Mi"Katta

Mi"Katta Des petites merveilles 💎 rien que pour vous 👜👖👡👗👛🥾🕶📿
Mandroso o 👑

07/08/2026

❌Poketra❌
Livraison rahampitso
Partage + Identification max mahazo 5.000Ar

Live manifika Zoma à 19h00 🥰 Abonneo ny pejy❌Tsy manome details avant live za an❤️Sac de marque sy façon🩵Sac à dos sy Sa...
05/08/2026

Live manifika Zoma à 19h00 🥰 Abonneo ny pejy
❌Tsy manome details avant live za an
❤️Sac de marque sy façon
🩵Sac à dos sy Sac GM
💜Lot sy solde ary cadeaux 🎁
🩷Pépite sy Bomba kely bdb
💎❤️Manaovà commentaire izay identifiena 🥰
❌Afapo daholo ianareo vao misaraka isika an❌

Vadin’iza indray ary ito manoratra ito 😂😂😂Zany eo ihany fa misy live isika zoma hariva, be marque @ io ho an’ilay miandr...
04/08/2026

Vadin’iza indray ary ito manoratra ito 😂😂😂
Zany eo ihany fa misy live isika zoma hariva, be marque @ io ho an’ilay miandry fatratra ❤️❤️❤️
Alefako eo ny avant-goût 🥰

Félicitations Rojo Fâranantenaina ❤️Ao ambany ao ny tirage.Mankasitraka anareo rehetra nilalao indrindra ireo nanome ten...
01/08/2026

Félicitations Rojo Fâranantenaina ❤️
Ao ambany ao ny tirage.
Mankasitraka anareo rehetra nilalao indrindra ireo nanome teny mamy be 😘😘
Ao fa mbola hisy foana ny lalao dia mahazo daholo 😘😘 Mankasitraka be 🙏

01/08/2026

Tirage

Coucou les filles 🥰Efa tamy ao ambadika ao ny arrivage an, sady efa nataoko @ ilay tianareo be mihitsy.❌Lalao kely aloha...
30/07/2026

Coucou les filles 🥰
Efa tamy ao ambadika ao ny arrivage an, sady efa nataoko @ ilay tianareo be mihitsy.
❌Lalao kely aloha❌
☝️Tsotrakely 👍 inviteo ny namana rehetra hanaraka ny pejy (Tout selectionner) dia atao capture d’écran ny porofo ary alefa ato
❤️Izay commentaire voasarika dia mahazo 10.000Ar❤️ TIRAGE SAMEDI A 11H🩵🩷💜

Coucou les filles, lesona kely ary e, reto ny karazana sac Herm❤️s
28/07/2026

Coucou les filles, lesona kely ary e, reto ny karazana sac Herm❤️s

21/07/2026

Rasoanandrasanah Eliane no meilleure partage et identification t@ live t@sabotsy
Mp

18/07/2026

Tsy maintsy lasa rahariva na alindalina aza ny total anareo an ❤️❤️
Mbola handamina kely🙏 Mankasitraka 😘😘

18/07/2026

❤️Poketra❤️
Partage max + identification max = 5.000Ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi"Katta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share