FID' ALU 2 menuiserie en aluminuim

FID' ALU 2 menuiserie en aluminuim High Tech

29/07/2026

Miarahaba antsika rehetra indray izay manaraka hatrany page FID'ALU
Atolotray ho anao hatrany ny asa vitanay satria tsy mitsahatra manao izay mahafapo anareo mpanjifa fôna izahay tompoko.
Misy karazany maro ny PROFIL atolotray ho anareo.
👉Raha ho an'ny FENÊTRE COULISSANTE NA PORTE COULISSANTE Zao dia misy ny atao hoe B65 n K56 ,na K56 MAX, mazava ho azy fa matevina indrindra dia ilay K56 MAX

👉Raha PORTE OUVRANTE NA FENÊTRE OUVRANTE indray izy dia PROFIL T45 na T55, mazava ho azy ihany koa fa T55 matevina.

👉Misy ihany koa anefa raha hanao arofanina INOX ianao de misy ihany koa matevina misy 202 ary misy 304.
🔷 Miankina safiditsika tsirairay anefa ny sandany tompoko.
Koa aza adino ary manantona ny atelier nay ety ANJANAHARY EO AMIN'INY DEVARANT ROUTE CIMETIÈRE
Tel: 034 51 447 77

15/07/2026

Miarahaba antsika rehetra indray ee!👋👋
Izay mahafapo anar eo mpanjifa fôna oaa tanjonay eee!
Atolotray ho anareo mpanjifa indray:
◾AROFANINA INOX SANS MOTIF: 240.000AR PAR LINÉAIRE
◾ AROFANINA INOX MIARAKA AMIN'INY VITRE: 450.000AR PAR LINÉAIRE
◾ AROFANINA INOX AVEC MOTIF: 300.000AR PAR LINÉAIRE
◾VÉRANDA VITRE 12MM: 680.000ar par linéaire
Tsy mitsahatra manome Zavatra tsara ho anareo mpanjifa fôna zahay
MANANA NIF STAT ARADALANA
ATELIER: ANJANAHARY EO AMIN'INY DEVARANT ROUTE CIMETIÈRE.
TEL: 034 51 447 77
E-MAIL: [email protected]
WHATSAPP: 034 51 447 77
TONGAVASOA ARY EEE!
Mandeha manerana province rehetra zahay tompoko 🚛

15/07/2026

Miarahaba antsika rehetra indray ee👋
Faly fôna mahita mpanjifa hoe afa-po amin'ny asa ee,tena mankasitraka antsika rehetra tompoko!🙏🙏
Tany FARITRA FANDRIANA indray ny asa atolotray ho anareo!
Teto dia fenêtre coulissante vitre claire profil b65 no nosafidiny mpanjifa izay 260.000ar m².
Aza adino fa misy karazana profil ato amin'ny FID'ALU, misy lay alu matevina , profil K56, K56 max , T45 , T55
Izahay dia spécialiste momba menuiserie en aluminium et inox, MANANA NIF STAT ARADALANA.
Atelier: ANJANAHARY eo amin'ny devarant, route cimetière
Tel: 034 51 447 77
E-mail: [email protected]

Tena afa-po foana mpanjifa ee!ianao sisa no andrasa@na.Tsy lava resaka be zahay fa eo am-pandrasana ianao mahita ny atin...
04/07/2026

Tena afa-po foana mpanjifa ee!ianao sisa no andrasa@na.
Tsy lava resaka be zahay fa eo am-pandrasana ianao mahita ny atiny.
Fenêtre coulissante vitre claire profil b65 matevina: 260.000ar m²
Fenêtre coulissante vitre profil k56 : 340.000ar m²
Porte Ouvrante Demi-vitre claire :400.000ar m²
Porte coulissante vitre claire : 360.000ar m²
Naco : 50 x50: 140.000ar
Mur rideaux : 450.000ar m²
Rideau métallique matevina tsara: 300.000ar m²
Balcon na gard corps en verre 12mm: 680.000ar par linéaire
Arofanina inox sans motif: 240.000ar par linéaire
Arofanina avec motif : 300.000ar ar par linéaire
Aza adino ihany koa: jalousie, assouflet , fixe,etc..
Tongava ary ety amin'ny atelier, eto ANJANAHARY devarant
Mañana nif stat aradalana
Mandefa sy mandeha manerana faritra Madagascar zahay tompoko.
Mpanjifa afapo fôna tanjonay!

