11/08/2020
Hellooo Guysss ! ❤
Après un long moment d’attente, nous commençons les ventes, enfin! 🤗
LES ADEPTES DU TOTE BAG OÙ ÊTES - VOUS ?! 🤩
Fait en soga bio (coton), doté d'une doublure mais aussi en grande dimension pour pouvoir y mettre toutes vos affaires. Cet article est fait pour vous! Eh oui comme c'est notre premiere vente on vous propose un prix de lancement à 22 000 ar. Alors qu'attendez-vous profitez-en!
Ah, et les amis, en vue de la situation, on ne peut pas faire de livraison, mais par contre, vous pourrez les récupérer. Pour plus d'infos passez en Dm. 😙
Avant tout achat nous vous invitons à lire nos conditions de vente 😉
Bon shopping les guys 🛍❤
..................................
Akory aby eeeh😍!
Efa ela no niandrasanay fa tonga ihany ity ilay fotoana...
NATOKANA HO ANAREO MPANKAFIA « TOTE BAG » ITY🤩!
Vita amin’ny « soga bio » (coton) sady misy doublure, ary lehibe tsara mazaka entana maro oh!
Araroty ary fa alefa mora, amin’ny vidiny 22.000ar fotsiny🥳!!
Atreto aloha, tsy misy ny livraison noho ny toe-draharaha izay erahina mahalala misy eto amin’ny tany sy ny firenena ka amin’ny alalan’ny récupération ihany ny entana no azo alaina.😉
Mp avy hatrany ary tsika miona ra toa ka liana na misy fanontaniana tinareo hapetraka❤️!!
Iangaviana ianareo amaky ny condition de vente alohan’ny hividiananareo ny entana ato aminay😊!
Misaotra anareo rehetra ooh😘!
YOU KNOW YOU LOVE US
XOXO XOXO ARY GASY ❤