Maison Magnifique

Maison Magnifique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison Magnifique, Wholesale & Supply Store, ANTANANARIVO, Antananarivo.

⏺️ Mivarotra : MATELAS ORTHOPÉDIQUE, ONDANA, PARRURE DE LIT, TAPIS,...
🚛Livraison MATELAS : GRATUITE eto Antananarivo, mandefa any aminy FARITRA
☎️Contact : 034 20 121 13
☎️WhatsApp : 034 20 121 13

Manao LIVRAISON GRATUITE foana eto ANTANANARIVO renivohitra.Aza misalasala manao COMMANDE fa KIDORO azo antoka tsara no ...
12/09/2026

Manao LIVRAISON GRATUITE foana eto ANTANANARIVO renivohitra.

Aza misalasala manao COMMANDE fa KIDORO azo antoka tsara no MATEZA tsara ato aminay.
Misy karazany ny MATELAS SANS RESSORT EN MOUSSE ato aminay fa anjaranreo no misafidy izay mifanaraka aminareo😊

1 : GAMME STANDARD (14 à 20cm épaisseur) ho an'olona kelikely
2 : GAMME CONFORT 20 cm épaisseur ihany natao ho an'olona 70kg miakatra
3 : GAMME 5 étoiles 20cm épaisseur mety ho any olona rehetra

Vaovao vita avy ao MAURICE izy ireo dia afaka tonga dia manatitra izahay

Refy : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm, mandray izay refy mety aminareo ihany koa fa sur commande

📞 034 20 121 13/ WhatsApp / Messenger

MATELAS SANS RESSORT EN MOUSSE 💯Misy karazany 3 izy io ato aminay : 1️⃣Gamme standard : 14 à 20cm épaisseur 2️⃣Gamme con...
08/09/2026

MATELAS SANS RESSORT EN MOUSSE 💯

Misy karazany 3 izy io ato aminay :

1️⃣Gamme standard : 14 à 20cm épaisseur
2️⃣Gamme confort : 20cm ihany ho an'olona milanja mihoatra ny 70kg
3️⃣Gamme 5 étoiles : 20cm épaisseur mety ho any rehetra.

➡️Refy : 90/190,140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm. Ny refy hafa sur COMMANDE.

Manao LIVRAISON GRATUITE foana izahay ho anareo eto ANTANANARIVO renivohitra.
Laharana : 034 20 121 13 / WhatsApp/ Messenger

Misy 3 karazany izao ny MATELAS SANS RESSORT EN MOUSSE tonga dia afaka jifaina mivantana na en ligne ato aminay :🔸 GAMME...
13/08/2026

Misy 3 karazany izao ny MATELAS SANS RESSORT EN MOUSSE tonga dia afaka jifaina mivantana na en ligne ato aminay :

🔸 GAMME STANDARD ( 14 à 20cm épaisseur) natao ho an'olona kelikely lanja izy io (marika manga)
🔸 GAMME CONFORT ( 20cm épaisseur) natao ho an'olona ngeza indray, raha manodidina ny 70kg ny olona hampiasa azy dia ity no atolotray anareo ( marika mena)
🔸 GAMME 5 ÉTOILES (20cm épaisseur) mety ho any rehetra izy ity ( marika maintso)

♦️Mode paiement : Espèce, Mobile Money

📞 034 20 121 13 / WhatsApp

🚛 Livraison GRATUITE eto ANTANANARIVO renivohitra
✅Mandefa any aminy FARITRA izahay dia aterinay GRATUITE tonga eny aminy gare routière ny (frais colis anareo MPANJIFA )

📌 ANDREFANA AMBOHINJANAHARY près Jovenna

15/07/2026

Misy 3 karazany izao ny MATELAS SANS RESSORT EN MOUSSE ato aminay :

🔸 GAMME STANDARD ( 14 à 20cm épaisseur) natao ho an'olona kelikely lanja izy io (marika manga)
🔸 GAMME CONFORT ( 20cm épaisseur) natao ho an'olona ngeza indray, raha manodidina ny 70kg ny olona hampiasa azy dia ity no atolotray anareo ( marika mena)
🔸 GAMME 5 ÉTOILES (20cm épaisseur) mety ho any rehetra izy ity ( marika maintso )

✅Refy afaka jifaina avy hatrany : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm ny refy hafa kosa sur commande ary misy acompte.

📞 034 20 121 13 / WhatsApp
🚛 Livraison GRATUITE eto ANTANANARIVO renivohitra, mandefa any aminy FARITRA izahay (frais colis anareo MPANJIFA )
📌 ANDREFANA AMBOHINJANAHARY

Miasa 6/7j ny service de livraison ato aminay.Tsara ho fantatra fa GRATUITE foana eto ANTANANARIVO renivohitra. MATELAS ...
13/07/2026

Miasa 6/7j ny service de livraison ato aminay.
Tsara ho fantatra fa GRATUITE foana eto ANTANANARIVO renivohitra.

