L&M Divers Articles

L&M Divers Articles La satisfaction avant tout

🐣Couveuse  Automatique tsara kalitao , tsara endrika ary mateza tsara no atolotray anareo 🐣          🍃Sady Misy Garantie...
21/05/2026

🐣Couveuse Automatique tsara kalitao , tsara endrika ary mateza tsara no atolotray anareo 🐣
🍃Sady Misy Garantie🍃
🥚 Capacité : - 36 oeufs 🥚 (450.000Ar)
- 192 oeufs 🥚 (950.000Ar)
🔸Mety amin'ny karazan'atody : akoho (🐓), Vorona (🦆, 🪿,🦃) , Pigeon (🕊️ ) , Caille sns...
🔹 Affichage numérique complet : Température, Humidité, temps de retournement, Jours, Alarme,....
🍃 Misy mode intelligent ( izany oe pilotage automatique ary tsy manahirana ny mampiasa azy)
💧Humidité et Température Précis
🍃 Retournement automatique isaky ny 2h (azo ovaina) : ⛔ ka noho izany dia tsy mila mamadika tanana intsony ⛔
🔌 Double Alimentation 12Volt na 220Volts (80Watts) : mety apesaina tsara amin'ny délestage na koa any amin'ny toerana tsy misy jirama satria afaka alefa direct amin'ny Batterie 12V izy

🧬Livraison gratuit en ville ary mandefa amin'ny faritra ihany koa

Raha mila fanazavana fanampiny :
☎️ 034 42 503 73
📩Na Mp

Disponible 7j/7 vente en line

&M_Divers_Articles

🐣Couveuse solaire  Automatique tsara kalitao , tsara endrika ary mateza tsara no atolotray anareo 🐣          🍃Sady Misy ...
17/12/2025

🐣Couveuse solaire Automatique tsara kalitao , tsara endrika ary mateza tsara no atolotray anareo 🐣
🍃Sady Misy Garentie🍃
🥚 Capacité : - 36 oeufs 🥚 (450.000Ar)
- 64 oeufs 🥚 (550.000Ar)
- 128 oeufs 🥚 (750.000Ar)
- 192 oeufs 🥚 (950.000Ar)
🔸Mety amin'ny karazan'atody : akoho (🐓), Vorona (🦆, 🪿,🦃) , Pigeon (🕊️ ) , Caille sns...
🔹 Affichage numérique complet : Température, Humidité, temps de retournement, Jours, Alarme,....
🍃 Misy mode intelligent ( izany oe pilotage automatique ary tsy manahirana ny mampiasa azy)
💧Humidité et Température Précis
🍃 Retournement automatique isaky ny 2h (azo ovaina) : ⛔ ka noho izany dia tsy mila mamadika tanana intsony ⛔
🔌 Double Alimentation 12Volt na 220Volts (80Watts) : mety apesaina tsara amin'ny délestage na koa any amin'ny toerana tsy misy jirama satria afaka alefa direct amin'ny Batterie 12V izy

🧬Livraison gratuit en ville ary mandefa amin'ny faritra ihany koa

Raha mila fanazavana fanampiny :
☎️ 034 42 503 73
📩Na Mp

Disponible 7j/7 vente en line

&M_Divers_Articles

Client du jour satisfait 😀Pack installé :• Porte-bagage• Cache roue de secours Jimny• Pare-buffleMerci pour la confiance...
17/11/2025

Client du jour satisfait 😀
Pack installé :
• Porte-bagage
• Cache roue de secours Jimny
• Pare-buffle

Merci pour la confiance ! 🚙✨

Aza misalasala miantso anay fa manana kit complet pour Jimny izahay amin’ny vidiny mirary 😀

☎️ 034 42 503 73
&M_Divers-articles

Tsy te hiaina délestage intsony ianao ? Ity no vaholana mety aminao 👌🏻• Convertisseur Suoer hybride 4,2KW 💪 : puissance ...
29/09/2025

Tsy te hiaina délestage intsony ianao ? Ity no vaholana mety aminao 👌🏻

• Convertisseur Suoer hybride 4,2KW 💪 : puissance stable pour tous vos appareils. Compatible solaire et batterie pour une autonomie maximale. Protection intelligente contre surtensions et surchauffe. Installation facile avec MPPT intégré pour une charge rapide et efficace.

