Zaza Care

Zaza Care Parce que chaque moment est important, offrons le meilleur à nos enfants

25/09/2026
👶 Indraindray, tena mety ho sarotra ny mampiakanjo zazakely vao teraka…Ampidirina amin’ny loha ny akanjo, atsangana ny t...
24/09/2026

👶 Indraindray, tena mety ho sarotra ny mampiakanjo zazakely vao teraka…
Ampidirina amin’ny loha ny akanjo, atsangana ny tanany, avadika indray… 😣
Rehefa mihetsiketsika na mitomany ny zaza, dia zavatra tena manahirana an’i maman mihitsy ny fotoana fampiakanjoana.
💡 Ity misy vahaolana ?
🤍Ny body style kimono en coton.
Satria misokatra eo anoloana izy, dia tsy mila ampandalovina amin’ny lohan'ny zaza ilay body rehefa mampiakanjo azy.
Vahaolana tsotra, ho an'ireo zaza vao teraka, na ireo ao antin'ny volana voalohany izay mbola madinika sy marefo. 👶
🌿 Ny tombony ho an’i Maman :
✔️ Misokatra eo anoloana
✔️ Mora ampanaovina sy esorina
✔️ Coton malefaka sy mampahazo aina
✔️ Mora ampiasaina rehefa manolo couche
✔️ Tena mety amin’ny zaza voateraka sy ny volana voalohany
Satria amin’ny fiainana andavanandro, tsy mila zavatra manasarom-piainana maman a. Mila vahaolana mora sy mahomby ianao. 🤍
👩‍🍼 Maman o, ataovy mahafinaritra sy mampilamin-tsaina ny zanakao ny fotoana fiakanjona.
📩 Te hahita ireo modèles disponibles ve ianao ?
Andefaso MP izahay raha te hikaomandy ianao. Afaka mandefa WhatsApp +261 34 26 284 34

24/09/2026

Fampandroana Zaza : impiry ary ahoana no tsara atao ?
“Rehefa misy zazakely vao teraka ao an-trano dia maro ny reny mieritreritra hoe tsy maintsy sasana isan’andro izy. Fa hoy foana i Mamabe : tsy mila fandroana lava isan’andro ny zazakely vao hadio.” 💛
Amin’ny volana voalohany dia mety tsara raha in-2 na in-3 isak'erinnandro. Amin’ny andro tsy hisasana dia ampy tsara ny manadio moramora ny tarehy, tanana, hatoka ary fitombenany. 👶🧼
Ary indrindra indrindra, tsy tokony haharitra ela ny fampandroan'ny zazakely.
⏳ 5 ka hatramin’ny 10 minitra dia ampy tsara, mba tsy hangatsiaka na ho maina ny hodiny.
💡 Torohevitr’i Mamabe :
🛁 Omanina mialoha ny zavatra rehetra ilaina
🌡️ Tsy atao mangatsiaka na mamay be ny Rano
🤲 Tazomy tsara foana ny zaza mandritry ny fotoana anasana azy
🧴 Fafana tsara ny vatany rehetra
💤 Rehefa avy mandro dia omeo fihina sy fitiavana kely, matory tsara izy amin'izay.
Ny tena zava-dehibe dia tsy ny habetsaky ny rano… fa ny fotoana mamy sy ny fitiavana omena an’ny zaza mandritra an ' io fotoana io 🤍
👶🛁✨

👶🏻🤍 Fandraisana zaza amin'ny hafanan'ny fitiavana… 🥰Rehefa miandry ny fahatongavan’ny zanakao ianao, ny zavatra kely reh...
21/09/2026

👶🏻🤍 Fandraisana zaza amin'ny hafanan'ny fitiavana… 🥰

Rehefa miandry ny fahatongavan’ny zanakao ianao, ny zavatra kely rehetra dia lasa manan-danja. 💕
Ary inona no tsara kokoa noho ny mandray azy ao anaty fitafiana malefaka sady mafana? 🥰🧸

✨ "Ensemble 6 pièces", vita amin’ny "lamba karazana fourrure".

🧸 Grenouillère
🧥 Haut à capuche
👕 Haut
👖 Pantalon
🦶 Pantalon misy tongotra
🤍 Lange "80×80 cm"

💰 "47 000 Ar" ny ensemble 6 pièces.

Satria mendrika ho raisina anatin'ny hafanan'ny fitiavana ny zanakao. 👶🏻❤️

📩 Raha te hicommande:
👉 Alefaso amin’ny "Messenger" ny hafatrao
📱 "WhatsApp : +261 34 26 284 34"

🚚 "Mandefa colis any amin’ny faritany ihany koa izahay."
📌 Alohan’ny hicommande dia asaina isika hamaky ny "fepetra momba ny fandefasana any amin’ny faritany", izay "épinglé eo amin’ny pejy".

🇲🇬

mampiferotr'aina ve ilay mitondra zaza satria be entana be isaky ny mivoaka?😢 eh maman!👀 natao hoanao mihintsy ity sac a...
11/09/2026

mampiferotr'aina ve ilay mitondra zaza satria be entana be isaky ny mivoaka?😢
eh maman!👀 natao hoanao mihintsy ity sac a langer ity , 🎁
satry foana aza itondra zaza manomboka eto , satria dia mazaka be anefa mora entina sady tsy encombrant, no mahasolo poketra satria dia tsara tarehy tokoa! 🥰
ireto avy ny avantage azonao manana azy :
👍 isotherme , eny tsy voatery mitondra thermos be intsony 😎
🛺 Tsy maka place be rehefa mande fiara satria kely2 anefa mazaka be
👌 Misy compartiment maromaro afahana mametraka ny entana, tsy sahirana mitady be fa mandatsaka tanana dia mahazo 😁
🥰 kalitao amin'ilay tena tsara , mpanakarena kely sady mafatifaty tsy misy otrizany , tena mendrika anao mihintsy
Ka inona intsony moa izany no andrasana e?🤔
betsaka taminareo no efa nanontany sac à langer , ka midira haingana ary mp sao lany eo indray ka tsy ahazo eo an! 😁😁

Address

Avaradoha, Ampasampito
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaza Care posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share