Velomad

Velomad 🚲 Pour les fans de vélo et de sensations fortes
💚Des offres spéciales pour les entreprises qui souhaitent passer au Green
♻️Responsable et économique

💫🎉 BONNE ANNÉE 2024🎉💫Mirary taona 2024 feno fahasalamana, fifaliana ary fahombiazana ho antsika rehetra.Ho tsara noho ny...
02/01/2024

💫🎉 BONNE ANNÉE 2024🎉💫

Mirary taona 2024 feno fahasalamana, fifaliana ary fahombiazana ho antsika rehetra.
Ho tsara noho ny taona rehetra hatramin'izay anie ity taoana 2024 ity.

#2024

💫Ho an'izay tsy mbola nahazo dia efa vitsy dia vitsy sisa amin'izao promotion.🚲💫Afa-po avokoa ireo izay nahazo ny anjara...
23/12/2023

💫Ho an'izay tsy mbola nahazo dia efa vitsy dia vitsy sisa amin'izao promotion.🚲
💫Afa-po avokoa ireo izay nahazo ny anjarany sady vidiny tena mirary dia mirary ao anatin'izao promotion izao.🚲

🚲Aza tara fa fandrio dieny izao ny anjaranao.🚲

🎄🚲Mirary fety sambatra ho anao ny Vélomad. 🎄🚲

✉️: [email protected]
📱: 038 08 111 11


🚲 Tena vitsy kely sisa ny BMX kids, ity erinandro ity sisa dia lany avokoa.Ao anatin'izao promotion izao dia araraoty sa...
20/12/2023

🚲 Tena vitsy kely sisa ny BMX kids, ity erinandro ity sisa dia lany avokoa.
Ao anatin'izao promotion izao dia araraoty sady tena mora ny vidiny anefa tena mateza, afaka hifandimbiasan'ny mpiray tampo na mpihavana.

🚲 BMX 16" sisa no misy fa ny habehany hafa efa lany avokoa.

🎁🚲 Cadeau mateza ho an'ny zanakao miaraka amin'ny Velomad.🎁🚲

✉️: [email protected]
📱: 038 08 111 11


Mitohy hatrany ny promotion vélo ao anatin'izao akatoky ny fety izao.Araraoty fa fotoana fohy sisa raiso ny anjaranao am...
19/12/2023

Mitohy hatrany ny promotion vélo ao anatin'izao akatoky ny fety izao.
Araraoty fa fotoana fohy sisa raiso ny anjaranao amin'ny vidiny tena mirary dia mirary.

Vélo maro isan-karazany azonao safidiana ato amin'ny Velomad.

✉️: [email protected]
📱: 038 08 111 11


Tsy matahotra embouteillages intsony fa tsotra kely ny vahaolana atolotry ny Velomad ho anao.Milamina tsara ny lera iain...
18/12/2023

Tsy matahotra embouteillages intsony fa tsotra kely ny vahaolana atolotry ny Velomad ho anao.
Milamina tsara ny lera iainganao sy ny fodianao ary afaka manana fotoana tsara ho an'ny ankohonanao ianao.
Vélo 3 karazany no atolotraya anao androany:
- SANSI
- Fatbike
- XML PRO

Vidiny tena mirary dia mirary sady ao anatin'ny promotion isika izao voamay mahazo tombony be ianao.

Aza tara ary fa araraoty izao promotion izao miaraka amin'ny Velomad.

✉️: [email protected]
📱: 038 08 111 11


🎄Tena akaiky ny fety ary manomboka misy foana ny embouteillages.Cadeu manokana atolotray anao ao anatin'izao fety izao i...
15/12/2023

🎄Tena akaiky ny fety ary manomboka misy foana ny embouteillages.
Cadeu manokana atolotray anao ao anatin'izao fety izao ireto Vélo électrique ato aminay.

