
Ity fitoeram-bilia ity dia tsy vitan'ny hoe fitoerana lovia fotsiny, fa tena pièce maîtresse manome endrika haut de gamme ny "plan de travail"-nao.
👉Haute Qualité: Vita amin'ny akora inoxydable (anti-rouille), sady mateza no mora karakaraina.
👉Accessoires complets: Misy porte-couverts sy porte-planche (na fitoerana sarona vilany) ary plateau amovible hitazona ny rano.
Sady pratique izy no manome touche de décoration miavaka ao an-dakozia! 🏡✨
👉 Manao livraison Tana, mandefa amin'ny faritra rehetra 👌👌