5 Minutes MADA.mdg

5 Minutes MADA.mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 5 Minutes MADA.mdg, Betongolo, Antananarivo.

🎬💻 Creation de contenu 🇲🇬

📡 🎥 🎙️ 🎤 📺 PARTAGES- ECHANGES
ANALYSES - INTERPRÉTATION - ENQUÊTES

🌍 Religion - Santé - EDUCATION - ECONOMIQUE - Social - Fait divers - Nature
Technologie - Sport - ShowBIZZ
🔺🎬🌍 Publicité

🌍📡🎬 FAIT Réel

Zany hono e , Apetraka eto fotsiny !! 🎥 Sources Le Jité 🔴 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐌𝐎𝐍𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 : 𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐌𝐞𝐫𝐬𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚 𝐅𝐫𝐚...
17/04/2026

Zany hono e , Apetraka eto fotsiny !!
🎥 Sources Le Jité
🔴 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐌𝐎𝐍𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 : 𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐌𝐞𝐫𝐬𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐲 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 𝟏𝟎 𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚

📍 Raha voalaza fa misy hery vahiny ao ambadiky ny fikasana hamono ny Filohan'ny Fanavaozana, na koa hanakorontana eto amin'ny Firenena, dia fantatra izao fa misy Mersenera Frantsay miisa 10 no efa tafiditra eto Madagasikara.

📍 Araka ny vaovao mari – pototra tokoa (renseignements généraux), dia ny faha 08 Janoary 2026 izy ireo no niara – tonga teny amin'ny seranam – piaramanidina Ivato ary nanambara fa ny ampitson'io ihany diaa efa hiverina any Frantsa. Saingy rehefa nohamarinana izany dia hita fa tsy mbola nisy niala teto Madagasikara izy ireo hatramin'izao.

📍 Marihina fa pasipaorom – panjakana Frantsay (passeports de service francais) no nahafahan'izy ireo niditra teto amin'ny Firenena ary ny ankamaroan'izy ireo dia voatondro fa miasa eo anivon'ny Ministeran'ny Fitsarana Frantsay.

📍 Fantatra ihany koa fa ny sampan – draharaha iasan'izy ireo ao amin'izany Ministeran'ny Fitsarana Frantsay izany dia ny Service national du renseignement pénitentiaire (SNRP) mba hanafenan'izy ireo ny maha – mersenera azy ireo.

🛑 Ireto ny sarin'ireo Mersenera Frantsay miisa 10 ireo, araka ny hita tao amin'ny rindrin'i Harifidy Ramanandraibe.

Araho n'y pejy Raha hanaraka ny toedraharaha sy ny Zavatra misy eto Madagascar

Samy manana ny angatahany matoa ity no fanomezana azontsika 🌶️🌶️🎥 Nahazo seza ve DG , Ministre, Gouverneur , Conseiller,...
05/04/2026

Samy manana ny angatahany matoa ity no fanomezana azontsika 🌶️🌶️🎥

Nahazo seza ve DG , Ministre, Gouverneur , Conseiller, Voay patsi patsa,
Nahazo tomboantsoa manokana ara- dalana amle harena sy volambahoaka dia le niarahana nitolona taminy vahoaka adino 5 volana tsy Tonga ihany....
5volana
Volamena foana malaza , milliards miditra gauche droite , scandale gauche scandale droite.
Na Sambo nafarana vé tsy efa nahatonga firy no tonga raha nanafatra 1000 Tracteur Agricole , Groupe matanjaka hoany Tanandehibe rehetra, Machine industriel mampisy Asa hoany Tanora , sns sns ... sa manao Zavatra hafa mintsy daholo aloha ???
Vola mivoaka anefa mety milliards maro isan'andro 🧐🧐

Rafitra efa Maty io no Mbola lalaovina , film efa nandeha io famitahana vahoaka io e
Misy zatra misy Leo !!
Mampalaelo le vahoaka

💌 29 Mars 2026- Génération Mbola tsy maintsy manaiky anzao ve ? Enganie 🙏 🇲🇬 Mbola mahantra aminy lafiny rehetra ny Mala...
29/03/2026

💌 29 Mars 2026- Génération Mbola tsy maintsy manaiky anzao ve ? Enganie 🙏
🇲🇬 Mbola mahantra aminy lafiny rehetra ny Malagasy 🎥😌
Aiza no makaiza ? Dia Iza no makaiza ? Dia le anona makaiza ?
Iza no mandainga ? Iza no tsy mandainga 🧐🖕
Revy sy Ditra Politique no mameno resaka 🧐🖕

