Produit ETN -efficace

Produit ETN -efficace Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Produit ETN -efficace, Shopping & retail, Besarety, Antananarivo.

ETN 093 BIS SPÉCIAL CALCUL RENALE* (À base de  , mandalodiaraikitra, poireau, céleri, voamboatavo etc...)Akoran-javamani...
29/11/2022

ETN 093 BIS SPÉCIAL CALCUL RENALE
* (À base de , mandalodiaraikitra, poireau, céleri, voamboatavo etc...)
Akoran-javamaniry eto Madagasikara efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny, nodinihina sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa nampitombo ny traikefan'ny ETN-FIMIBEAMA. 20 taona mahery nampiasana natiora...

BONBON ARGILE...(FIXATEUR NATUREL) * Argile verte mélangé avec sésame et autres produits naturels * Source naturelle des...
15/10/2022

BONBON ARGILE...(FIXATEUR NATUREL)
* Argile verte mélangé avec sésame et autres produits naturels
* Source naturelle des minéraux et oligo-éléments
* Très riche en calcium et vit B.1, 3,6,9
* Contre la spasmophilie
* Bon pour le cerveau
* Élimine les mauvais bactéries et les toxines dans le système digestif
* Traite l'infection sur l'appareil urinaire...
* Expérience ETN-FIMIBEAMA en face arrêt bus Ambodimanga Besarety. Plaque vert. Bord de route Principale avec parking...
* Régimes plus de 1 mois. 2 fois par jour... (70 à 100piecs bonbons)

15/10/2022

- PROBLÈMES RÉNALES ( rénale) - DIABETA (Hyperglycémie) - IMPUISSANCE - FIKARAKARANA ATY (FOIE) ...

* Karazany 3 samihafa ireo...

1) - ETN 093 - Hikarakarana ny appareil urinaire ( , , calcul renale...), Mivontovonto (œdèmes)...
* Akoran-javamaniry ahitana Fakatsilo, voamboatavo voahendy, sésame, cannelle, tongolo lay, voanjobory, kingatsy, kabija, soamalondona, ...

2) - ETN 143 - DIABETA - Fikarakarana tahan'ny siramamy ambony (hyperglycémie).
* Akoran-javamaniry matanjaka sy haingam-piasa, ahitana Voana raotra (graine Jamblon), fakam-pary, voamboatavo... miampy akora ETN...

* Ireo diabeta sy olan'ny prostate na ny appareil urinaire ireo no isany miteraka ny IMPUISSANCE ka ilàna fitsaboana ankoatry ny massages sy ny régimes alimentaires...

3) - ETN 150 - FIKARAKARANA ATY (foie gras)
Mety ho an'ny olona manana na somary mandry, mety ho an'ny olona diabetika ihany koa...
* Akoran-javamaniry ahitana Mandalodiaraikitra, fanazava, Karakara toloho, Tamotamo kely, tongolo lay kely, cannelle, talapetraka, artichauts, beroberoka...

* Akoran-javamaniry efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny izay nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa.
* ETN-FIMIBEAMA : 20taona mahery nampiasana natiora sy Akoran-javamaniry samihafa...

* Toerana mazava : Ampitan'ny arrêt bus Ambodimanga Besarety Antananarivo. Plaque fimibeama miloko maitso mavo. Amorondalana. Misy parking...Misokatra isan'andro Alahady hatramin'ny Zoma...

* Fanampim-panazavana : eo amin'ny commentaires ambany eo...
* Efa misy notices manazava ny fomba fampiasana azy tsirairay avy sy ny mety ho faharetan'ny traitements...

POUDRE JAMBLON ...(Voan-draotra gasy)* Akora fototra isan'ny mahomby sy haingana indrindra entina mampidina tahan'ny sir...
06/10/2022

POUDRE JAMBLON
...
(Voan-draotra gasy)
* Akora fototra isan'ny mahomby sy haingana indrindra entina mampidina tahan'ny siramamy ambony.
* Ny ETN-FIMIBEAMA hatreto no mbola manana tahiry kelikely sisa...AMIDY ho an'izay hisafidy hampiasa azy pur...
* Raha misy kosa te hampiasa miaraka amin'ny fangarony dia 30 000ariary ny boccal
(Ireto ny sasany amin'ny fangarony : poudre fakam-pary, voamboatavo voahendy, poudre fakatsilo, Kabija, soamalondona, vatondamba sns....
* Traikefan'ny ETN- FIMIBEAMA avokoa ireo izay nalaina tamin'ireo akora nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny... nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa...
* Toerana mazava : Biraon'ny ETN-FIMIBEAMA : Ampitan'ny arrêt bus Ambodimanga Besarety Antananarivo.
Plaque miloko maitsomavo. Amorondalana, misy parking...

  - PROBLÈMES RÉNALES (  rénale) -  DIABETA (Hyperglycémie) -  FIKARAKARANA ATY (FOIE) ...* Karazany 3 samihafa ireo... ...
03/10/2022

- PROBLÈMES RÉNALES ( rénale) - DIABETA (Hyperglycémie) - FIKARAKARANA ATY (FOIE) ...

* Karazany 3 samihafa ireo...

1) - ETN 093 - Hikarakarana ny appareil urinaire ( , , calcul renale...)
* Akoran-javamaniry ahitana Fakatsilo, voamboatavo voahendy, sésame, cannelle, tongolo lay, voanjobory miampy akora ETN...

2) - ETN 143 - DIABETA - Fikarakarana tahan'ny siramamy ambony (hyperglycémie)
* Akoran-javamaniry ahitana Voana raotra (graine Jamblon), fakam-pary, voamboatavo... miampy akora ETN...

3) - ETN 150 - FIKARAKARANA ATY (foie gras)
Mety ho an'ny olona manana na somary mandry, mety ho an'ny olona diabetika ihany koa...
* Akoran-javamaniry ahitana Mandalodiaraikitra, fanazava, Karakara toloho, Tamotamo kely, tongolo lay kely, cannelle, talapetraka, artichauts, beroberoka...

* Akoran-javamaniry efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny izay nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa.
* ETN-FIMIBEAMA : 20taona mahery nampiasana natiora sy Akoran-javamaniry samihafa...

* Toerana mazava : Ampitan'ny arrêt bus Ambodimanga Besarety Antananarivo. Plaque fimibeama miloko maitso mavo. Amorondalana. Misy parking...Misokatra isan'andro Alahady hatramin'ny Zoma...

Contact:0341219550

Address

Besarety
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Produit ETN -efficace posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share