29/08/2026
Coucou 😍😍
Mbola misy an'ireto sisa oh😁😁
Misy ballerines, kittos, mocassins, tennis de marque sns...
✅ Efa amin'ny sary daholo ny détails rehetra ❌❌
✅ Refy anatiny daholo ny anay
❌❌ Prix fixe ❌❌
Conditions tsy miova: Jp + Lieu de livraison + Contact anaty Mp
Tsy maintsy complet ny lieu de livraison sy ny contact fa raha tsy izany dia tsy confirmé ny Jp anareo👌
❌ Tsy manao réservation tsy lasa avance mihintsy
❌ Récupération sous conditions
Tongava any anaty Mp avy hatrany ☺️☺️
Manao livraison eto Antananarivo sy mandefa any amin'ny faritra foana🚲🚲