💥‼️ 𝗔𝗭𝗔 𝗔𝗩𝗘𝗟𝗔 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢𝗬 𝗜 #𝗦𝗛𝗬𝗡
Taona maro nahazoana ny fahaleovan-tena, betsaka ireo olona nilaza ho tia tanindrazana nifandimby, hatreto mbola tsy hita ny hazavana, mbola tsy hita ny fanantenana hoy i Shyn teo amin'ny pejiny. Maninona ny fireneko no mbola hoy izy, aiza ireo olon-kendry, aiza ireo olo-marina hoy hatrany i Shyn. Samy izay mahazo dia misitaka, ity reniko Gasikara impiry no voafitaka, voahitsaka hoy ny rantiny.
Ireo ambony latabatra tehafana sy ,etsy ankilany ireo madinika sahirana, mitady zay hoanina anio ho an’ny zanany raha ny nolazainy.
📌Taloha ny avy any ivelany, fa ankehitriny dia isika ihany raha ny nambarany. Mbola afaka miova, mbola afaka manova, aza avela ho faty ho azy ireo Razam-be tsaroana androany ireo hoy izy, aza avela raha tsy tena afaka marina isika ka mahaleo tena ara-tsakafo, fampianarana mipaka fiainana hiainana eto, fahafahana mamorona asa, afafahana tsy hangataka lava amin'ny firenena hafa raha ny nambarany hatrany.

©️Shyn

20/03/2026

Président Philibert Tsiranana 🇲🇬
Interview 🎥

Le gouvernement sénégalais rejette la décision de la CAF d’attribuer la victoire de la CAN 2025 au Maroc sur tapis vert....
19/03/2026

Le gouvernement sénégalais rejette la décision de la CAF d’attribuer la victoire de la CAN 2025 au Maroc sur tapis vert. Dans un communiqué publié mercredi, Dakar dénonce une tentative de dépossession injustifiée et demande l'ouverture d'une enquête internationale indépendante pour soupçons de corruption au sein des instances dirigeantes de la CAF.

Le secrétaire général de la Fédération sénégalaise de football, Abdoulaye Sow, a affirmé que "la coupe ne quittera pas le pays". La Fédération avait annoncé plus tôt qu’elle fera appel de la décision devant le Tribunal arbitral du sport.

Raha ohatra ka hoe 🇲🇬🇲🇬🙂‍↔️🧐🤔
19/03/2026

Raha ohatra ka hoe 🇲🇬🇲🇬
🙂‍↔️🧐🤔

Samy manantena rehefa hoe niova ny Olona Etsy andaniny ...RCR manazava. Tsy efa AMPY ve IZAY ry Malagasy namana 🥴Fahoria...
16/03/2026

Samy manantena rehefa hoe niova ny Olona

Etsy andaniny ...

RCR manazava.
Tsy efa AMPY ve IZAY ry Malagasy namana 🥴

Fahoriana, fahantrana, fanandevozana antsika eto amin'ny tanitsika,
👉 Tsy fandriapahalemana,tsy fisian'ny asa ,
👉 asan- jiolahy,fanolanan-jaza isan'andro ,fitsarana miaro ny tsy rariny, vono olona tsy voafehy,
👉 fitsarambahoaka maro satria tsy misy itokisana intsony ny vahoaka.

💗Mendrika fiainana tsaratsara kokoa isika raha ny harem-pirenena no zahana.
🩵Mendrika ny ho tafita eto amin'ny taniny ny tanora malagasy fa tsy voatery ho any an-dafy vao hoe TAFITA kanefa maro ny asa tsy mendrika voatery ataon'ny tanora any satria tsy manan-tsafidy intsony rehefa any an-tany lavitra any.
💜Mendrika ny ho anisan'ireo firenena sangany aty Afrika i Madagasikara fa tsy gisitra toy ny nisy hatramin'izay.

Miankina amin'ny safidinao, safidiko, safiditsika androany nefa izany rehetra izany.

Mbola hanova olona indray ve?
Zay Efa fahadisoana Nanomboka tamin'ny kirizy 1972... , , , , nifanesy ny kirizy hatramin'ny taona 2025 teo.

