Divya Madagascar 2

Divya Madagascar 2 vente de produits cosmétiques

✨ OFFRE PROMOTIONNELLE – KIT MINCEUR ✨Te hanana silhouette tsara kokoa sy hikarakara ny vatanao ve ianao? 💕Andramo ity k...
12/09/2026

✨ OFFRE PROMOTIONNELLE – KIT MINCEUR ✨
Te hanana silhouette tsara kokoa sy hikarakara ny vatanao ve ianao? 💕
Andramo ity kit minceur ity, natao hanampy amin’ny fikarakarana ny vatana sy ny silhouette. 🌸
🔥 PRIX PROMOTION : 20 000 Ar seulement ! 🔥
👉 Offre spéciale mandritra ny promotion
👉 Quantité limitée
Raha Liana ianao dia midira Mp azahoana fanazavana be be kokoa
📲 Commande / Renseignements : 034 830 4388
Livraison manerana ny faritra rehetra eto Madagascar
💖 Aza miandry ela, alao dieny mbola misy ! 💖

🌿✨ CRÈME PERSIL – HO AN’NY HODITRA MAMIRAPIRATRA! ✨🌿Te hanana hoditra madio, malama ary mamirapiratra ve ianao? 💚Ny Crèm...
10/09/2026

🌿✨ CRÈME PERSIL – HO AN’NY HODITRA MAMIRAPIRATRA! ✨🌿
Te hanana hoditra madio, malama ary mamirapiratra ve ianao? 💚
Ny Crème Persil dia natao hanampy amin’ny fikarakarana ny hoditra, indrindra ireo faritra misy tasy sy tsy fitovian’ny teint, misy panda ,tasy mainty isankarazany, sady manampy mitazona ny hoditra ho malefaka sy hydratée. 🥰
Manampy ny hoditra tsy ho mora mikentrona
Anti ride
💚 Ho an’ny visage, cou, mains ary corps
✨ Manampy mampamirapiratra ny teint
✨ Manampy mampihena ny fisehon’ny tasy
✨ Manome hamandoana sy fahalemilemen’ny hoditra

Mandefasa hafatra aminay na miantso raha
mahaliana Anao
🚲Manao livraison sy mandefa amin'ny Faritra rehetra

🔥 PRIX : 20 000 Ar 🔥
📞 Tel : 034 830 4388
💚 Crème Persil — fikarakarana tsotra ho an’ny hoditrao isan’andro! 🌿✨

10/09/2026
08/09/2026

Avec Andie Derasoa – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs ! Merci ♥️

05/09/2026

🔥 SLIMMING BODY CREAM 🔥

✨ Te hampihena ny tavy manelingelina ve ianao? ✨

💚 Manampy amin’ny fikarakarana ny tavy amin’ny kibo
💚 Manampy amin’ny fikarakarana ny tavy amin’ny fe sy valahana
💚 Azo ampiasaina amin’ireo faritra misy tavy manelingelina
💚 Manampy hanamafy sy hanatsara ny endriky ny hoditra
♥️3 Andro ianao dia mahita vokatra ka aza misalasala ary fa tongava manjifa ny vokatra
SLIMMING BODY CREM🔥

💰 PRIX : 20 000 Ar
💌 Midira MP na miantso avy hatrany Raha hanao Commande ianao

📞 Commande : 034 83 043 88
📍 Divya Madagascar 2

🚲 Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra manerana ny Nosy

💖 Karakarao ny silhouette-nao, ary matokia tena hatrany!

05/09/2026
Patch Mymi Wonder, patch minceur " autocollant"  aux extraits de plantes naturelles 🤗Le top des patchs minceurs😍😍👍Il con...
01/09/2026

Patch Mymi Wonder, patch minceur " autocollant" aux extraits de plantes naturelles 🤗
Le top des patchs minceurs😍😍👍

Il contient des extraits de café, de poivron rouge et de thé vert comme ingrédients principaux💃

Conçu pour brûler les graisses et détoxifier le corps, il 👇

🌺 Aide à éliminer les graisses abdominaux tenaces en ciblant les zones où la graisse se stocke👌

🌺 Aide à éliminer la cellulite

🌺 Empêche l accumulation de la graisse

🌺 Diffuse une légère chaleur et un parfum exotique🤗

Il y a 5 patchs dans le paquet utilisable sur 5 jours à raison d'un patch par jour

Prix 👉 15000 ar

Tel : 033 6136561
0322463338
0348304388

Mp pour commander
Livraison dans tout Madagascar 🚛

✨ RIVOTRA MADIO, FIAINANA SALAMA! ✨🌿 MULTI-FUNCTIONAL AIR MAGIC BOX 🌿Vahaolana hanatsarana ny kalitaon’ny rivotra ao an-...
26/08/2026

✨ RIVOTRA MADIO, FIAINANA SALAMA! ✨

🌿 MULTI-FUNCTIONAL AIR MAGIC BOX 🌿
Vahaolana hanatsarana ny kalitaon’ny rivotra ao an-trano sy any amin’ny birao.

✅ Manampy manala fofona ratsy
✅ Manampy miady amin’ny bakteria
✅ Manampy manatsara ny kalitaon’ny rivotra
✅ Akora voajanahary avy amin’ny zavamaniry
✅ Mora ampiasaina ary maharitra
✅ Manala ny faritra mandomando sy Bobongolo

PRIX : 15000 AR

🏠 Mety ampiasaina ao an-trano, birao, fiara, efitra fandraisam-bahiny, sns.

📦 Poids : 120g

📞 Commande :
☎️ 034 830 4388
☎️ 032 246 3338

💚 Divya Madagascar 2
👉 Aoka ho madio, aoka ho salama!

☕ KHO Coffee Slimming Soap ☕Mitady savony hanampy anao amin'ny programme fampihenana lanja sady hikarakara ny hoditra? A...
28/07/2026

☕ KHO Coffee Slimming Soap ☕

Mitady savony hanampy anao amin'ny programme fampihenana lanja sady hikarakara ny hoditra? Andramo ny KHO Coffee Slimming Soap.

✨ Manampy amin'ny programme fampihenana lanja
✨ Manadio sy mikarakara ny hoditra
✨ Manome hoditra malefaka sy madio
✨ Mora ampiasaina isan'andro

🧼 Fomba fampiasana:
Ampiasao mandritra ny fandroana, ahosory amin'ny vatana, avela 3–5 minitra, dia kobanina amin'ny rano madio.

📞 Raha hanafatra na mila fanazavana:
032 24 633 38
033 61 365 61
034 83 043 88

Address

Antananarivo

Telephone

+261348304388

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Divya Madagascar 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category