My Shop Online

My Shop Online Nous vous aidons à ouvrir votre boutique sur messenger

Vaovao be ❤️❤️❤️misy ny taona rehetra ilainaomisy efa vita moa afaka manao commande ihany koa⛱️⛱️⛱️ Tongava Mp avy hatra...
22/11/2025

Vaovao be ❤️❤️❤️
misy ny taona rehetra ilainao
misy efa vita moa afaka manao commande ihany koa
⛱️⛱️⛱️
Tongava Mp avy hatrany ooo
manao livraison manerana ny nosy
hoan'izay mbola hivarotra tongava fa omena prix tsara qualité

Manala tâche Manala panda ManafotsyManadio tarehinao... Miverina toy ny an'ny zazakely ny oditrao❤️❤️❤️❤️ Aza tara fa Mi...
23/05/2024

Manala tâche
Manala panda
Manafotsy
Manadio tarehinao... Miverina toy ny an'ny zazakely ny oditrao
❤️❤️❤️❤️ Aza tara fa Misy offre promotionnelle maro be ao amin'ity herinandro ity an ❤️❤️❤️❤️
Levure de bière

17/10/2023
15/10/2023

Ireto ihany ny savonitsika tarehy amin'ity semaine ity an 🥰🥰🥰🥰🥰
Izay Tonga aloa ihany no mahazo azy ❤️❤️❤️
Manazava hoditra ary miverina zazakely mihintsy ny oditrao
Manafotsy koa an 🥰❤️
Manala tâche rehetra 🥰❤️

09/05/2023

❤️❤️❤️ Savonitsika ❤️❤️❤️(Shampooing solide)
👉Vita Malagasy
1)Manamafy ny fotom-bolo ka miaro ny volo tsy hihitsana.
2) Mitsabo sy manasitrana ny volo vakivaky.
3) Mi-hydraté ny volo makina.
4) Mitsabo ny loham-bolo vakivaky.
5) Mampangirana ny volo.
6) Manalefaka ny volo.
7) Manatsotra ny volo ary manamora ny fibangona azy.
8)Manome hanitra malefaka ny volo.
9) Miaro ny volo tsy ho may rehefa manao brushing
❤️❤️❤️ Savonitsika ❤️❤️❤️
👉Mampaniry ny volo Ary mampitsahatra ny volo mihintsana
"Savon artisanal" fabriqué à la main à partir de l'huile d'olive, le beurre de karité, l'huile de coco, huile de Jojoba. Il est généralement enrichi avec des huiles essentielles, d'aloès Vera et de la levure de bière pour ajouter des propriétés curatives et nourrissantes.
❤️❤️❤️"Savonitsika" ❤️❤️❤️est généralement plus doux et plus hydratant, car il ne contient pas de produits chimiques agressifs.
❤️❤️❤️"Savonitsika"❤️❤️❤️est fabriqué à partir d'ingrédients naturels et biodégradables.

   Aza misalasala mandray commande hatrany izahay ato amin'ny  Chez Nous Confection Manao izay rehetra tadiavinao ❤️❤️❤️...
29/03/2022



Aza misalasala mandray commande hatrany izahay ato amin'ny Chez Nous Confection
Manao izay rehetra tadiavinao ❤️❤️❤️❤️
Merci Jacquis Randria Ofisialy

Ny équipen'ny Chez-nous Company Vonona ny hanome ny soa sy ny tsara hoanao hatrany 🙏❤️🥰🥰🥰😘Ampitiavana be miaraka amin'ny...
13/12/2021

Ny équipen'ny Chez-nous Company
Vonona ny hanome ny soa sy ny tsara hoanao hatrany 🙏❤️🥰🥰🥰😘
Ampitiavana be miaraka amin'ny Levure de bière ao amin'ny IBC androany amin'ny 05 sy sasany hariva
❤️🙏🥰❤️🥰😘
Levure deLevure de bièreLevure de bièreLevure de bière

Afaka manao commande ianao voan'ny zanakao Ary asina ny sary tena ankafizin'ny zanakao amin'ny dessin animé izany 😎😎😎😎😎😎...
02/11/2021

Afaka manao commande ianao voan'ny zanakao Ary asina ny sary tena ankafizin'ny zanakao amin'ny dessin animé izany 😎😎😎😎😎😎😎😎
Na sarinao
Na sarin'ny zanakao
Na ihany koa sarinareo ao an-tokatrano
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

Vonona ny hanome ny soa sy ny tsara hoanao hatrany👌❤️
02/11/2021

Vonona ny hanome ny soa sy ny tsara hoanao hatrany
👌❤️

Aza misalasala mametraka antanana ny akanjonao izay tianao hanaovana azy mihintsy 🤠🤠🤠🤠🤠Afaka mametaka ny logo anao ihany...
02/11/2021

Aza misalasala mametraka antanana ny akanjonao izay tianao hanaovana azy mihintsy 🤠🤠🤠🤠🤠
Afaka mametaka ny logo anao ihany koa izahay👌👌👌👌👌
Zaza - Tanora - lehibe
Mandefa manerana ny nosy
Manjifa hatrany ny asa-tanana malagasy
Aminy vidiny natao ho zakan'ny rehetra ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Ampitiavana be

N'hésitez pas à nous contacterSur mesureSur tailleQualitéQuantitéPrix hors pairPetit prix
08/10/2021

N'hésitez pas à nous contacter
Sur mesure
Sur taille
Qualité
Quantité
Prix hors pair
Petit prix

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My Shop Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share