🙏Ndao Atambatra ny hery, aza manaiky saratsarahana intsony isika ka ho resy lava satria variana amin'ny adi-poko.
🙏Ndao hanova rafitra
🙏Ndao fa isika rehetra no ilaina ho an'i Madagasikara.

Fanovan-drafitra / RCR
Manohana An'i Laza Razafiarison
Consciencisme




      🇲🇬 Madagasikara, sompitry Afrika ara-bary, ampiditra 16 milliards de dollars, ao anatin'ny 5 taonaNatao resabe hat...
14/03/2026



🇲🇬 Madagasikara, sompitry Afrika ara-bary, ampiditra 16 milliards de dollars, ao anatin'ny 5 taona

Natao resabe hatrany Madagasikara mahaleo tena ara-tsakafo, sompitry Afrika sy Ranomasimben'i Madagasikara.

Fotoana izao, raha ny toe-draharaha jeostratezika no jerena. Izay manana tany midadasika azo ambolena, no tompon'ny fahefana hifehy ny taniny, sy ny fari-dranomasina manodidina azy.

Andao ary jerena ny tany azo ambolena, ny teknika ilaina, ireo fitaovana sy foto-drafitrasa takiana, ny lalana sy tetezana, port amoaham-bokatra, ny teti-bola ilaina sy ny tombotsoa sy asa aterany.

Manana ny volamena mampiditra 100 millions de dollars isan-taona, ary manana tahiry bois de rose efa tapaka mitentina 4 milliards de dollars, ka azo ampiasaina amin'ny fambolem-bary, ny 500 millions de dollars, ristourne ho an'ny Fanjakana.

Fikarohana sy kajy niarahana amin'i IA.

Samia tsara
Patrick

(Sary nindramina, maneho ny fantiantoky ny tantsaha amin'ny fambolem-bary)
-------------

📊 1) Statistiques voka-bary eto Madagasikara (tombana farany)

Madagasikara dia anisan’ny mpamokatra vary lehibe aty Afrika, saingy mbola mampiditra vary avy any ivelany, noho ny fitomboan’ny mponina sy teknika fambolena tsizarizary.

🌾 Surface cultivée en riz
≈ 1,3 – 1,5 tapitrisa ha
≈ 15 % amin’ny tany azo volena monja.

⚖️ Rendement moyen
2,5 – 3,0 t/ha (ambany raha oharina amin’i Azia)
Potential: 6 – 8 t/ha raha modernisé

🏭 Production annuelle paddy (vary an-ketsa)
≈ 4,5 – 5,0 tapitrisa taonina
🍚 Production riz blanc
Conversion paddy → riz blanc ≈ 65 %
≈ 3,0 – 3,3 tapitrisa taonina

🗺️ 2) Faritra mpamokatra lehibe (par région)

🟥 Hautes Terres (Centre)
Analamanga
Vakinankaratra
Itasy
Bongolava ➡️ Riziculture irriguée

🟩 Ouest
Alaotra-Mangoro ⭐ (granary national)
Sofia
Boeny
Betsiboka ➡️ Grandes plaines mécanisables

🟦 Est
Atsinanana
Analanjirofo ➡️ Vary pluvial + bas-fonds

🟨 Sud
Menabe
Atsimo-Andrefana ➡️ Potential élevé avec irrigation

🚀 3) Teknika hampitomboana rendement (hatramin’ny ×2 na ×3)

🌱 a) SRI — Système de Riziculture Intensive
Zana-ketsa tanora
Espace malalaka
Fifehezana rano 👉 Rendement: 6–8 t/ha

🚜 b) Mécanisation complète
Tracteur + charrue + herse
Repiqueuse
Moissonneuse-batteuse
👉 Mitsitsy asa + mampitombo vokatra

💧 c) Irrigation maîtrisée
Barrage
Canaux bétonnés
Station de pompage

🧪 d) Semences améliorées
Variétés hybrides
Résistantes sécheresse/inondation

🌿 e) Fertilisation raisonnée
NPK + compost
Analyse de sol

📈 4) Raha avo roa heny ny surface + rendement amélioré

Scenario national
Surface: 1,4 M ha → 2,8 M ha
Rendement: 3 t/ha → 6 t/ha

👉 Production paddy:
≈ 17 tapitrisa taonina 😮

👉 Riz blanc:
≈ 11 tapitrisa taonina

➡️ Ampy ho an’ny firenena + fanondranana

🏗️ 5) Fotodrafitrasa ilaina

💧 Irrigation
Barrage sy retenue d’eau
Canaux primaire / secondaire
Station de pompage

