28/12/2025
Salama daholo 🥰
serum keratin sady botox indray ary e
Tena mitsabo volo izy io
Made in Italia
Volo simbany fer, simbany loko , vakivaky, volo maina , tena mety tsara
Tsara be mihitsy io serum io, tsy mapisy angadrano rehefa mampiasa azy
Nefa tsy voatery hoe simba ihany ny volo vao afaka mampiasa an, fa mety foana io
Sady tsy gras ny volo rehefa manao azy fa malefaka tsara
12 ny isany ao anaty carton iray ary 18ml ny capacité ny tube iray
Vidiny: 20000ar
Manao livraison mandefa hatrany aminy faritra