RTR Shop

RTR Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RTR Shop, Shopping & retail, Antananarivo.

07/05/2025
Ao daholo ve e ? Misy kiraro manja kely ireto  Pointures : 36 ,27,38  Prix 35000ar  daholo
07/05/2025

Ao daholo ve e ?
Misy kiraro manja kely ireto
Pointures : 36 ,27,38
Prix 35000ar daholo

Kapa hoditra  amin'ilay tsara nefa mora Afaka manao livraison  Mp izay lina
27/03/2024

Kapa hoditra amin'ilay tsara nefa mora
Afaka manao livraison
Mp izay lina

Traçage  à sourcil 3D    2en 1 + pince à  épiler  Prix 8000ar
15/03/2024

Traçage à sourcil 3D 2en 1 + pince à épiler
Prix 8000ar

Fourchettes et cuillères  Aminy vidiny mirary 12 000  ar izy roa Amin'ilay matevina inoxydable Afaka  manao  livraison
01/02/2024

Fourchettes et cuillères
Aminy vidiny mirary
12 000 ar izy roa
Amin'ilay matevina inoxydable
Afaka manao livraison

Kapa hoditra  tsara  kely  Pointure  35,36,37Prix Mp izay lina Afaka manao livraison
01/02/2024

Kapa hoditra tsara kely
Pointure 35,36,37
Prix Mp izay lina
Afaka manao livraison

Mandalo ny mora sahady tsara ry reto a  Ilay an'ankizy  zao 20 000  ar  Pointures  22 à 25Ny an-dehibehy  kosa dia 25 00...
17/11/2023

Mandalo ny mora sahady tsara ry reto a
Ilay an'ankizy zao 20 000 ar Pointures 22 à 25
Ny an-dehibehy kosa dia 25 000ar Pointures 38 à 43
Afaka manao livraison

Ireto ndray misy arrivage mamy kely
09/11/2023

Ireto ndray misy arrivage mamy kely

Arrivage manja kely ry reto a mety tsara amin' ity  orana ity ho ny zaza Pointures 21 à 25 Prix 20 000  ar Afaka manao l...
24/10/2023

Arrivage manja kely ry reto a mety tsara amin' ity orana ity ho ny zaza
Pointures 21 à 25
Prix 20 000 ar
Afaka manao livraison
Téléphone 0340345944

Ireto indray ry zareo  kapan-dehilahy amin'ilay tsara qualité  Pointures 38 à 43 Prix 25 000ar  Afaka manao livraison  T...
24/10/2023

Ireto indray ry zareo kapan-dehilahy amin'ilay tsara qualité
Pointures 38 à 43
Prix 25 000ar
Afaka manao livraison
Téléphone 0340345944

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RTR Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share