C'Sou boutique

C'Sou  boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from C'Sou boutique, Shopping & retail, Ivato, Antananarivo.

Misaotra fona reto matoky anay a! Satry mo lany daoly le arrivage teo dia Tonga ndray ny arrivage manaraka a♥️reo iany n...
18/06/2026

Misaotra fona reto matoky anay a! Satry mo lany daoly le arrivage teo dia Tonga ndray ny arrivage manaraka a♥️reo iany no couleur dispo a!
Nefa 02 isaky ny couleur iany no dispo a🥰

✨ Beauty routine = plaisir + confort ✨🌼 Tsara tarehy hatramin'ny accessoires!Ataovy mora sy mahafinaritra ny maquillage ...
12/06/2026

✨ Beauty routine = plaisir + confort ✨
🌼 Tsara tarehy hatramin'ny accessoires!
Ataovy mora sy mahafinaritra ny maquillage sy skincare-nao miaraka amin'ireto kits pastel adorables ireto 💕
😱Loko isafidianana
👍 Livraison partout à Madagascar
🤩Ao ary fotoana tsika a🤩
🤫Prix: 18.000ar fotsiny

✨ "Ny hakanto manomboka amin'ny antsipiriany."Ataovy miavaka ny tranonao amin'ireto fitaratra haingon-trano bordure doré...
10/06/2026

✨ "Ny hakanto manomboka amin'ny antsipiriany."
Ataovy miavaka ny tranonao amin'ireto fitaratra haingon-trano bordure doré ireto🪞. Tsy vitan'ny hoe fitaratra fotsiny izy ireo fa tena haingon-trano manintona maso🥰.

✅ Kalitao tsara
✅ Mety amin'ny toerana rehetra

Rond: 35.000ar
Rectangle : 30.000ar
🗣️ao amin'ny Mp ary ny fotoantsika 🥰

🌟Nouvel Arrivage 🌟🥳Faly izahay mampahafantatra anareo fa tonga ny entana vaovao. 🤫Mitambatra ao ny kalitao, ny hatsarana...
09/06/2026

🌟Nouvel Arrivage 🌟

🥳Faly izahay mampahafantatra anareo fa tonga ny entana vaovao. 🤫Mitambatra ao ny kalitao, ny hatsarana ary ny lamaody farany nefa amin'ny vidiny mirary🤭

✨ Abonnez-vous à notre page pour ne rien rater de nos nouveautés et offres spéciales !

31/05/2026

Bonne fête daholo ny maman rehetra💖
Oataotsika zao ilay fizarana ilay poketra aaa
Félicitations ianareo 03 nahazo tamin'ilay lalao antsika

N°1. Fyh Ravaka N°2. Mireille Aronah Natï
N°3. Nivo Malalaa

Mankasitra anareo rehetra nandray anjara 😍😘

Aza adino manaraka ny pejy de mirary fety sambatra ho an'ny Reny rehetra💖

30/05/2026

salama daholo😀araka ny fangatahanareo de natao androany ny fara-fandraisana anjara lalao Jp cadeaux💖
👉ataotsika Live rariva ny fisarihana ireo 03 tsara vitana ahazo ilay cadeau💖
🌸bonne chance daholy🌸

28/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maman Kenzo Sy Miangola, Fifa Joy Rah, Roots Fa-Ra Madagascar, Ginah Tal, Maman Erickà Jhonatan, Mireille Aronah Natï, Mampionona Raharimalala, Mäh Holii, Rinahsoa Rakotondrina, Veronica Rhr, Lara Stepha, Kevïn Fanomezantso, Biby Masiaka, Rafanomezantsoa Fitiavana, Eliha Sina, Mia Ntra, Fyh Ravaka, Nekena Sergio, Harivola Linah, Zay Mtsam, Olga Raharinirina, Stë Llà, Valyh Souh, Maman Elijah, Aina Malala, Ny Aina Rootsifah, Emyah Emychia, Mah Lina, Harena An'i Neny, Rh Mahatoky, Emmafuchsia Ramanampisoa, Lalaharisøa Randrianarivelo, Andrian Aina, Juslene Rodinah, Melo Rk, Maman Ruddy, Mi Ah, Ba Py, Mendrika Tiah Andrianarisoa, Nivo Malalaa, Poone Raharimalala, Mampionina Randrianasolo, Nitokiana Herinambinina, Maman An'i Baina, Maman Mulan, Fiy Chanta'l Andriantsoa, Manitra Aina, Maman Sylvia, Pi Souh, Mamina Ma'mina

24/05/2026

Tratran'ny Pantekoty daoly😘
Jereo izay tiana ary 💖
mp ra misy tiana na fanotanina a🫡
Prix special fety 🤑🫠🫣🫣

jp cadeaux💖omenay cadeau ianareo na efa😍 maman na mbola😍 futur maman ary!👉asio commentaire "jp cadeaux"👉mentionné namana...
19/05/2026

jp cadeaux💖
omenay cadeau ianareo na efa😍 maman na mbola😍 futur maman ary!

👉asio commentaire "jp cadeaux"
👉mentionné namana 5
👉ataovy partage mode public ity
👉suivre page 'sou boutique tsy adino aa

@29 mai ataotsika ny fisarina izay ahazo ilay cadeaux

💖bonne chance😘

mendrika fanomezana tsamanampaharoa anie 💖neny ee 👉poketra vaovao mifona sachet omena azy
19/05/2026

mendrika fanomezana tsamanampaharoa anie 💖neny ee
👉poketra vaovao mifona sachet omena azy

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C'Sou boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share