27/07/2026
🏡 Tsy mila salon lehibe vao lasa manara-penitra. Mila meuble voafidy tsara fotsiny.
Ity minibar ity dia:
✔️ Mampisaraka tsara ny salon sy ny salle à manger.
✔️ Manana toerana ametrahana vera sy tavoahangy.
✔️ Mety tsara ho an’ny appartement sy villa.
✔️ Manome endrika moderne sy élégante ny tranonao.
💰 Vidiny: 2 000 000 Ar.
Raha mitady meuble haharitra sy hanova ny endriky ny tranonao ianao dia ity no safidy tsara.
📩 Manorata “MINIBAR” ao amin’ny commentaire na alefaso message privé.
WhatsApp : 0328928788