🚧 Transport
Lalana agricole
Pont de franchissement
Piste pour camions

🏭 Post-récolte
Magasin de stockage
Séchoir
Rizerie industrielle

Sekoly teknika sy Anjerimanontolo momba ny vary

Devis

🌾 FAMBOLEM-BARY MADAGASIKARA
Surface ×2 + Rendement amélioré + Devis + Revenus 5 ans 🇲🇬

📊 1) Situation actuelle (tombana national)
🌾 Surface cultivée : 1,4 tapitrisa ha
⚖️ Rendement moyen : 3 t/ha
🏭 Production paddy : ≈ 4,2 Mt
🍚 Riz blanc : ≈ 2,7 Mt
➡️ Mbola misy importation isan-taona

🚀 2) Scenario PROJET NATIONAL MODERNE

🎯 Hypothèse
Surface vaovao = ×2
Rendement = modernisé (SRI + mécanisation + irrigation)
📏 Surface cultivée
👉 2,8 tapitrisa ha

⚖️ Rendement vaovao
👉 6 t/ha

🏭 3) Production azo
🌾 Paddy
2,8 M ha × 6 t/ha =
👉 16,8 tapitrisa taonina
🍚 Riz blanc (65 %)
👉 10,9 tapitrisa taonina

💰 4) Vola miditra isan-taona
💵 Prix moyen riz blanc
≈ 2 500 Ar/kg
(≈ 0,55 USD/kg)

💸 Revenus annuels
10,9 Mt = 10,9 miliara kg
👉 10,9 Md kg × 2 500 Ar =
🔥 27 250 milliards Ar / an
💲 ≈ 6,0 milliards USD / an

📅 5) Revenus ao anatin’ny 5 taona
🔥 136 250 milliards Ar
💲 ≈ 30 milliards USD

🏗️ 6) DEVIS INVESTISSEMENT NATIONAL

🚜 A) Matériel agricole
Ratio mécanisation:
👉 1 tracteur / 70 ha
2,8 M ha ÷ 70 ≈ 40 000 tracteurs

🚜 Équipements
Matériel
Isany
Prix unitaire
Total

Tracteur 120 HP
40 000
220 M Ar
8 800 Md Ar

Charrue + herse
40 000
25 M Ar
1 000 Md Ar

Repiqueuse
20 000
120 M Ar
2 400 Md Ar

Moissonneuse
20 000
450 M Ar
9 000 Md Ar

👉 Total matériel :
🔥 21 200 milliards Ar
💲 ≈ 4,7 milliards USD

💧 B) Irrigation & Barrages
Pour 2,8 M ha :
Barrages majeurs
Canaux primaires/secondaires
Stations pompage
Drainage

👉 Coût moyen ≈ 6 M Ar / ha
🔥 16 800 milliards Ar
💲 ≈ 3,7 milliards USD

🚧 C) Infrastructures transport
Routes agricoles
Ponts de franchissement
Pistes rurales
Logistique export

👉 ≈ 2 M Ar / ha
🔥 5 600 milliards Ar
💲 ≈ 1,2 milliard USD

🏭 D) Stockage & transformation
Silos
Séchoirs
Rizeries industrielles
Plateformes logistiques

👉 ≈ 1,5 M Ar / ha
🔥 4 200 milliards Ar
💲 ≈ 0,9 milliard USD

💸 7) COÛT TOTAL INVESTISSEMENT

🔥 47 800 milliards Ar
💲 ≈ 10,5 milliards USD

📈 8) Dépenses d’exploitation annuelles
Semences
Engrais
Carburant
Maintenance
Salaires

👉 ≈ 1 M Ar / ha / an
2,8 M ha →
🔥 2 800 milliards Ar / an
💲 ≈ 620 millions USD / an

📅 Dépenses exploitation 5 ans
🔥 14 000 milliards Ar
💲 ≈ 3,1 milliards USD

🧮 9) BILAN GLOBAL SUR 5 ANS
💸 Dépenses totales
Investissement : 47 800 Md Ar
Exploitation : 14 000 Md Ar