MATELAS ORTHOPÉDIQUE MOUSSE SANS RESSORT ilay ato aminay.
Disponible de suite foana fa afaka manao commande avy hatrany na manantona mivantana anay

Misy GAMME 3 izy ireo izao :
✅GAMME STANDARD ( 16 à 20cm épaisseur) natao ho an'olona kelikely lanja izy ity (loko manga)
✅GAMME CONFORT (20cm épaisseur ihany) natao ho an'olona mihoatra ny 70kg izy ity (loko mena)
✅GAMME 5 étoiles (20cm épaisseur) ihany koa mety ho any rehetra izy ity (loko maintso)

Refy vonona avy hatrany : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm
Mandray refy izay mety aminareo ihany koa izahay fa sur commande

📞 034 20 121 13 laharana ifandraisantsika ary

28/04/2026

📞 034 20 121 13 / Watsapp ny Laharana ifandraisantsika mivantana.

Aza misalasala mametraka fanontanina momba ny MATELAS fa afaka mandray anareo foana izahay hanomezana fahafam-po anareo MPANJIFA

MATELAS ORTHOPÉDIQUES ilay ato aminay, forte densité, Anti-acarien sy bactérien, Hypoalergique dia vaovao tsara ihany koa izy ireo.
Misy gamme 2 ato aminay :
⏩GAMME STANDARD 14 à 20cm
⏩GAMME CONFORT 20cm épaisseur ihany natao ho an'olona plus de 70kg

Refy disponible de suite : 90/190, 140/190, 150/190, 150/200, 160/200, 180/200 ary 200/200cm, ny refy hafa kosa disponible sur commande dia misy acompte 30% ary vita 15andro aoriana.

🚛 LIVRAISON GRATUITE foana eto ANTANANARIVO renivohitra, mandefa aminy FARITRA rehetra ihany koa

01/04/2026

MANKASITRAKA NOSY BE 🙏♥️

Ilay GAMME CONFORT izao ny an'ity CLIENT iray ity no nalainy.
Afaka manao LIVRAISON GRATUITE avy hatrany izahay ho antsika eto ANTANANARIVO renivohitra.
MATELAS ORTHOPÉDIQUES ilay ato aminay, mousse sans ressort ihany koa.

GAMME STANDARD : 14 à 20cm épaisseur
GAMME CONFORT : 20cm épaisseur ihany ho an'olona ngeza mihoatra ny 70kg izy io

Refy : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm

📞 034 20 121 13 / WhatsApp

FAMPILAZANA Mampafantatra anareo izahay ato Maison Magnifique  fa hisy fiakarana ny vidiny kidoro ato amintsika manombok...
28/03/2026

FAMPILAZANA

Mampafantatra anareo izahay ato Maison Magnifique fa hisy fiakarana ny vidiny kidoro ato amintsika manomboka ny volana APRILY.

Noho ny fiakarany AKORA FOTOTRA dia voatery izahay mapiakatra ny VIDINY KIDORO ahafahana manome ny FENITRA sy KALITAO ny KIDORO atolotray anareo.

MISAOTRA foana aminy FANJIFANA sy FAHATOKISANA tompoko 🙏

26/03/2026

TSARA TSONDRANO o🙏
Tongavasoa any FIANARANTSOA any

Aterinay GRATUITE tonga eny aminy TRANSPORTEUR izay safidinareo ny MATELAS ho anareo any aminy FARITRA
Misy avokoa ny refy : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm

📞 034 20 121 13/ WhatsApp
🚛 Livraison GRATUITE ANTANANARIVO renivohitra (6/7j)
Afaka manao livraison DIMANCHE ihany koa fa alefa mialoha ny COMMANDE

Afaka mamatsy tsara izay isa MATELAS ilainareo izahay fa aza misalasala manao COMMANDE.Afaka mijery mivantana ihany koa ...
21/03/2026

Afaka mamatsy tsara izay isa MATELAS ilainareo izahay fa aza misalasala manao COMMANDE.

Afaka mijery mivantana ihany koa dia afaka manao COMMANDE EN LIGNE fa azo antoka tsara izahay.
Tsara foana mampatsiahy antsika fa misy karazany 2 izy io ato aminay :
1 : GAMME STANDARD 14 à 20cm épaisseur natao ho an'olona kelikely izy ity
2 : GAMME CONFORT 20cm épaisseur izay natao ho an'olona plus de 70kg

Mousse 💯 sans ressort, forte densité, anti-acarien et bactérien, hypoalergique, vaovao vita Maurice marque Le sommeil

Refy afaka jifainareo avy hatrany : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm
Mandray izay refy mety aminao ihany koa izahay fa mametraka acompte tompoko

📞 034 20 121 13 / WhatsApp

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo
101

Telephone

+261342012113

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison Magnifique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share