06/06/2026
Retour mamikely avy aminareo indray ary ee🥰
Tsy hay ny tsy hankasitraka anareo izay efa nanjifa tato aminay hatrizay ary miverina manjifa hatrany🥹🫶🏻
Iza ireo mbola misalasala? Alefaso amin’izay ny commande fa ho livrenay amin’ny herinandro🤗
Mandefa amin’ny faritra ihany koa izahay✨