👉 TOTAL = 61 800 milliards Ar
💲 ≈ 13,6 milliards USD

💰 Revenus 5 ans
👉 136 250 milliards Ar
💲 ≈ 30 milliards USD

🏆 10) BÉNÉFICE POTENTIEL
🔥 ≈ 74 450 milliards Ar
💲 ≈ 16,4 milliards USD

Aiza ny vola, ahoana no amatsiana ny tetikasa

🌾 PLAN FINANCIER GRENIER À RIZ — VERSION CALCULÉ TAN-TAN

1️⃣ Hypothèse nationale
Surface cultivée: 2,8 M ha (×2 ny surface actuelle)
Rendement: 6 t/ha (SRI + mécanisation + irrigation)
Production paddy: 2,8 M × 6 = 16,8 Mt
Riz blanc: ≈ 65 % → ≈ 10,9 Mt

2️⃣ Revenus 5 ans — riz
Prix riz blanc: ≈ 0,55 USD/kg (~2 500 Ar/kg)
Production 5 ans: 10,9 Mt × 5 = 54,5 Mt
Revenus sur 5 ans: 54,500,000 t × 1 000 kg/t × 0,55 USD/kg =
≈ 29,975 Md USD ≈ 30 Md USD
Revenus annuels: ≈ 6 Md USD/an

3️⃣ Investissement total projet

Poste
Montant estimé

Matériel agricole (tracteurs, repiqueuses, moissonneuses)
4,7 Md USD

Irrigation + barrages + canaux
3,7 Md USD

Transport + routes + ponts
1,2 Md USD

Stockage + rizeries + séchoirs
0,9 Md USD

Total investissement ≈ 10,5 Md USD

4️⃣ Ressources pour financement

🔹 a) Ressources internes (Etat + harena voajanahary)
Ristourne Or: 100 M USD / an → 5 ans = 0,5 Md USD
Ristourne Bois de rose: 500 M USD amin’ny 1ère année

✅ Total ressources internes = 0,5 + 0,5 = 1 Md USD

🔹 b) Participation privée (PPP)
Investisseurs agro: ≈ 4 Md USD sur 5 ans
🔹 c) Contribution population / coopératives
≈ 0,8 Md USD sur 5 ans

🔹 d) Prêts concessionnels / aides internationales
Fanampiny kely hanarenana ny tsy ampy: ≈ 1,2 Md USD

🔹 5️⃣ Synthèse financement (5 ans)

Source
Montant 5 ans (USD)

Etat / harena (or + bois de rose)
1 Md

Partenariat privé
4 Md

Population / coopératives
0,8 Md

Prêts / aides internationales
1,2 Md

TOTAL
7 Md USD

Fanombohana amin’ny investissement initial ≈ 10,5 Md USD, ny sisa azo avy amin’ny revenus riz, no fandoavana sy expansion.

6️⃣ Revenus vs dépenses 5 ans
Revenus riz 5 ans: 30 Md USD
Dépenses exploitation + maintenance + remboursement prêt: ≈ 14 Md USD

🔹 Bénéfice net potentiel 5 ans:
30 – 14 = 16 Md USD

Ampiasaina hanitarana, ho fanonerana crédit, ho fitomboan’ny périmètres rizicoles
Etat mety haka dividends sy reinvestment

7️⃣ Calendrier d’utilisation des ristournes

Année 1: Bois de rose 500 M USD → investissement massif en infrastructure + irrigation + mécanisation

Années 1–5: Or 100 M USD / an → maintenance, semences améliorées, matériel complémentaire

✅ Vokany: projet voaomana tsara amin’ny année 1, ary mitohy maharitra 5 taona amin’ny financement interne sy PPP

8️⃣ Fehiny
Investissement voalohany = 7 Md USD (Etat + privé + population) → project dia maharitra sy rentable

Revenus riz 5 ans ≈ 30 Md USD → profit ≈ 16 Md USD

Harena voajanahary (Bois de rose + Or) → manome impulsion lehibe amin’ny taona voalohany sy fanombohana
Participation privée + population → ownership, fiarovana ny périmètre rizicole

🌍 Impacts majeurs

✅ Autosuffisance alimentaire totale
✅ Export massif vers Afrique & Moyen-Orient
✅ Millions d’emplois ruraux
✅ Stabilisation du prix du riz
✅ Réduction pauvreté
✅ Développement régional équilibré

