Vatosoa Manintona

Vatosoa Manintona ‌ MAHAFINARITRA NY SAINA NY FAHITANA na/sy FANANANA VATOSOA: HITADY NY HEVITRA REHETRA ISIKA ETO HANOLORANA NY MENDRIKA HATRANY ...

19/08/2025
19/08/2025

Ny fankafizana Vatosoa Manintona dia mahalasa lavitra satria madio fo aman tsaina lalan dava...

"Vatosoa Manintona'       MANENDRIKA ANAO
12/08/2025

"Vatosoa Manintona'

MANENDRIKA ANAO

12/08/2025

atosoa "Manintona": Saika miraika amin' ny VATOSOA daholo ny olona. Maninona ny karazan' olona sasany no mitady sy mifantina vatosoa entiny toy ny NAMANA miaraka aminy, ary sahy mividy lafo? Mitondra fitonian-tsaina ho azy ny mandray, na mijery, eny fa na dia mieritreritra fotsiny ary: ka ataony haingo, eny an-tanana (vatom-peratra...?), na hiambozonana, na atao haingo eo ambony latabatra ao an-trano, na any am-piasana. Misy mitondra vatosoa miafina any aminy toy ny "talisman", miantoka ny fahombiazana amin' izay ataony.
- Tsy mba manitikitika ny sainao ve ny hery miafina entin' ny vatosoa "manintona"?
- Izahay te hanomana vatosoa manokana ho anao araka izay hilanao azy: misy "Asa" manokana atao amin' izany.
- Tokony ho madio saina sy tony tsara ny Mpiasa eo am-pikarakarana ilay Vato? Betsaka ny zava-miafina amin' ny ankamaroan' ny olona eo amin' ny fombafomba fanomanana ny Vatosoa "Manintona".
- Na Ianao no mitady ny vato fa izahay "miasa" fotsiny amin' izay hitiavanao azy, na tonga dia izahay no manomana azy manokana ho anao.
- Afaka manatitra eto Antananarivo sy ny manodidina ...

" Vatosoa Manintona " Mitarika anao hamakivaky ny fiainana
02/08/2025

" Vatosoa Manintona "
Mitarika anao hamakivaky ny fiainana

''Vatosoa Manintona''
02/08/2025

''Vatosoa Manintona''

Tonga eto isika ary vonona hieara Vatosoa Manintona ho antsika rehetra tsy an-kanavaka : ny votosoa dia hifandrombahan' ...
31/07/2025

Tonga eto isika ary vonona hieara Vatosoa Manintona ho antsika rehetra tsy an-kanavaka : ny votosoa dia hifandrombahan' ny Olona araka ny hatsarana voajanahary sy ny HASINA entiny.
Manasa anao ny Vatosoa Manintona hiaraka aminy. ..

Address

TANJOMBATO Atsimondrano
Antananarivo

Telephone

+261340338952

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vatosoa Manintona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share