11/06/2026
😩 Fa izahay mivarotra slip indray ve no mbola hijaly amin'izany e ? 👉 Rehefa mijery ny vidiny ny client : "Misy hetra ve io?" 😭😂
Na :
🚨 Breaking News 🚨 Efa lasa hetra daholo hono izao rehetra izao... 😅 Mbola tsy voasoratra fotsiny ny hoe : Slip = Hetra 🤣🤣🤣
😆🔥