ShopMix Mg

ShopMix Mg Bienvenue sur notre page ShopMix_MG🤝
Ventes articles en détails Mada(Antananarivo-province)
👉 Abonnez-vous pour ne rien rater de nos arrivages !

24/05/2026

Joyeuse Pentecôte à tous 🎉

Inona ny progamme amin'ity week end lava be ity??☺️
Mba hizarao toerana manjakely any ry ireto an♥️

passez une bonne fête🥰

23/05/2026

Ato daholo ve???
Manaova présent aloha dia partageo , alefako commentaire ny crédit Yas rehefa maromaro nareo❣️

07/05/2026

❌JEU❌
Coucou daholo
Omentsika crédit izay mahavaly an'ito
Inona no surprise "arrivage" mety ho tonga ato amin pejy afaka fotoana fohy???
Indice: ilaina amin andro mangatsiaka

Nb: iray ihany no valiteny
Alefaa ary♥️


ity ary oh😊Araho foana ny pejy Bonne nuit ♥️💤
28/04/2026

ity ary oh😊
Araho foana ny pejy
Bonne nuit ♥️💤

❣️CADEAU CRÉDIT❣️ fa ity aloha misy fanontaniana kely dia sady alefa commentaire eo ny credit rehefa maromaro nareoEfa m...
26/04/2026

❣️CADEAU CRÉDIT❣️ fa ity aloha misy fanontaniana kely dia sady alefa commentaire eo ny credit rehefa maromaro nareo

Efa manakaiky ny ririnina! ❄️ Inona no tena andrasanao amin'ity? Manteau sa Col roulé? Lazao anay ao amin'ny commentaire ny safidinao! 👇

♥️Raha manteau
🥰 Raha col roulé

Jerentsika izay betsaka indrindra
Alefa ary😘

25/04/2026

Coucou fotsiny aloha nareo😘
Bonne journée❣️

23/04/2026

Coucou les followers♥️ mbola tsy ilay vide dressing aloha ity (mbola homanina kely iny) fa mba fanontaniana kely indray☺️
Ho antsika vehivavy, inona no fotoana mahamety style anareo indrindra?
🧥 Ny ririnina: Fotoan'ny palitao sy ny akanjo mihaja.
👗 Sa ny andro mafana: Fotoan'ny akanjo marevaka sy maivana.
Iza no mahazo 'point' aminareo?

Ao mba samy manoratra ao amin commentaire ary😘👇
Mirary tontolo andro mahafinaritra ♥️

20/04/2026

♥️Vide dressing mora be♥️
A partir de 5000 Ariary
Mbola tsy nanaovana ireto fa na tsy antonona fa tery na malalaka be dia alefako raha mety aminareo🙄
Misy taille XXS hatramin taille M
• Pant working
• Boyfriend
• Veste mihaja (mafana sy suedine)
• Veste jean
Video fotsiny fa raha liana ianareo dia alefako eto en détail 😘
Ataovy ao am commentaire hoe "Liana" raha misy liana♥️

11/04/2026

Coucou
Ity tantara ity sady mampihomehy no mampalahelo
Ity indray misy sombitsombiny kely ary😅
Abonneo ny page🥰

09/04/2026

Andao hitsikitsiky indray🥰
Tadidinareo ve ity film ity? Lolo no sipan'ilay bandy😅
Araho foana ny pejy fa alefa eto ihany ny tohiny😊
Afaka partagena😘

09/04/2026

Fikafika kely mahasoa ry ireto an♥️
Zarazarao amin namana🙂

Address

Antananarivo

Telephone

+261328296900

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ShopMix Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share