Authenti'K Shop

Authenti'K Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Authenti'K Shop, Shopping & retail, TANA, Antananarivo.

💙Ny tsara foana💙

Passez votre commande en toute confiance 🥰

Contact : 0339094135
Livraison partout à Mada😉

Aza misalasala miditra MP raha misy mahaliana anao fa vonona hamaly anao am-pitiavana be ny ekipa 🙏❤️

❗❗ promotion ❗❗Vilany induction 4 série marque effeil FranceTena tsar be ty vilany ty matevina tsara,mora diovina Tsisy ...
08/09/2026

❗❗ promotion ❗❗

Vilany induction 4 série marque effeil France
Tena tsar be ty vilany ty matevina tsara,mora diovina
Tsisy tantaraina be tsony fa mampiasa anazy enao de mahita ny hatsarany😚
Double ny vodiny

Prix : 80 000ar fixe 🫶🏻
Manao livraison zahay,mandefa any @ faritra

Contact : 038 83 876 68

Tsy de betsaka izy ato fa araroty ah!!

🍹Mixeur Vista matanjaka tsara,maharitra ataonany maro🍹Araraoty fa mandalo ny mora !✔Puissance:300watt✔Capaciter:1500ml✔s...
08/09/2026

🍹Mixeur Vista matanjaka tsara,maharitra ataonany maro🍹

Araraoty fa mandalo ny mora !

✔Puissance:300watt
✔Capaciter:1500ml
✔sous carton
✔Nahafa-po izay efa nanjifa azy

💸Prix:90.000Ar

Contact 038 83 876 68
Manao livraison mandefa any @ faritra

‼️Bouloire électrique VISTA France‼️📢📢 Stock Limité 📢📢💰 Prix : 65.000 Ar Seulement 💰  Capacité :3L  Puissance :1800W  Ar...
07/09/2026

‼️Bouloire électrique VISTA France‼️

📢📢 Stock Limité 📢📢

💰 Prix : 65.000 Ar Seulement 💰

Capacité :3L
Puissance :1800W
Arrêt automatique
Couleur disponible : blanc, noir, Vert

📍 Livraison partout à Mada
📩 Commande en Mp ou 038 83 876 68

🛑MACHINE FITOTONA HENA✅Tsy mila courant ito✅Totika tsara ny zavatra totohana aminy✅Tsy mandany fotonana ✅Fitotona ravito...
07/09/2026

🛑MACHINE FITOTONA HENA
✅Tsy mila courant ito
✅Totika tsara ny zavatra totohana aminy
✅Tsy mandany fotonana
✅Fitotona ravitoto,totokena sns...

Prix:
🫶🏻Machine JHP No(8) 43 000ar
🫶🏻Machine JHP No(10) 45 000ar
🫶🏻Machine JHP No(12) 48 000ar
🫶🏻Machine JHP No(22) 80 000ar
🫶🏻Machine JHP No(32) 95 000ar

Mafy sy matevina tsara ka alefaso ary ny commande
Sous carton avokoa ny entana ato ❤
Manao livraison , mandefa any @ faritra

❌STOCK EPUISÉ❌ Mankasitraka an'ilay efa nahazo rehetra de miteny eto ihany rehefa mahatonga indray fa arao hatrany ny pe...
06/09/2026

❌STOCK EPUISÉ❌ Mankasitraka an'ilay efa nahazo rehetra de miteny eto ihany rehefa mahatonga indray fa arao hatrany ny pejy❤
Arrivage vaovao be❤
🔥 Rice cooker multifonctions 2en 1🫶🏻
✔️ Tsy misahirana intsony fa afaka Tonga Dia sady mahandro vary no mahandro laoka
✔️ 2l ny ilany Dia 2l ny ilany

❌ Tsy mandany jiro fa 900w monja

Prix : 80 000ar ️🫶🏻
Stock limités fa alefaso ny commande

Manao livraison mandefa any @ faritra

Tsy pizza rery hiany akory no afaka atao aminy fa azo anaovana sakafo betsaka:omelette, crêpe,pizza, anendasana laoka sn...
30/08/2026

Tsy pizza rery hiany akory no afaka atao aminy fa azo anaovana sakafo betsaka:omelette, crêpe,pizza, anendasana laoka sns ...

🍕 Pizza Pan VISTA 1500W
💥 Cuisson rapide sy uniforme

✅ Antiadhésif
✅ Mora diovina
✅ Couvercle en verre
💰 Prix : 32cm 90000 ar
40cm 110000ar

📍 Livraison partout à Mada

Tsara maraina ndray eee🥰🥰Efa manomboka mamoaka arrivage zahay fa aza tara manao commande annn🥰Efa mihamafana zao ny andr...
27/08/2026

Tsara maraina ndray eee🥰🥰

Efa manomboka mamoaka arrivage zahay fa aza tara manao commande annn🥰

Efa mihamafana zao ny andro dia aza adino manao satroka rehefa mivoaka isika🤗

Bonne journée les Authenti'K 😘

‼️Bouloire électrique VISTA France‼️💰 Prix : 65.000 Ar Seulement 💰  Capacité :3L  Puissance :1800W  Arrêt automatique  C...
27/08/2026

‼️Bouloire électrique VISTA France‼️

💰 Prix : 65.000 Ar Seulement 💰

Capacité :3L
Puissance :1800W
Arrêt automatique
Couleur disponible : blanc, noir, Vert

📍 Livraison partout à Mada
📩 Commande en M

PROMOTION RECHAUD À GAZPRIX spécial: 1feu 60000ar                        2 feu 85000ar                        3 feu 9500...
26/08/2026

PROMOTION RECHAUD À GAZ
PRIX spécial: 1feu 60000ar
2 feu 85000ar
3 feu 95000ar
4 feu 130000ar
Mihaja be ny lakozia mahazo anazy,sady mora diovina kely❤️
🔥Fantana gaz mitsitsy be
🔥Allumage briquet
Marque : STARLUX

Manao livraison ,mandefa any

 #60.000 ar au lieu de 70.000 ar🤩Etagère de rangement matanjaka bevy daoly ny support-ny.Tsy mibahana trano fa afaka ata...
11/08/2026

#60.000 ar au lieu de 70.000 ar🤩

Etagère de rangement matanjaka be
vy daoly ny support-ny.

Tsy mibahana trano fa afaka ataonao eny @ sisiny satria misy pneu

📍 Livraison partout à Mada
📩 Commande en MP

📞 033 90 941 35

Address

TANA
Antananarivo

Telephone

+261335058737

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Authenti'K Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share