05/09/2024
Salama daholo,misy fourniture vitsy ato ho an'izay mbola tsy nahazo,nafindra fianarana ny zanako dia tsy nilaina,alefako mora.
-Methode boscher 25 000 ar ny 1 vao2 dia 10mil ar efa nampiasaina
-Gouache 35mil ar ny 2
-ardoise 7mil ar
-papier canson couleur 17mil ar
-papier crépon 10mil ariary ny 2
-tablier peinture pour 3 à 5 ans fille et garçon 4mil ar ny 1
-batonnet
-cahier ecriture pm
-Cahier de dessin GM
-protège jaune GF 2 dia orange GF 1
-pot de crayon à fonds stable 1