15/09/2026
Spécial retour client isika androany. Faly foana izahay maheno ny retour avy any aminareo. ❤️❤️❤️ Misy ny eto Tana ary misy ny any amin'ny faritra. Mankasitraka indrindra tompoko dia mirary soa ho anareo rehetra izay nanjifa tato aminay. Mbola mandray commande hatrany izahay. 🙏😍🥰