Ny ankizy sy ny tontolony

Ny ankizy sy ny tontolony Vente d'articles pour enfants; vêtements; accessoires; chaussures

24/10/2025

🍼 Ry ray aman-dreny miasa!

Sairana ve ianao mitady olona azo antoka ametrahanao ny zanakao mandritra ny andro?

👩‍🍼 Service Tsinjo dia manolotra tolotra fikarakarana zaza azo antoka sy feno fitiavana 💖
Raha miasa ianao dia azonao atao ny manatitra ny zanakao aty aminay — ho karakarainay tsara izy mandra-piverinao.

📋 Fepetra sy fanazavana

Ento miaraka amin’ny zaza ny zavatra ilainy (lamba, biberon, servieta, sns.).

Tsy voatery hanatitra isan’andro — azonao atao manatitra rehefa ilainao olona hikarakara azy. Aleo miantso mialoha raha handefa zaza.

Raha tianao kosa, afaka mijanona isan’andro ihany koa ny zanakao.

💸 Saran’andro: 4 000 Ar — natao ho zakan’ny rehetra.
🕒 Afaka alaina amin’ny fotoana mety amin’ny ray aman-dreny ny zaza.

🚨 Fanamarihana manan-danja:
👉 Voafetra ho 10 ihany ny isan’ny zaza raisinay, noho ny antony fikarakarana tsara sy fiarovana.
💬 Aza tara, satria rehefa feno dia tsy afaka mandray fanampiny intsony izahay.

📍 Toerana: Ambohitrakely
📞 WhatsApp / Antso: 034 65 535 07
📘 Page Facebook: Service Tsinjo

❤️ Fitiavana, fikarakarana ary fiarovana no laharam-pahamehanay. ❤️

Salama daholo isika maman Vaovao indray no hoentina ho anareo Amin'ny maha ankizy sy tontolony page dia misokatra eto ih...
19/12/2023

Salama daholo isika maman
Vaovao indray no hoentina ho anareo
Amin'ny maha ankizy sy tontolony page dia misokatra eto ihany koa ny massage ho an'ny ankizy
Tinao ho salama sy mantanjaka tsara zanakao? 💪💪
Tsy salama ihany koa izy ?🥺🥺
Malemilemy ?🙁🙁
Anome fahafahampo ho anareo ny ankizy sy ny tontolony dia tongava miditra mp na miantso ny laharana 0323064597 na ny 0346553507
Tsy very anjara amin'izany anefa isika lehibe fa manao massage géneral de la tété aux pieds ihany ko izahay
Vatana reraka,marary lamosina na vatana manaintaina,tsy ampy torimaso ect...
Tarif :

Adulte: 1 heures de séance en salon 20 000 Ar
gratuit ny fikarakarana tarehy na lahy na vavy
Enfants:1h de séance en salon 10 000 Ar
Bébé. : 30 mn de séance en salon 5 000 Ar

Raha domicle kosa dia miampy 3 000 Ar daholo ireo prix ireo raha tsy lavitra
Misy anay Ambohitrakely ambonin'ny fokotany ao amin'ny
"JE PRENDS SOIN DE MOI"❤️❤️❤️

Boatin-drakitra tsara tarehy kelyMety be amin'ny harenakely3 000 Ar frais de livraison   Photo reelMandefa any amin'ny f...
03/10/2023

Boatin-drakitra tsara tarehy kely
Mety be amin'ny harenakely
3 000 Ar frais de livraison
Photo reel
Mandefa any amin'ny faritra
0346553507

Salama daholo isika e🥰❤️Reny ve ianao sahirana mikarakara tokatrano nefa te ampidibola 🤱🤱? Ray te hampitombo ny fidiramb...
10/05/2023

Salama daholo isika e🥰❤️
Reny ve ianao sahirana mikarakara tokatrano nefa te ampidibola 🤱🤱? Ray te hampitombo ny fidirambola ao atokatrano? 🌺🌺 Zatovo te hanana hoavy mamiratra na mbola mianatra na efa miasa ?
🏃🏃🏃🏃 Tongava rapitso eny amin'ny Ecity Tsiazotafo,Cinema Room amin'ny 1h 30
Ho raisinay tsara ianao fa misy Business natao ho anao.
Afaka ny ho tonga amin'ny tanjona hirinao ianao ary tsy ho hanenenanao ny fahatongavana eny 🕴️💃🕴️💃
Apetraho ny fahatokisana ka raha mila fanazavana fanampiny ianao antsoy ny laharana

0346553507

TONGAVA MARO FA HANANA HO AVY MAMIRATRA IANAO

Promossion maman an 🌺🌺🌺 Alefaso commande fa vitsy sisa no ato.Tonga dia alefa 30 000 Ar Na miatso 0346553507 ♥️♥️♥️
14/04/2023

Promossion maman an 🌺🌺🌺
Alefaso commande fa vitsy sisa no ato.
Tonga dia alefa 30 000 Ar
Na miatso 0346553507 ♥️♥️♥️

15 000 Ar 3 a 6 mois 0346553507
28/03/2023

15 000 Ar
3 a 6 mois
0346553507

Address

Ambohitrakely
Antananarivo
101

Telephone

+261346553507

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny ankizy sy ny tontolony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share