Izay tinao

Izay tinao Tee shirt personnalisé
Tenue unique

Tonga indray anay eh!📣Nangingina Kely Téo fa Mbola nanomana zava-baovao ho anareo.Efa miverina ny fandraisana commande:T...
26/11/2025

Tonga indray anay eh!📣

Nangingina Kely Téo fa Mbola nanomana zava-baovao ho anareo.

Efa miverina ny fandraisana commande:
Tee shirt anh

Vaovao be koa!📢📢
Mandray commande Polo sy jogging ihany koa izahay.

Tena hoe "Izay Tinao " mihitsy eh😉

🌸Fetin’i Neny atsy ho atsy 🌸Andao tolorana fanomezana tsara kely izy. -Tee shirt coton 100%-Misy loko maro isafidianana:...
10/05/2024

🌸Fetin’i Neny atsy ho atsy 🌸
Andao tolorana fanomezana tsara kely izy.
-Tee shirt coton 100%
-Misy loko maro isafidianana: Fotsy. Mainty. Mena. Mavo. Manga. Mavokely.
-Vidiny: 15000ariary.
-Misy fihenambidy raha maka maro 🤗
Alefaso ny commande ary.

Kely sisa dia ho avy ny Fetin'ny Mpifankatia. ❤ Ireto misy tee shirt couple ho anareo roa. Misy an'ny zaza koa 😆 30000ar...
11/02/2022

Kely sisa dia ho avy ny Fetin'ny Mpifankatia. ❤
Ireto misy tee shirt couple ho anareo roa. Misy an'ny zaza koa 😆
30000ariary izy roa.

Manao livraison ary afaka mandefa amin'ny faritra.

Cadeau pour Papa 😍 -Tee shirt: coton -20000ar
18/06/2021

Cadeau pour Papa 😍
-Tee shirt: coton
-20000ar

Ho antsika mitady fanomezana tsara ho an'i Dada malala 😍 amin'izao fetiny efa akaiky izao. ➡ Ireto misy Tee shirt natoka...
16/06/2021

Ho antsika mitady fanomezana tsara ho an'i Dada malala 😍 amin'izao fetiny efa akaiky izao.
➡ Ireto misy Tee shirt natokana ho an'izany. 👕
Lamba : coton
Afaka misafidy loko tsara ianao 😊
20000 ariary

Manao livraison
Afaka mandefa any amin'ny faritra ihany koa
------------------------------

Pour ceux qui sont a la recherche de cadeau pour la fête des Pères 😍
➡Nous vous proposons ces Tee shirt faites spécialement pour cela. 👕
Tissu : coton ✔
D'autres couleur sont disponible.

Efa akaiky ny fetin'ny reny 😊'Ndao hanome Fanomezana tsara ho an'i Neny 😍✖Tee-shirt: Tissu:coton 100% ✔Maro ny karazany ...
21/05/2021

Efa akaiky ny fetin'ny reny 😊
'Ndao hanome Fanomezana tsara ho an'i Neny 😍
✖Tee-shirt: Tissu:coton 100% ✔
Maro ny karazany ao fa ao tsara avokoa😍
✨

Misy loko maro azo isafidiana. 😁

Manao tee shirt personnalisé ihany koa izahay. 😊☑

Manao livraison 🔶
Afaka mandefa amin'ny faritra 🔶

Heyhey 😁Tee-shirt couple mafatifaty 😍👕  ❤Amin'ny vidiny 40000ariary monja izy roa 🤗✌
12/02/2021

Heyhey 😁

Tee-shirt couple mafatifaty 😍👕

❤

Amin'ny vidiny 40000ariary monja izy roa 🤗✌

Hellooo 🎊❤Plus que quelque jours. Saint Valentin approche❤😍 Personnalisez vos   couple 👕✔ avec la date de votre rencontr...
02/02/2021

Hellooo 🎊❤
Plus que quelque jours.
Saint Valentin approche❤😍

Personnalisez vos couple 👕✔ avec la date de votre rencontre, premier ba**er , fiancaille, mariage , etc 😋💞

A seulement 😉💛

Couleur disponible: gris, bordeau, bleu roi, noir.

26/01/2021

Mp pour commande

Address

Antananarivo

Telephone

+261336727131

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Izay tinao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share