🧠 FEHINY

🌾 Madagasikara afaka ho
🏆 SUPER PUISSANCE AGRICOLE AFRICAINE

Nindramina taminy Pejy : Patrick Raharimanana

22/01/2026

Betsaka Quartier eto Madagascar 🇲🇬
Mila ovaina otrzao

🇲🇬👉FANTARO Ireo toerana feno   eto Madagasikara  ALAOTRA1 Ambalaomby 2 Ambatoharanana 3 Amboasary 4 Ampandroantraka 5 An...
17/01/2026

🇲🇬👉FANTARO Ireo toerana feno eto Madagasikara

ALAOTRA
1 Ambalaomby
2 Ambatoharanana
3 Amboasary
4 Ampandroantraka
5 Andaingo
6 Andasibe
7 Andrebakely I
8 Anosibe_An"ala
9 Anosibe_Ifody
10 Antanandava
11 Antandrokomby
12 Beparasy
13 Didy
14 Feramanga_nord
15 Fierenana
16 Longozabe
17 Manakambahiny_Est
18 Miarinarivo
19 Morarano
20 Morarano Chrome
21 Niarovana
22 Soalazaina
23 Tanambao Besakay
24 Tratramarina
25 Tratramarina
26 Vohimenakely

AMORON'I MANIA
27 Alakamisy
28 Ambatofitorahana
29 Ambatomarina
30 Ambinanindrano
31 Ambohimitombo
32 Ambovombe Centre
33 Andina
34 Ankazoabo
35 Antoetra
36 Betsimisotra
37 Fandriana
38 Fenoarivo
39 Ilaka
40 Ivato
41 Kianjandrakefina
42 Mandrosonoro
43 Mangataboahangy
44 Miarinavaratra
45 Sahamadio Fisakana
46 Sahatsiho Ambohimanjaka
47 Sandrandahy
48 Soavina
49 Tsarazaza

ANALAMANGA
50 Alatsinainy Bakaro
51 Ambohibary
52 Ambohimalaza
53 Ambolotarakely
54 Ambolotarakely
55 Betatao Poste
56 Bongatsara
57 Fiadanana
58 Fitsinjovana Bakaro
59 Kiangara
60 Mahitsy
61 Marotsipoy
62 Soalandy
63 Soavina
64 Talata Angavo
65 Tsaramasoandro

ANALANJIROFO
66 Ambatoharanana
67 Ambatoharanana
68 Ambohibe
69 Andapafito
70 Andasibe
71 Anjahambe
72 Antenina
73 Antsiatsiaka
74 Miarinarivo
75 Sahatavy
76 Vavatenina

ANOSY
77 Ankaramena
78 Ankarera

ATSIMO ANDREFANA
79 Antaly
80 Fotadrevo
81 Ianapera
82 Soaserana

ATSIMO ATSINANANA
83 Andranolalina
84 Beretra
85 Mahavelo
86 Maroteza
87 Soakibany
88 Tovona
89 Vohiboreka
90 Vohimary
91 Vohipaho

ATSINANANA
92 AmbalapaisoII
93 Ambatofisaka II
94 Ambodiharina
95 Ambodilazana
96 Ambodinonoka
97 Ambohimanana
98 Ambohimilanja
99 Ampasimadinika
100 Ampasimazava
101 Ampasimbe
102 Andekaleka
103 Andonabe_Atsimo
104 Andranobolahy
105 Androrangavola
106 Ankazotsifantatra
107 Anosiarivo
108 Antanambao-Manampotsy
109 Betampona
110 Lohavanana
111 Mahela
112 Marolambo
113 Maroseranana
114 Nierenana
115 Ranomafana_Est
116 Razanaka
117 Sahakevo
118 Sahambala
119 Tsivangiana
120 Vohitranivona

BOENY
121 Ambato_Boeni
122 Ambondromamy
123 Andranomamy
124 Madirovalo

BETSIBOKA
125 Ambalanjanakomby
126 Ampandrana
127 Andriamena
128 Andriba
129 Antanimbaribe
130 Antsiafabositra
131 Bekapaika
132 Bemokotra
133 Beratsimanana
134 Betrandraka
135 Brieville
136 Keliloha
137 Madiromirafy
138 Maevatanana
139 Mahatsinjo
140 Mahazoma
141 Manakana
142 Morafeno
143 Sakoamadinika
144 Sarobaratra
145 Tsararano
146 Tsararova
147 Tsaratanana