• Batterie Lithium 24V 200A : grande capacité pour une autonomie prolongée. Longue durée de vie avec cycles de charge élevés (5 à 6.000cycles) Charge rapide et efficace grâce à la technologie lithium. Sécurité optimale avec protections contre surcharge, surchauffe et courts-circuits

• Panneaux Solaire Longi Brand 445W : haute puissance pour une production optimale d’énergie. Rendement élevé même par faible ensoleillement. Résistant et durable pour une longue durée de vie. Facile à installer et compatible avec systèmes 24 V et 48 V.

• Le kit d’installation et les frais de pose sont inclus dans le montant de 5 800 000 Ar

• Des produits de qualité avec garantie incluse pour chaque article.

Raha mila fanazava fanampiny dia midira Mp
Na 034 42 503 73 (Whatssap)

L&M_Divers-Articles dia tsy mitsahatra ny manome fahafam-po ho anareo hatrany

🚙🧳  Porte-Bagage d’Origine Constructeur pour Suzuki Jimny 🚙🧳 • 🏕️ Idéal pour voyages et sorties off-road • 🔧 Matières so...
10/09/2025

🚙🧳 Porte-Bagage d’Origine Constructeur pour Suzuki Jimny 🚙🧳

• 🏕️ Idéal pour voyages et sorties off-road

• 🔧 Matières solides et durables ( Fibre de carbone)

• Misy modèles maro azo hisafidianana

💸Prix :
- 3 Portes : 1.600.000 Ar
- 5 Portes : 1.800.000 Ar
✅Installation Gratuite et sécurisée à la livraison

Raha hanao commande ianao na hijery ireo karazana modèle dia midira Mp amin’ity profil eto ambany ity 👇🏻:
https://www.facebook.com/share/1GwYdKKJ38/?mibextid=wwXIfr

&M_Divers-Articles

🐣Couveuse solaire  Automatique tsara kalitao , tsara endrika ary mateza tsara nefa amin’ny prix mora indrindra no atolot...
18/07/2025

🐣Couveuse solaire Automatique tsara kalitao , tsara endrika ary mateza tsara nefa amin’ny prix mora indrindra no atolotray anareo 🐣
🍃Sady Misy Garentie🍃
🥚 Capacité : - 36 oeufs 🥚 (450.000Ar)
- 64 oeufs 🥚 (550.000Ar)
- 128 oeufs 🥚 (750.000Ar)
- 192 oeufs 🥚 (950.000Ar)
🔸Mety amin'ny karazan'atody : akoho (🐓), Vorona (🦆, 🪿,🦃) , Pigeon (🕊️ ) , Caille sns...
🔹 Affichage numérique complet : Température, Humidité, temps de retournement, Jours, Alarme,....
🍃 Misy mode intelligent ( izany oe pilotage automatique ary tsy manahirana ny mampiasa azy)
💧Humidité et Température Précis
🍃 Retournement automatique isaky ny 2h (azo ovaina) : ⛔ ka noho izany dia tsy mila mamadika tanana intsony ⛔
🔌 Double Alimentation 12Volt na 220Volts (80Watts) : mety apesaina tsara amin'ny délestage na koa any amin'ny toerana tsy misy jirama satria afaka alefa direct amin'ny Batterie 12V izy

🧬Livraison gratuit en ville ary mandefa amin'ny faritra ihany koa

Raha mila fanazavana fanampiny :
☎️ 034 42 503 73
📩Na Mp

Disponible 7j/7 vente en line

&M_Divers_Articles

⚡ Pneu Moto  Tubeless - Adhérence & Longévité🛞🏍️🔹 Type : Vrai Tubeless (Afaka asina chambre à air) , mety amin’ny motos ...
01/03/2025

⚡ Pneu Moto Tubeless - Adhérence & Longévité🛞🏍️
🔹 Type : Vrai Tubeless (Afaka asina chambre à air) , mety amin’ny motos classiques, roadsters sy utilitaires,…

🔹 Performance : Excellente adhérence sur route sèche et mouillée, avec une bonne durabilité. (mety tsara amin’ny lalana mando na maina sady tsy mora lany)

🔹 Confort & Sécurité : Structure optimisée pour une stabilité accrue et un meilleur contrôle en virage. (Manampy Tsara ny stabilité ny moto eny fa na dia any anaty virage ary)

🔹 Montage facile : Convient aux jantes 18 pouces sans chambre à air.