Miarahaba antsika rehetra indray eeLivraison any ambanja indray ary!Misaotra anareo rehetra ny amin'ny fahatokisana anay...
22/05/2026

Miarahaba antsika rehetra indray ee
Livraison any ambanja indray ary!
Misaotra anareo rehetra ny amin'ny fahatokisana anay
Fa tsy mijanona manao Zay mahafapo anareo rehetra izahay tompoko
Tel: 034 51 447 77

Misaotra anareo fôna tompoko amin'ny fahatokisana an'ny FID'ALU Livraison farafanganaTEL: 034 51 447 77
06/05/2026

Misaotra anareo fôna tompoko amin'ny fahatokisana an'ny FID'ALU
Livraison farafangana
TEL: 034 51 447 77

06/05/2026

Miarahaba tompoko
Tongava ary ety amin'ny atelier ho anareo izay efa niantso sy hanao commande rehetra
Tel: 034 51 447 77
E-mail : [email protected]
Adresse: ANJANAHARY eto amin'ny devarant route cimetière

06/05/2026

Ankasitrahana daholo ianareo Zay nametraka fitokisana taminay,Ary hisaorana ihany koa ianareo izay maniry hiara hiasa aminay sahady
Asa tsara kalitao no atolotray ho anareo
Mañana NIF STAT aradalana
Asa madio,voakaly,azo antoka
Norme européenne daholo.
Fenêtre coulissante profil b65 matevina à partir 260.000ar m² vitre claire
Fenêtre coulissante profil K56 à partir 340.000ar m² vitre claire
Porte coulissante profil K56 vitre claire 360.000ar m²
Porte ouvrante tout vitre 1 ventail à 380.000ar m² vitre claire
Porte Demi-vitre claire 400.000ar m²
Naco 50 x 50= 150.000ar
Arofanina inox à partir 240.000ar par linéaire
Garde corps en verre 650.000ar par linéaire
Volet roulant à partir 290.000ar m²
Aza adino fa Mbola misy ny:
Jalousie
Fixe
Assouflet
Cloison
Mur rideau
Etc...
Tel: 034 51 447 77
ANJANAHARY eo am devarant
Whatsapp : 034 51 447 77
E-mail: [email protected]

Faly miarahaba antsika rehetra manaraka page ,ary Mbola mamerina ny fisaorana ianareo rehetra niaraniasa taminay ka nano...
23/04/2026

Faly miarahaba antsika rehetra manaraka page ,ary Mbola mamerina ny fisaorana ianareo rehetra niaraniasa taminay ka nanome fitokisana any,ary Mbola misaotra antsika rehetra ihany koa taminy fankasitrahana izay nasehonareo anay noho ny asa vitanay.
Ho anao ary izay vao hanangana trano ,na eo andalana fanorenana,ary indrindra eo ampanaovana finition.
De Mbola manolotra tsara fôna izahay ,ianareo izay hampanao
◾VOLET ROULANT
◾ GARDE CORPS VITRÉ ET INOX
◾PORTE COULISSANTE ET OUVRANTE
◾ FENÊTRE COULISSANTE ET OUVRANTE
◾NACO
◾JALOUSIE
◾FIXE
◾MUR RIDEAU
◾ ASSOUFLET...
Aza misalasala ary manontany raha misy fanotaniana manitikitika fa vonona foana zahay hanome fahafahapo anareo mpanjifa.
Tel: 034 51 447.77
Whatsapp : 034 51 447 77
Adresse : ANJANAHARY eo amin'ny devarant,vers route cimetière.

Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261348800822

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FID' ALU 2 menuiserie en aluminuim posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share