Misy karazany 2:
- Eurobike Electric
- Phoenix Electric

Tongavà aty amin'ny magasin sy bureau Velomad dia jifao amin'ny vidiny tena mirary dia mirary ao anatin'izao fety izao.

Sady mitsaoka embouteillages ianao no tsy reraka miaraka amin'ny Velomad.

✉️: [email protected]
📱: 038 08 111 11


🎄PROMOTION NOËL🎄Fotoanan'ny fankasitrahana sy fanomezana "cadeau" isika miditra ny tapaky ny volana Desambra.Araraoty it...
13/12/2023

🎄PROMOTION NOËL🎄

Fotoanan'ny fankasitrahana sy fanomezana "cadeau" isika miditra ny tapaky ny volana Desambra.

Araraoty ity promotion ity hanomezanao cadeau hoan'ny manodidina anao.
Aza tara fa fandrio dieny izao ny cadeau anao.

Vélo maro isan-karazany miaraka amin'ny Velomad.

✉️: [email protected]
📱: 038 08 111 11


🚲Tena aleo angamba dakana ihany ny 2 roues toy izay taritina rehefa maty na reraka. 😅😂Rehefa reraka mi-pédaler ka tsy El...
27/09/2023

🚲Tena aleo angamba dakana ihany ny 2 roues toy izay taritina rehefa maty na reraka. 😅😂

Rehefa reraka mi-pédaler ka tsy Electric dia aleo mba resahina ilay namana hoe mba dakana fa tarisina sendra sahirana.



(Photo empruntée)

Karazana Vélo maro be hahafahanao misafidy araka ny ampiasainao azy.✨Ny maharitra sy ny tsara hatrany no atolotry ny Vel...
26/09/2023

Karazana Vélo maro be hahafahanao misafidy araka ny ampiasainao azy.

✨Ny maharitra sy ny tsara hatrany no atolotry ny Velomad ho anao.


🚲 Rehefa eny an-dalana ny samy 2 roues dia natao hifanaja fa tsy hifanambany.🏍⚠️Tandremo foana ny dépassement à droite n...
22/09/2023

🚲 Rehefa eny an-dalana ny samy 2 roues dia natao hifanaja fa tsy hifanambany.🏍

⚠️Tandremo foana ny dépassement à droite na ilay mi-coupe tampoka na moto na scooter na vélo.

Ny fiara efa tsy mitsitsy firy antsika 2 roues de samy isika ve dia mbola tsy hifanaja?

Fifanajana = loza manalavitra

🚲Hilamina foana anie ny fifamoivoizana anoloana ny 2 roues rehetra ary ho lavitra ny loza.


Tsy misy hatahorana intsony ny toerana rehetra aleha rehefa miaraka amin'ny FATBIKE.Na vita ny lalana na mbola misy tsy ...
18/09/2023

Tsy misy hatahorana intsony ny toerana rehetra aleha rehefa miaraka amin'ny FATBIKE.
Na vita ny lalana na mbola misy tsy vita dia tsy matahotra intsony ianao.

Somary vitsy sisa ilay 🚲FATBIKE 🚲 fa tena be mpitady be, aza adino ny anjaranao.


Ny tsara indrindra hatrany no atolotray ho anao: SANSI.🚲 VVT Frein à disque🚲 26"🚲 Acier léger..Rehefa mampiasa vola ihan...
12/09/2023

Ny tsara indrindra hatrany no atolotray ho anao: SANSI.

🚲 VVT Frein à disque
🚲 26"
🚲 Acier léger..

Rehefa mampiasa vola ihany de ataovy misy tombony foana afaka mamonjy anao indrindra rehefa hamonjy lera satria ny fotoana dia vola na vidiana lafo.

💶TIME IS MONEY
🚲Mividy vélo ianao = mividy fotoana = miverina ny vola


Address

Anosivavaka, Ambohimanarina
Antananarivo

Telephone

+261380811111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Velomad posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Velomad:

Share