🔹 Utilisation : tout terrain (Mafy be sady ilay tsara qualité)

🔹 Référence et Prix : 300-18 (230.000Ar) , 275-18 (200.000Ar)

🧬Livraison gratuit en ville ary mandefa amin’ny faritra ihany koa izahay

Pour plus d'informations :
☎️ 034 68 745 66
📩Na Mp

Disponible 7j/7 vente en ligne ka noho izany aza misalasala miantso raha misy mahaliana 🙂

&M_Divers_Articles

🍃Produit qualité no amidinay amin’ny vidiny mora indrindra sy mirary ary misy Garantie🍃🐣Couveuse  Automatique à double a...
23/12/2024

🍃Produit qualité no amidinay amin’ny vidiny mora indrindra sy mirary ary misy Garantie🍃

🐣Couveuse Automatique à double alimentation (12/220v) 🐣

🐓 Capacité sy prix : 64 oeufs : 530.000ar
128 oeufs : 700.000ar
192 oeufs : 900.000ar

🔸Mety amin'ny karazan'atody : akoho (🐓), Vorona (🦆, 🪿,🦃) , Pigeon (🕊️ ) , Caille sns...

🔹 Affichage numérique réel : Température, Humidité

🍃 Couveuse intelligent ( izany oe pilotage automatique ary tsy manahirana ny mampiasa azy fa tena tsotra)

💧Humidité et Température Précis

🍃 Retournement automatique isaky ny 2h (azo ovaina) : ⛔ ka noho izany dia tsy mila mamadika tanana intsony ⛔

🔌 Double Alimentation 12Volt na 220Volts (80Watts) : mety apesaina tsara amin'ny délestage na koa any amin'ny toerana tsy misy jirama satria afaka alefa direct amin'ny Batterie 12V izy

🔌 Ny modèle couveuse ato aminay dia miodina fona ny moteur de retournement na 12V ary no apesaina ka noho izany afaka mapiasa 12V hatramin’ny farany

♻️Certification : CE, RoHS, FC ♻️

🎗️ Livré avec :
🔸 Manuel d'utilisation ( Na dia eo aza ny manuel dia misy support sy assistance avy aty aminay manokana )
🔸 Fil 12V , fil 220V
🔸 Filtre à eau
🔸 Mangeoire

🧬Livraison gratuit en ville ary mandefa amin’ny faritra ihany koa izahay

Pour plus d'informations :
☎️ 034 42 503 73
📩Na Mp

Disponible 7j/7 vente en line ka noho izany aza misalasala miantso raha misy mahaliana 🙂

&M_Divers_Articles

Arrivage oh , tongava aingana ary sao tara 🐣Couveuse  Automatique à double alimentation (12/220v) 🐣🍃Produit qualité no a...
08/09/2024

Arrivage oh , tongava aingana ary sao tara

🐣Couveuse Automatique à double alimentation (12/220v) 🐣

🍃Produit qualité no amidinay ary misy Garantie🍃

🐓 Capacité sy prix : 64 oeufs : 530.000ar
128 oeufs : 700.000ar
192 oeufs : 900.000ar
🔸Mety amin'ny karazan'atody : akoho (🐓), Vorona (🦆, 🪿,🦃) , Pigeon (🕊️ ) , Caille sns...
🔹 Affichage numérique réel : Température, Humidité
🍃 Misy mode intelligent ( izany oe pilotage automatique ary tsy manahirana ny mampiasa azy)
💧Humidité et Température Précis
🍃 Retournement automatique isaky ny 2h (azo ovaina) : ⛔ ka noho izany dia tsy mila mamadika tanana intsony ⛔
🔌 Double Alimentation 12Volt na 220Volts (80Watts) : mety apesaina tsara amin'ny délestage na koa any amin'ny toerana tsy misy jirama satria afaka alefa direct amin'ny Batterie 12V izy

🔌 Ny modèle couveuse ato aminay dia miodina fona ny moteur de retournement na 12V ary no apesaina ka noho izany afaka mapiasa 12V hatramin’ny farany

♻️Certification : CE, RoHS, FC ♻️

🎗️ Livré avec :
🔸 Manuel d'utilisation ( Na dia eo aza ny manuel dia misy support sy assistance avy aty aminay manokana )
🔸 Fil 12V , fil 220V
🔸 Filtre à eau
🔸 Mangeoire

🧬Livraison gratuit en ville ary mandefa amin’ny faritra ihany koa izahay

Pour plus d'informations :
☎️ 034 42 503 73
📩Na Mp

Disponible 7j/7 vente en line

&M_Divers_Articles

13/04/2024

Address

Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261344250373

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L&M Divers Articles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share