Ny Aina shop

Ny Aina shop 🥰Tongasoa eto amin'ny pejy❤️ izahay dia mivarotra poketra friperie tena manja an nefa koa tena mirary ny vidiny🥰❤️🎁

14/06/2026

Live sac friperie😍
10.000ar meilleur partage
Tsy manakalokalo achat

Hello Hello🥰✅ Aza adino ny rahariva an à 18h ihany ny live sac tsika🥰❤️❤️✅ Valintsika rahariva koa ilay lalao anniversai...
14/06/2026

Hello Hello🥰

✅ Aza adino ny rahariva an à 18h ihany ny live sac tsika🥰❤️❤️

✅ Valintsika rahariva koa ilay lalao anniversaire omaly🥰🎁🎁

Mirary tontolo andro mahafinaritra an🙏

Hello Hello🥰✅Aleo aloha mba tsy asintsika live anio fa mba makaina kely manao anniversaire🎊🥳✅Rapitso isika mihaona an🥰 d...
13/06/2026

Hello Hello🥰

✅Aleo aloha mba tsy asintsika live anio fa mba makaina kely manao anniversaire🎊🥳

✅Rapitso isika mihaona an🥰 dia mialatsiny amin'ireo livraison izay mbola tsy vita fa lundi livrenay an

✅Hanolotra fanomezana sac bandoulière ho an'ny 100em commentaires manao teny firarintsoa aho🎁 sy credit 2000ar ho any 107em commentaires

✅Mirary soa daholo🙏 Bisous🥰😘😘

11/06/2026

Live sac friperie❤❤
10.000ar meilleur partage
Tsy manolonolo achat
Merci😍😍

✅Ilay reseau angamba tena ratsy fa dia tapaka ilay live teo🥺✅Rahampitso indray isika mihaona amin'ireto sac manjakely ir...
10/06/2026

✅Ilay reseau angamba tena ratsy fa dia tapaka ilay live teo🥺

✅Rahampitso indray isika mihaona amin'ireto sac manjakely ireto an❤️ à 18h ihany ny fotoana🥰

✅Rahampitso daholo ny livraison ny achat androany sy izay omaly mbola tsy vita❤️❤️

✅Izay aloha fa manofisa mamy daholo❤️

10/06/2026

Tapaka ilay teo fa ato indray aloha
fans

10/06/2026

Live sac friperie❤❤

10.000ar meilleur partage

✅ à 18h indray ny live rahariva an❤️🥰🥰✅Tsy misy reservation avant live aloha dia aleo izay matotra ihany no manao JP eo ...
10/06/2026

✅ à 18h indray ny live rahariva an❤️🥰🥰

✅Tsy misy reservation avant live aloha dia aleo izay matotra ihany no manao JP eo amin'ny live🥰

Bonne journée daholo❤️❤️

09/06/2026

Sac friperie ❤❤❤
10.000ar meilleur partage
Tsy manolonolo achat
Mihaino details tsara vao manao JP

Hello Hello🥰✅Ndao indray ary isika hiaraka rahariva à 18h live sac friperie manjakely❤️✅Elaela isika tsy niaona an🥰 asin...
09/06/2026

Hello Hello🥰

✅Ndao indray ary isika hiaraka rahariva à 18h live sac friperie manjakely❤️

✅Elaela isika tsy niaona an🥰 asintsika cadeau be rahariva🎁🎁 mahazo foana ihany koa my meilleur partage🎁🎁🎁

✅Izay aloha ary fa bonne journée daholo😘

Address

Ambohijatovo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 23:00
Tuesday 09:00 - 23:00
Wednesday 09:00 - 23:00
Thursday 09:00 - 23:00
Friday 09:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 23:00

Telephone

+261337632368

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Aina shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share