BONGOLAVA
148 Ankerana Avaratra
149 Belobaka
150 Bemahatazana
151 Fenoarivobe
152 Fierenana
153 Firavahana
154 Miandrarivo
155 Soanierana
156 Tsinjoarivo
157 Tsiroanomandidy Fihaonana

DIANA
158 Ambakirano
159 Ambatobe Anjavy
160 Betsiaka
161 Manambato
162 Tanambao Marivorakona

HAUTE MATSIATRA
163 Alakamisy Itenina
164 Alatsinainy Ialamarina
165 Ambalakindresy
166 Ambinanindovoka
167 Ambohimahamasina
168 Androy
169 Ankaramena
170 Fiadanana
171 Fitampito
172 Ikalamavony
173 Mahasoabe
174 Mangidy
175 Soaindrana
176 Vinanitelo Andrefana
177 Vohiposa

IHOROMBE
178 Analavoky
179 Antambohobe
180 Ivohibe
181 Maropaika
182 Sakalalina
183 Zazafotsy

ITASY
184 Ambatomirahavavy
185 Amboanana
186 Ambohimandry-Est
187 Amparaky
188 Ankisabe
189 Mandiavato
190 Miarinarivo Sub-urbaine
191 Morafeno
192 Soavinandriana
193 Zoma Bealoka

MELAKY
194 Andramy

MENABE
195 Ambatolahy
196 Ankavandra
197 Ankotrofotsy
198 Anosimena
199 Dabolava
200 Manandaza
201 Miandrivazo

SAVA
202 Ambalabe
203 Ampohibe
204 Anoviara
205 Antananambo
206 Antombana
207 Antsahanoro
208 Antsambaharo
209 Bevohotra
210 Bobakindro
211 Daraina
212 Doany
213 Lanjarivo
214 Maromokotra-Loky
215 Milanoa

SOFIA
216 Ambaliha
217 Ambodimanary
218 Ambohisoa
219 Ambohitoaka
220 Morafeno
221 Tsiamalao

VAKINAKARATRA
222 Ambatomena
223 Ambatomiady
224 Ambodiriana
225 Ambohidranandriana
226 Ambohitompoina
227 Ambohitsimanova
228 Andranofito
229 Andranovelona
230 Antakasina
231 Antanambao
232 Antsampandrano
233 Behenjy
234 Ibity
235 Manandona
236 Mangarano
237 Morarano
238 Sabotsy-Namatoana
239 Sahanivotry
240 Soanindrariny
241 Tsarahonenana
242 Tsinjoarivo
243 Vinaninkarena
244 Ambatoasana Valabetokana
245 Andranomiady
246 Andrembesoa
247 Anjoma Ramartina
248 Ankazomiriotra
249 Anosiarivo Manapa
250 Faratsiho
251 Inanantonana
252 Mahaiza
253 Mandoto
254 Soavina
255 Vasiana

VATOVAVY FITOVINANY
256 Ambalaroka
257 Ambodilafa
258 Ambodinonoka
259 Ambohimiera
260 Ambohimisafy
261 Ambohinihaonana
262 Ambolomadinika
263 Ampasimboraka
264 Ampasimboraka
265 Ampasimpotsy
266 Ampasinambo
267 Analavory
268 Andonabe
269 Androrangavola
270 Ankarimbelo
271 Anteza
272 Antsenavolo
273 Antsindra
274 Befody
275 Belemoka
276 Fasintsara
277 Fenomby
278 Ifanadiana
279 Ifanirea
280 Ikongo (Fort-Carnot)
281 Ilakatra
282 Ionilahy
283 Kelilalina
284 Kianjavato
285 Mahabako
286 Mahazoarivo
287 Manakana
288 Manampatrana
289 Marofotaka
290 Maroharatra
291 Marokarina
292 Maromiandra
293 Marotoko
294 Morafeno
295 Sahalanona
296 Sahalava
297 Saharefo
298 Sandrohy
299 Soavina
300 Tolongoina
301 Tsaratanana
302 Vatana
303 Vatohandrina
304 Vohilava

©Docteur Brice Randrianasolo

Address

Betongolo
Antananarivo

Telephone

+261349538860

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 5 Minutes MADA.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share